FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY

61. rhaj0 ( 01/02/2018 22:40)
hi hi hi... ahitsy kely: TSy mila mihaingo beuh satria TSY mandeha miangona. :-)

Ka raha ny fahazoako azy izany,
1- dia hoe, TSY hoe mpanankarem-beuh i Gasy1zay, fa na izany aza, relativement "manankarena" ihany.
2- Ary "mino" i Gasy1zay fa dia tena "nampazahoan'Andmntra" ho azy izao "harenany" ao izao

Izay an?...
62. gasy1zay ( 02/02/2018 14:44)

rhaj0:

hi hi hi... ahitsy kely: TSy mila mihaingo beuh satria TSY mandeha miangona. :-)

Ka raha ny fahazoako azy izany,
1- dia hoe, TSY hoe mpanankarem-beuh i Gasy1zay, fa na izany aza, relativement "manankarena" ihany.
2- Ary "mino" i Gasy1zay fa dia tena "nampazahoan'Andmntra" ho azy izao "harenany" ao izao

Izay an?...

Ny harena, ny asa, ny vady, ny zanaka, ny fahasalamana, ny fiadanana, ...avy aminy daoly
63. rhaj0 ( 02/02/2018 15:08)
rhaj0:
Ka raha ny fahazoako azy izany,
1- dia hoe, TSY hoe mpanankarem-beuh i Gasy1zay, fa na izany aza, relativement "manankarena" ihany.
2- Ary "mino" i Gasy1zay fa dia tena "nampazahoan'Andmntra" ho azy izao "harenany" ao izao
gasy1zay:
Ny harena, ny asa, ny vady, ny zanaka, ny fahasalamana, ny fiadanana, ...avy aminy daoly

Mazava be fa misaotra eee...

Ka dia hozy Gasy1zay izany hoe: "nampazahoan'Andtrmna" ny harena, ny asa, ny vady, ny zanaka, ny fahasalamana, ny fiadanana daholo izany:
- i Gazy1zay, kristiana lafatra, mahay mivavaka (mangataka) dia nampazahoaNY
- izaho, atheista, tsy mivavaka tsy nangataka ary naniratsira akoriny azany, nefa toa nampazahoaNY ihany
- ny mahantra, nivavaka nangataka nitalaho, na dia ramanonaka kely ho an-janany fotsiny aza, fa TSy nahazo, na hoe, dia kely lavitra noho ny nomen'Atra an'i Gasy1zay no mba namena azy, fa izay koa hono, hozy Gasy1zay, no "sahaza" azy avy @ Andtrmna.

Mahery ny finoanareo ry Gasy1zay aa... Mahery!...
64. gasy1zay ( 02/02/2018 15:48)

Tsy mbola tena mahery tsara fa tsy mbola nahafindra tendrombohitra aho :)
65. gasy1zay ( 02/02/2018 16:13)

rhaj0:

rhaj0:
Ka raha ny fahazoako azy izany,
1- dia hoe, TSY hoe mpanankarem-beuh i Gasy1zay, fa na izany aza, relativement "manankarena" ihany.
2- Ary "mino" i Gasy1zay fa dia tena "nampazahoan'Andmntra" ho azy izao "harenany" ao izao
gasy1zay:
Ny harena, ny asa, ny vady, ny zanaka, ny fahasalamana, ny fiadanana, ...avy aminy daoly

Mazava be fa misaotra eee...

Ka dia hozy Gasy1zay izany hoe: "nampazahoan'Andtrmna" ny harena, ny asa, ny vady, ny zanaka, ny fahasalamana, ny fiadanana daholo izany:
- i Gazy1zay, kristiana lafatra, mahay mivavaka (mangataka) dia nampazahoaNY
- izaho, atheista, tsy mivavaka tsy nangataka ary naniratsira akoriny azany, nefa toa nampazahoaNY ihany
- ny mahantra, nivavaka nangataka nitalaho, na dia ramanonaka kely ho an-janany fotsiny aza, fa TSy nahazo, na hoe, dia kely lavitra noho ny nomen'Atra an'i Gasy1zay no mba namena azy, fa izay koa hono, hozy Gasy1zay, no "sahaza" azy avy @ Andtrmna.

Mahery ny finoanareo ry Gasy1zay aa... Mahery!...

Tsy mbola hain'i rhaj0 foana ve hoa ny karazan'ny hery misy eto an-tany e!

