Fiangonana zandriny

41. rhaj0 ( 25/01/2018 23:31)
gasy1zay:
Raha sanatria zany mananjanaka i rhaj0 ka maty izy dia diso Andriamanitra?

1- TSISY zanak'Andrmntra izany kay moa izany
2- TSISY adidin'Andmntra koa ho'a ireny maty mitsitsitra ireny eee... (nefa ho'a ny croix-rouge sy ny mpanao serment d'Hypocrate mba miezaka ihany)
42. gasy1zay ( 26/01/2018 15:19)

rhaj0:

gasy1zay:
Raha sanatria zany mananjanaka i rhaj0 ka maty izy dia diso Andriamanitra?

1- TSISY zanak'Andrmntra izany kay moa izany
2- TSISY adidin'Andmntra koa ho'a ireny maty mitsitsitra ireny eee... (nefa ho'a ny croix-rouge sy ny mpanao serment d'Hypocrate mba miezaka ihany)

Tena very mintsy ny namako rhaj0 zany an! Asa tanany ny olona rehetra, na izaho na ianao, fa saingy tafasaraka taminy noho ny fahotana, tsy tonga zanak'Andriamanitra isika raha tsy nateraka indray t@ Fanahy fa tsy nofo ( né de nouveau, born again)

TSISY adidin'Andmntra koa ho'a ireny maty mitsitsitra ireny eee... (nefa ho'a ny croix-rouge sy ny mpanao serment d'Hypocrate mba miezaka ihany) tianao ve izy hiasa eo sa tsia? Izy anie te hiasa fa ny olona tsy miantso sy manatona azy e! Ka ireo olona lazain'i rhaj0 fa maty mitsitsitra ireo ve hoa mba mino azy sa tsia? Mino ve fa afaka manova ny fiainana izy sa tsia?

Io rhaj0 na dokotera tsara sitrapo toy ny inona aza ka te hanampy ny hafa rehefa tsy manaiky ho tsaboina ny hafa na tsy mino hoe manampahaizana hitsabo izy dia tsisy inona inona azony atao a!
43. endriny ( 26/01/2018 16:45)
Angaha mila dokotera e. Ivavahana fotsiny ny marary dia sitrana. Raha tena mino ianao.

Fa Izaho mino marina tokoa fa eto Madagasikara dia tsy misy olona 1 tena mpino akory. Hany Ka manjaka ny ratsy sy ny fahalovana ary ny aretina.

Na ireo mpisoratena ho mpino amin’ny serasera, fb, YouTube sns. Dia samy mpiasa rija avokoa. Raha misy iray tena mino ao hoy hono Atra dia tsy aringako sy ampaoriako akory ny Malagasy
44. gasy1zay ( 26/01/2018 18:16)
Ny nanjo an'i Sodoma sy Gomora tsy mitovy ny mahazo ny gasy zao ry endriny a! Ny an'zareo toa tsisy niangana na olona, na trano, na biby ...
45. rhaj0 ( 27/01/2018 21:15)
gasy1zay:
Izy anie te hiasa fa ny olona tsy miantso sy manatona azy e!

ntss... faniriana n'enao fa TSY miasa ary TSY te-hiasa akoriny izao Jesosy sy Andmntrao izao. Hiantso sy hanantona @ ahoana ho'a ny ZAZAKELY ry Gasy1zay aa...

Raha tsy Jesosy sy Andmtnra tsy mahavita "mijery mason-jaza" maty.
46. RBNIR ( 28/01/2018 06:25)
Tena marina ny tenin'Andriamanitra;

« Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony. » (Ohabolana 19:3)
47. rhaj0 ( 28/01/2018 13:33)
RBNIR:
Tena marina ny tenin'Andriamanitra;

« Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony. » (Ohabolana 19:3)

Eny ho'a eee.. "adala" tokoany izay mangataka (mivavaka) dia manantena fa mba ho avotan'i Jesosy sy Andmntra ny ZAZAKELY gasy, maty mitsitsitra isaka ny 10 minitra ao Dago ao.

