Fiangonana zandriny

21. rhaj0 ( 17/01/2018 11:39)
tealala:
Ny fahitako hoe fitaka ny ao @ VAF dia ilay t@ resaka peste teto amitsika iny natahotra zareo dia tsy nandeha nivavaka tao Ampefiloha, raha toa ka tena marina nanohy ny vavaka tao amin'ny toerana mahazatra ihany izy fa tsy hoe any an trano no mivavaka fa misy pesta.

Dia ao ianao ry RBNIR sy ny VAF-nao aa...
Efa in-100 kely lazaina hoe, TSY mba renao mihintsy ve ry RBNIR, fa efa nomantsamantsanan'i Jesosy ianao sy Herinirina, ary tao anaty Baiboly mihintsy io, @ ilay hoe :
“Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?”
22. RBNIR ( 17/01/2018 12:32)

rhaj0:

Tsy olana fa aleoko ihany ato rhajo fa ato no mahatsara ahy an!
23. gasy1zay ( 17/01/2018 16:07)
Ny tena toetra tokony ataontsika Kristianina dia ny toy ny nataon'ny mponina tao Beria, rehefa nitory teny tamin'zareo i Paoly dia nohamarinin'zareo hoe tena mifanaraka @ voasoratra ve ilay fampianarana, zay vao noraisiny ho marina sy avy amin'Andriamanitra.
24. gasy1zay ( 17/01/2018 16:19)
Ireto izao misy ohatra vitsivitsy momba ny fampianarana tsy mifanaraka @ baiboly henoko t@ pastera na mpitory teny :

1- Pastera nilaza fa niteny taminy hono Jesosy hoe : izay manala zaza dia tsy ho voavela heloka,

diso satria ny baiboly milaza fa ny miteny ratsy ny Fanahy Masina ihany no tsy ho voavela heloka

2- Mpitory tena nilaza fa rehefa nandray ny Fanahy Masina / Jesoa Kristy ao anaty dia tsy manota intsony

diso satria i Petera mbola nihatsara ivelatsihy t@ mpitondra fivavahana jiosy raha tonga tany Galatia izy ireo ka nihatakataka ny tsy voafora i Petera.

Tsy miaina anaty ota intsony ny Kristianina ary tsy MINIA MANOTA fa mety mbola voafitak'ilay fahavalo indraindray.
25. rhaj0 ( 18/01/2018 02:59)
tealala:
Ny fahitako hoe fitaka ny ao @ VAF dia ilay t@ resaka peste teto amitsika iny natahotra zareo dia tsy nandeha nivavaka tao Ampefiloha, raha toa ka tena marina nanohy ny vavaka tao amin'ny toerana mahazatra ihany izy fa tsy hoe any an trano no mivavaka fa misy pesta.
rhaj0:
Dia ao ianao ry RBNIR sy ny VAF-nao aa...
Efa in-100 kely lazaina hoe, TSY mba renao mihintsy ve ry RBNIR, fa efa nomantsamantsanan'i Jesosy ianao sy Herinirina, ary tao anaty Baiboly mihintsy io, @ ilay hoe :
“Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?”
RBNIR:
Tsy olana fa aleoko ihany ato rhajo fa ato no mahatsara ahy an!

Na efa mantsamantsanan'i Jesosy azany nareo ry RBNIR dia mbola manohy ny ataonareo ihany?
hi hi hi.. satria be ny saosy ao @ VAF ao ???

Dia henatra ho anao ry RBNIR.
26. RBNIR ( 18/01/2018 06:35)
Tsy hitako loatra izay olana amin'i rhajo! izaho v no mantsamantsamany dia ianao no....izay izany ilay hoe any amin'ny tsy mivonto no manaintaina????

Izaho aza tsy sarotiny fa aza dia sarotiny alohan'ny tompony re rhajo a!
27. rhaj0 ( 18/01/2018 23:29)
Tsy hoe "sarotiny" ry RBNIR, fa mba tia hanavoitra ny toetranareo fotsiny aaa... ho hitan'izay mandalo eto tsara.

Ka TSY mahasitrana la pesta izany ry Herinirina nefa mba efa miresaka mivantana @ Jesosy ao hono ee... Ary hitan'i RBNIR fa ... "tsara" izany.
28. endriny ( 19/01/2018 04:15)
Misy fiangonana zandriny izany, izay kely taona noho ny zokiny. Dia misy fiangonana reniny iombonan’ny vehivavy Ary ny fiangonana rainy ho an’ny lehilahy. Dia nisy koa ny fiangonana renibeny ho an’ny vavy antitra, Ary ny fiangonana dadabeny
29. RBNIR ( 19/01/2018 06:43)

rhaj0:

Tsy hoe "sarotiny" ry RBNIR, fa mba tia hanavoitra ny toetranareo fotsiny aaa... ho hitan'izay mandalo eto tsara.

Ka TSY mahasitrana la pesta izany ry Herinirina nefa mba efa miresaka mivantana @ Jesosy ao hono ee... Ary hitan'i RBNIR fa ... "tsara" izany.