Andriamanitra no mahery indrindra
Manarakaraka azy aho Satana
Farany ny zavaboahary ( isika ao anatiny)

Ny ahy ny momba ahy rehetra dia avy amin'Andriamanitra satria izy no nametrahako ny fiainako
Misy olona manankarena be, be voninahitra satria nakany amin'i Satana (mety tsy fantany akory) : Franc macon, dadarabe, kalanoro, etc...
Misy olona manankanera noho ny herin'ny tenany fa niezaka mafy, niasa mafy, mety zay ngamba i rhaj0 fa saingy tsy dia tsara io fa raha tratran'ny burn out dia zay no nataony
66. rhaj0 ( 02/02/2018 16:52)
gasy1zay:
Tsy mbola hain'i rhaj0 foana ve hoa ny karazan'ny hery misy eto an-tany e!

Andriamanitra no mahery indrindra
Manarakaraka azy aho Satana
Farany ny zavaboahary ( isika ao anatiny)

Iza no tsy mahay an'ireo (ao @ imazinatioin-nao ao) re ry Gasy1zay, fa ilay hoe, "fiasan'ireo hery" no mampihomehy fa toa nandrabe eee..

1- Na dia mahery azany izany HONO i Andmntra, dia tsy mahaleo ny Satana: rahefa tia hanao ny ataony i Satana dia tanterakany tokoany, nad ia mifanohitra @ sitrapon'ilay "Atra mahery" azany izany. Koa ny atheista toa ahy azany mahavita ny vitany, na dia TSY @ sitrapon'izao "Atra mahery" izao azany izany ho'a.

2- Na dia mahery azany izany HONO i Andmntra, dia TSY manao n'inon'inona @ mahantra, na dia tena mba mila "famonjena" azany zareo.. Fa aleon'Atra HONO mitsinjo sy mi-gater an'i Gasy1zay, izay mahay "mivavaka" sy lafatra tokoa.
Ohatra ho'a izao, ilay "Atra mahery" izao dia mijery fotsiny ireo zazakely gasy maty isaka ny 10 minitra, nefa ireo croix-rouge sy dokotera efa mba mipepapepa ihany. Dia lazain'i Gasyzay toa adala ireto farany ireto, satria tokoany manao zavatra TSY @ sitrapon'Atra, HONO.
67. gasy1zay ( 02/02/2018 17:18)

Ka ny fomba fijerin'i rhaj0 fomba fijerin'olona tsy mino ny fiainana mandrakizay dia normal be, i Satana efa resy fa saingy nomena alalana fotsiny mandramandefa azy any @ farihy mirehitrafo, manankery izy fa ny Kristiana REHETRA nomena fahafehana amin'ny anaran'i JK handrava ny asany
68. rhaj0 ( 02/02/2018 17:36)
Entre-pa fa hotry ny hoe manao dridra-gilo aho @ ity Zazakely gasy maty isaka ny 10 minitra.

Ndana gogoleho ny zaza latsaky ny 5 taona maty ao Dago. Fa nahita isa aho hoe, 44.000 isan-taona t@ 2012, ary pire noho izany aty aoriana izao. Miampy malnutrition chronique giravibe.
Izany hoe eo @ ZAZA IRAY ISAKA ny 12 MINITRA no maty.

Aiza ilay Andmntra "mahery" ry Gasy1zay? Tena avelany ny dokotera sy croix-rouge no mipepapepa adala ao, fa i Andrmntra dia aleoNY mikarakara an'i Gasy1zay, ilay Kristiana LAFATRA ooo????

Sa lazainao fa asan'ny Satana indray io 2012 io? Izany hoe, taorian'ny coup d'etat?
69. gasy1zay ( 02/02/2018 19:40)

Ny coup d'état aloha dia fikomiana ary ny rain'ny fikomiana dia ...Satana, dia mazava hoazy fa hita eran-tany fa refa misy ny fikomiana eo @ firenena iray dia manjaka ny herisetra, fahantrana, kolikoly, aretina, tsy fahampiana ara-tsakafo. ka dia fantatr'i rhaj0 ihany ny valiny fa ilay herin'ny maizina no anton'io.

Tsy manao na inona na inona ve ilay Andriamanitra mahery? Efa nataony ny anjarany 2000 taona lasa zay ka, nalefany ny zanany lahy tokana mba hahafahantsika mandresy ny aretina, ny fahafatesana ary hahafahantsika mandresy an'i Satana sy ny asany, zay anie ny antony evangelisation sy ny tafika masina e!

Marina ny eritreritrao fa intervention an'Andriamanitra vao ho resy ny fahantrana, fahafatesana lazainao io satria herin'ny maizina no ao ambadik'io ka tsy vitan'ny herin'olombelona samy irery no handrava izany saingy miverina @ ilay nambarako foana aho Andriamanitra tsy afaka ny hiditra an-tsehatra raha tsy antsoinao izy hiditra an-tsehatra ka dia tena mampalahelo tokoa fa ny mpitondra fanjakana no heverin'ny olona hahavaha ny olana sy antsoiny andray andraikitra fa tsy ilay tompon'ny hery sy fahefahana.
70. gasy1zay ( 02/02/2018 19:41)

71. rhaj0 ( 02/02/2018 20:22)
Hotry ny (hodianao) tsy hainao marina ny tantaran'ny coup d'etat. Ry Ny HAsina, hozy wikileak, dia niozonozona fa tena i Andmtnra no naniraka an'i TGV. Ry Omar tena nobitsihin'Atra tao hanohana ny zanany ara-panahy. Ry Christine sy ry Organes mpiandry mpanala devoly daholo hono. Ry Norbert dorkasy tsisy tasy...