Ndana ataovy ny devoaranareo ry RBNIR, dia gogoleho hoe, mba ahoana ilay mortalité infantile any @ tanana.. dia eritrereto hoe fa maninona azany ny dokotera sy ny serment d"hypocrate-ny mba miezaka ihany ary miezaka foana, maninona ny croix-rouge manampy na inona na inona ny nataony, na ny politika sy finoan'ny olona ao. Ireo mirotsaka dia manampy ireo dia TsISy miteny hoe, "adala" i ranona na i ranona, na koa hoe, ny "hadalany" no mamparary azy ao.
48. gasy1zay ( 29/01/2018 18:51)

Tsy misy zazakely makany @ dokotera irery zany rhaj0 fa tsy maintsy ny R+R-ny no mitondra azy any @ mpitsabo a! Dia izay koa ny miaraka amin'Andriamanitra
49. rhaj0 ( 30/01/2018 00:28)
Rahefa misy aksida ka misy maratra, na hoe, raha misy marary mitsingidina eny @ arabe, dia tonga dia mamonjy ny croix-rouge sy ny infirmier sy ny dokotera, na inona na inona ny finoana sy politika sy izay nataon'ilay olona, na olon-dratsy akoriny azany izy.

Fa ny an'i Jesosy sy Andmntra, tsy mihetsika ny ankihikeliny raha tsy miankohoka aminy ireo marary sy maratra ireo, indrindra moa ireo ZAZAKELY. Dia ny RaR-n'ireo zazakely indray no amen-dry Gasy1zay tsiny, ary toa lazain-dray Gasy1zay fa "hadalany" akoriny azany. Ary io krizin'ny mortalité infantile any DAgo io koa @ Gasy1zay, dia TSISY tsiny, ary TSISY adidin'i Jesosy sy Andrmntra.

Eny ho'a fa dia "adala" tokoany izay (mbola) manantena (mivavaka) ny hamahan'i Jesosy/Andmntra ny krizin'ny mortalité infantile ohatra, na koa ny lapesta ets...
50. endriny ( 03/02/2018 14:55)
Eo amin'ny finoana dia tsy misy zandriny sy zokiny. fa ilay olom-belona no namorona ny hoe ny ahy no zokiny, fa iry no zandriny.

mafy ihany ilay te hiavaka sy te hanandra-tena e
51. RBNIR ( 05/02/2018 07:21)

endriny:

Eo amin'ny finoana dia tsy misy zandriny sy zokiny. fa ilay olom-belona no namorona ny hoe ny ahy no zokiny, fa iry no zandriny.

mafy ihany ilay te hiavaka sy te hanandra-tena e

Ary manana "bon sens" ihany ange ireto atheist ireto fa tsy azoko mihitsy ny mahatonga azireo tsy hety hino an'i Jesosy e!

raha ny tena marina, ireo fiangonana manana ondry vitsy mihitsy no tena.....

« Fa èty ny vavahady, ary tery ny lalana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy. » (Matio 7:14)

Raha tena hitady ny marina ianao dia any amin'ireny vitsy mpandeha ireny aloha haleha voalohany.....
52. RBNIR ( 05/02/2018 07:22)
Matoa mantsy vitsy ny mpandeha any dia satria mafimafy izay ilay làlana any (ety ny vavahady ary tery ny lalana)
53. gasy1zay ( 05/02/2018 14:22)

RBNIR:

Matoa mantsy vitsy ny mpandeha any dia satria mafimafy izay ilay làlana any (ety ny vavahady ary tery ny lalana)

oh ry RBNIR a, ry Billy Graham anie nanao émission en direct tonga dia olona @ tapitrasany ndray nanaraka azy fa tokony ho tonga saina ihany ny mpitory teny raha tsy misy mpandeha mintsy ny lalany sy ny fiangonana entiny, sao dia mba tsy antso avy amin'ny Tompo matoa tsy misy voany?
54. rhaj0 ( 05/02/2018 17:04)
io ry Gasy1zay, hanontanio mihintsy Jesosy ao @ vavakanao ao, hoe, fa maninona no TSY be mpanaraka toa ny Katolika ohatra ny Hrnrnan'i RBNIR..

Izay manontany dia valiaNY, sy izay mangataka dia ameNY; izay moa ilay izy ooo??

Koa raha TSY mahazo valin-teny avy Aminy izany ianao ao io ry Gasy1zay, dia .. mitovy trousse @ RBNIR ihany ooo?

ka dia averina aminao ihany ny vavanao fa[size=15] tokony ho tonga saina ihany[/size] i Gasy1zay ao io eee...
55. gasy1zay ( 05/02/2018 17:43)

[quote=rhaj0]
io ry Gasy1zay, hanontanio mihintsy Jesosy ao @ vavakanao ao, hoe, fa maninona no TSY be mpanaraka toa ny Katolika ohatra ny Hrnrnan'i RBNIR..