Efa novaliana ihany kosa io rhajo a! tsy fomban'i Jesosy hoy aho ny manao demonstration fa izay mino kosa dia handray valimpitia noho ny finoany,

Tsy hoe misy ny pesta dia antsoina indray ny olona ho avy hivavaka hositranina (tsy fomban'i Jesosy izany) fa fomban'ireo mpamitaka....
30. rhaj0 ( 20/01/2018 00:16)
RBNIR:
Tsy hoe misy ny pesta dia antsoina indray ny olona ho avy hivavaka hositranina (tsy fomban'i Jesosy izany) fa fomban'ireo mpamitaka....

@ tantaram-piainan'i Jesosy, dia nampianatra ny Mpianany izy mba "hanasitrana" toa Azy koa. Sa tsy izay ilay izy ry RBNIR?

Avoahy eto ilay episode ry RBNIR, asehoy ny fahaizanao Baiboly, @ ilay episode hoe, vaky vava ireo Mpianatra fa TSY mahasitrana. Dia ahoana hozy Jesosy ry RBNIR?

ka i Herinirina mihambo hoe, tena mikôzy @ Jesosy, ary ianao mihambo hoe mahalala tsara @ voany vokarin'i Herinina. Ka ahoana, TSY mahasitrana pesta izany i Herinirina? TSy mahasitrana cancer koa.. TSY mahasitrana afa-tsy ny poketran'olona miha-mahia aan....
31. RBNIR ( 22/01/2018 08:29)

Izao no tena fampianarany....

« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33)
32. RBNIR ( 22/01/2018 08:31)
Raha tena mivavaka ianao ka manao ny sitrapon'Andriamanitra : izay ilay hoe mikatsaka ny fanjakany sy ny fahamarinany,

Na tsy mangataka aza ianao dia fantany ny tokony hatao ho anao....
33. endriny ( 22/01/2018 13:05)

RBNIR:

Raha tena mivavaka ianao ka manao ny sitrapon'Andriamanitra : izay ilay hoe mikatsaka ny fanjakany sy ny fahamarinany,

Na tsy mangataka aza ianao dia fantany ny tokony hatao ho anao....

Angaha ianao tsy tena mivavaka no toa miverina indray ny pesta, ary Miya mahantra andro aman’alina ny vahoaka tarihinao. Ianao anefa mihanokanona @ 1/10
34. RBNIR ( 23/01/2018 06:42)

endriny:

RBNIR:

Raha tena mivavaka ianao ka manao ny sitrapon'Andriamanitra : izay ilay hoe mikatsaka ny fanjakany sy ny fahamarinany,

Na tsy mangataka aza ianao dia fantany ny tokony hatao ho anao....

Angaha ianao tsy tena mivavaka no toa miverina indray ny pesta, ary Miya mahantra andro aman’alina ny vahoaka tarihinao. Ianao anefa mihanokanona @ 1/10

Raha izaho manokana aloha ry endriny tsy matahotra pesta aho ary tsy manahy amin'izay hohaniko ihany koa....
35. RBNIR ( 23/01/2018 06:45)
Mila fantarina ihany koa ilay sitrapon'Andriamanitra e,

« na dia ao aza Noa sy Daniela ary Joba, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy hahavonjy ny zananilahy na ny zananivavy ireo, fa ny tenany ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany. » (Ezekiela 14:20)

Tsy hoe rehefa mivavaka akory izaho na i pasteur na ianao, dia ho voavonjy ho azy ny sisa rehetra,

Isam-batan'olona ny famonjena, isika rehetra tsy ankanavaka no takin'Andriamanitra hanao ny sitrapony fa tsy olona 1 na 2
36. rhaj0 ( 24/01/2018 01:32)
RBNIR:
Na tsy mangataka aza ianao dia fantany ny tokony hatao ho anao....

Dia pli-vava koa ny anao ry RBNIR. Ilazao an'izany koa ho'a ny ray sy renin'ireo zaza gasy maty isaka ny 10 minitra ee... Izay hoe no "tokony natao ho azy" tao... Ary raha maty ny hanoanana noho ilay "hanina sahaza ho azy", araka ilay vavaka, ireto zaza, dia lazaovy hoe, i Devoly indray no nangalatra ny ramanonaka fa i Andtrmna efa nanome hoe...
37. RBNIR ( 24/01/2018 05:20)
Izay rehetra nangataka tokony nahazo e!

Fa tokony ho fantatra koa aloha hoe IZA ILAY angatahana zavatra sao mangataka ihany nefa any amin'ny tsy izy...

Ianao io izao mety diso adiresy mihitsy hatramin'izay matoa tsy nahazo satria raha zohiko ny resakareo sy gasy1zay dia hita fa ataonao bango tokana ny Andriamanitra...

Maro ny Andriamanitra rhajo fa 1 amin'ireny ihany no tena marina dia Ilay Jehovah Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany,

Koa raha nangataka ianao nefa tany amin'ny hafa, dia normal Be raha tsy nahazo na inona na inona....
38. gasy1zay ( 24/01/2018 14:36)

rhaj0:

RBNIR:
Na tsy mangataka aza ianao dia fantany ny tokony hatao ho anao....

