You are here: home > Forum

Mpitondra jiolahimboto no misy eto dago,

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Mpitondra jiolahimboto no misy eto dago,
Valiny : 0
Tovorandria - 17/01/2018 06:00
Tena ren izao tontolo izao ny maha alika ny mpitondra, dia mbola sahy ijanona eo iray segôndra iany ve le ramato minisitry ny fitsarana sy rajao?
Tsy mataho tody, ny vahôka nôna tsy mihinan kanina nefa ry tss saina manao risoriso amina vola 70 000 euro sy 30000Euro ao anatin ny iray segôndra. Tena mampalahelo be le toe tsaina, refa rajao no mapigadra d tsy maits migadra, d na mbola vôsazy aza d refa rajao tranon dainga no manafaka d afaka madiodio. Matahora an andriamanitra ry mpitondra isany, efa sangy mihoatra ny loha izao
Valio | Miverina eny ambony