Izay manontany dia valiaNY, sy izay mangataka dia ameNY; izay moa ilay izy ooo??

Koa raha TSY mahazo valin-teny avy Aminy izany ianao ao io ry Gasy1zay, dia .. mitovy trousse @ RBNIR ihany ooo?

ka dia averina aminao ihany ny vavanao fa[size=15] tokony ho tonga saina ihany[/size] i Gasy1zay ao io eee...
[/q

Ny olana anie dia ny namantsika RBNIR tsy hino na hiteny amiko aza Jesosy hoe izao ny antony tsy mampahomby ny an'i Pastera Nirina e!
56. rhaj0 ( 05/02/2018 18:26)
gasy1zay:
Ny olana anie dia ny namantsika RBNIR tsy hino...

Rahefa bitsihin'i Jesosy ianao ry Gasy1zay, rehefa mamaly ny vavaka na fanontanianao Jesosy, dia izay no zava-dehibe. Na hino na tsy hino i RBNIR, dia tsy olana izany, fa fara-faharatsiny aloha, mba mahalala tsara zahay eto, hoe ahoana marina ny bitsik'Andmntra @ Gasy1zay izany, raha ny @ Hrnrn ohatra.

ka mijoroa ho "vavolombelona" re ry Gasyzay aaa... Izay raha tsy diso aho no nanirahan'i JEsosy anao. koa dia aza dia mamorona "olana" tsy misy eo eee ...
57. gasy1zay ( 05/02/2018 21:13)

Ny "paroles de connaissance" dia omen'Andriamanitra mba hahafantaranao zavatra 1 tsy fantatrao mba hijoronao vavolombelona ka ho fantatry ny hafa tokoa hoe tena Andriamanitra no niteny aminao satria tsy tokony nisy nahalala ilay izy raha tsy Andriamanitra. Ohatra hoe afaka omen'Andriamanitra parole de connaissance aho momba ny antony tsy hinoan'i rhaj0.

Amiko tsy mila an'io isika dia afaka mahafantatra ny antony tsy mampandroso ny fiaingonana iray.
58. rhaj0 ( 05/02/2018 21:45)
Danz be indray ity paroles de connaissance an'i Gasy1zay ity..

Ny fahazoako azy izany dia hoe, raha misy zavatra fantatr'i Gasy1zay, nefa supposé tsy tokony ho fantany, dia izay ilay "avy @ Andmtnra"?? Hoe nobitsihan'andrmntra an'i Gasy1zay tao??

io azany fa ndao tsapaina eee... inona no fantatrao ny amiko, nefa tena supposé tsy fantatrao, ary tena tsy renao t@ olon-kafa na koa novakianao teny @ interinety teny.. TEna honnête isika an... ianao honnête milaza izany "paroles de connaissance"-nao izany, ary izaho honnête miaiky raha marina tokoany..

ahoana, deal?? :-)
59. RBNIR ( 06/02/2018 04:54)

gasy1zay:

RBNIR:

Matoa mantsy vitsy ny mpandeha any dia satria mafimafy izay ilay làlana any (ety ny vavahady ary tery ny lalana)

oh ry RBNIR a, ry Billy Graham anie nanao émission en direct tonga dia olona @ tapitrasany ndray nanaraka azy fa tokony ho tonga saina ihany ny mpitory teny raha tsy misy mpandeha mintsy ny lalany sy ny fiangonana entiny, sao dia mba tsy antso avy amin'ny Tompo matoa tsy misy voany?

Tsy azontsika amboamboarina ny tenin'i Jesosy ry gasy1zay a!
Izao no voasoratra:
« Midira amin'ny vavahady èty ianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny lalana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any. » (Matio 7:13)
« Fa èty ny vavahady, ary tery ny lalana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy. » (Matio 7:14)
60. RBNIR ( 06/02/2018 05:43)
Conseil ho an'ny rehetra ity, Miseseha hiditra ao amin'ilay vavahady ety na dia tery aza ny lalàna ao, (aza dia sodokan'ny vavahady lehibe sy lalana malalaka foana e!

Sahia manao dingana lehibe hiditra amin'ny vavahady ety amin'izay....

« Miseseha hiditra amin'ny varavarana ety ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. » (Lioka 13:24)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4006