Dia pli-vava koa ny anao ry RBNIR. Ilazao an'izany koa ho'a ny ray sy renin'ireo zaza gasy maty isaka ny 10 minitra ee... Izay hoe no "tokony natao ho azy" tao... Ary raha maty ny hanoanana noho ilay "hanina sahaza ho azy", araka ilay vavaka, ireto zaza, dia lazaovy hoe, i Devoly indray no nangalatra ny ramanonaka fa i Andtrmna efa nanome hoe...

i rhaj0 zany te hahita an'Andriamanitra hiasa nefa tsy mino azy? Raha mikorontana ny tany: fahantrana, hanohanana, herisetra , aretina sns... dia noho Andriamanitra ve? Hoan'i rhaj0 tsy mino an'Andriamanitra zany dia iza no antony?

Ny baiboly dia milaza mazava fa Satana no rain'izao fahamaizinana izao ary dia ho porofoiko amin'i rhaj0

Fa maninona moa no mahantra ny firenena iray? toy an'i Madagasikara ohatra? valiny : noho ny fitiavantena, kolikoly, halatra, tsy fahamarinana, jereo ny baiboly fa zavatra tian'Andriamanitra hialantsika daoly ireo satria FAHOTANA, inona zany mampahantra antsika : fahotana, mety tsy fahotanao akory fa fahotan'ny mpitondra, fa raha mila famonjena ianao hialana amin'io dia tsotra manantona an'I Jesoa Kristy.

Fanontaniana hoan'i rhaj0 ary, ireo gasy maty lazainao ireo ary ve TENA nanantona an'I Jesoa Kristy? Raha hoy ianao hoe eny ny valiny, fanontaniana faharoa : tsisy efitra manakana ny fahasoavan'Andriamanitra hirotsaka eo amin'ny fiainany ve? ( ohatra hoe fahotana na zavatra tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra : fijangajangana, fitiavan-tena, sns...) Raha tsia ny valiny dia fanontaniana farany : mino ve izy ireo fa Jesoa Kristy afaka hanova ny situation-ny?

Raha eny ny valiny dia mino aho fa tsy ho faty noana ny zanany na tany mahantra toy inona aza no misy azy fa Andriamanitra dia mamaly vavaka no mahay fahagagana tsy takatry ny sainao ary raha sahy milaza ianao fa io izy io fa noana nefa tena nanankina ny fiainany t@ Tompo dia izaho mintsy no vonona hividy sakafo ho azy.

39. rhaj0 ( 25/01/2018 11:51)
gasy1zay:
Fanontaniana hoan'i rhaj0 ary, ireo gasy maty lazainao ireo ary ve TENA nanantona an'I Jesoa Kristy?

Mba ahoana koa azany no famakin-dry Gasy1zay ny resaka eto. Efa hoe, ireo ZAZAKELY gasy maty isaka ny 10 minitra no noresahiko.

"TENA manantona an'i Jesoa" @ ahoana ny ZAZAKELY ry Gasy1zay???

Nefa ho'a dia maty mitsitsitran'ny fahantrana ireo izy. Ny fahafatesasn'ny ZAZA gasy ho'a kay izany dia TSY adidin'izao Jesosy izao, ary tena TSISY tsiny mihintsy ho azy ny @ ireo.

Ary ZAZAKELY no noresahiko, fa azo itarina @ ireo "zaza ara-pinoana", izay badrahodra, ary mbola tsy mahay ny revy mazia mazia toa ny fahaizan'ny Kristiana lafatra toa an'i Gasy1zay azy ilay hoe "TENA manantona". Dia ireo badrahodra ireo, mba "mino" @ fahatsoram-pony izany, ireo izay TSY mahay ilay hoe "ahoana ny TENA fanantonana" an'izao Jesosy izao, ireo izany dia tena iavonavonan'izao Jesosy izao, ary avelany ho faty any.

Asa raha mba hain'i Jesosy izany hoe soatoavin'ny croix-rouge izany, na koa ny serment d'Hypocrate... Hypocrate azany nahatakatra an'izany, 400 taona talohan'i Jesosy
40. gasy1zay ( 25/01/2018 17:09)

Raha sanatria zany mananjanaka i rhaj0 ka maty izy dia diso Andriamanitra? Fa i rhaj0 ve mino ihany zany sa tsia e?

Ny zaza dia adidin'ny Ray aman-dReny na ny ara-nofo na ny aram-panahy, tsy misy zaza hiary sakafo ho azy zany raha zaza mena vava, ka amiko raha tsy manankoanina ny zaza dia ny rainy sy reniny no tsy nahavita ny adidiny, ka mbola miverina foana hoe tena nanatona ny mpanavotra ve hoa ry zareo mba hivoahana @ fahantrana.

Amiko ny zaza menavava raha sanatria maty dia makany an-danitra satria hoy Jesoa hoe hoan'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra, fa hoe Jesoa ve handrasanao hanome mofo azy nefa ny rainy sy reny tsy mino ohatra? Tsy zay ngamba no hitranga ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6495