Olon'Andmntra daholo HONO izany eee... Sa lazain'i Gasy1zay fa olon-tSatana daholo ireo?

F'angaha tsy vavaka lavarenibe no natao ary novalian'Atra ny vavaka, ka tanteraka ny coup d'etat? tsy hitanao Gasy1zay eraky ny youtube angaha i Augustin nijoro fa "vavolombelona" ny @ izany??
72. gasy1zay ( 02/02/2018 21:04)

Tsy fahaizana tenin'Andriamanitra mintsy ireny nataony zareo ireny ko nga tsy loza, tena mahamenatra anie ny fitondratenan'ireo milaza ho kristiana indraindray e! Fa tsy hoe diso fihetsika ny kristiana dia tsy marina ny tenin'Andriamanitra.
73. rhaj0 ( 02/02/2018 21:59)
ka dia "mitsara" ny mpanao coup d'etat izany i Gasy1zay, ka hoe:
"diso fihetsika" ary "mahamenatra' ireto "milaza ho kristiana".

Ka manontania tena ry Gasy1zay fa tsy milevim-belona menatra ao aaa..

Dia hangeren'ny vorona mihintsy izany ve ilay tompon'ny Teny hoe "Kristiana", fa savisavihan-drizalahy fotsiny ity anarana, dia akapony @ ataony ao, sa ....
74. RBNIR ( 05/02/2018 08:05)
iverenako kely ilay resaka vodifanjaitra....

Izao no teny nataon'i Jesosy tamin'ilay mpanankarena:

Jésus, l'ayant regardé, l'aima, et lui dit: Il te manque une chose: va, vends tout ce que tu as, donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans le ciel; et viens, prends la croix, et suis-moi.

Jésus, l'ayant regardé, l"aima et lui dit....

Olona tiany v dia ho avelany ho very fotsiny amin'izao????? Tsy maintsy misy ny fanavotana hataony amin'iny....hoy I Jesosy namarana ny teniny : « Dia talanjona indrindra izy ka nanao taminy* hoe: Iza indray no azo hovonjena?[* Na: nifampilaza]. » (Marka 10:26)
« Fa Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Raha amin'ny olona, dia zavatra tsy hainy izany; fa tsy mba tahaka izany amin'Andriamanitra; fa ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra. » (Marka 10:27)

Rehefa tsy vitan'ny olona intsony: afaka mangataka amin'Andriamanitra izy dia Andriamanitra no hanantanteraka!!!

Ampiasao hoy aho ny saina e!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
75. rhaj0 ( 05/02/2018 12:40)
ka tena mifanojo izany ny imazination-n'i RBNIR sy Gasy1zay eee..

rhaj0:
1- Na dia mahery azany izany HONO i Andmntra, dia tsy mahaleo ny Satana: rahefa tia hanao ny ataony i Satana dia tanterakany tokoany, nad ia mifanohitra @ sitrapon'ilay "Atra mahery" azany izany. Koa ny atheista toa ahy azany mahavita ny vitany, na dia TSY @ sitrapon'izao "Atra mahery" izao azany izany ho'a.

2- Na dia mahery azany izany HONO i Andmntra, dia TSY manao n'inon'inona @ mahantra, na dia tena mba mila "famonjena" azany zareo.. Fa aleon'Atra HONO mitsinjo sy mi-gater an'i Gasy1zay, izay mahay "mivavaka" sy lafatra tokoa.
(..)
F'angaha tsy vavaka lavarenibe no natao ary novalian'Atra ny vavaka, ka tanteraka ny coup d'etat? tsy hitanao Gasy1zay eraky ny youtube angaha i Augustin nijoro fa "vavolombelona" ny @ izany??

RBNIR:
Olona tiany v dia ho avelany ho very fotsiny amin'izao?????

loz'ty... Tian'Andmntra be izany hono i Gasy1zay, i Augustin ary i RBNIR eee...

Aleon'Andmntra mi-gater an-dreo toy izay mamonjy iretsy ZAZAKELY gasy maty isaka ny 12 minitra; dia izay velona moa voan'ny malnutrition chronique efa ho ny 50%-ny, dia TSy rahirahian'izao Andmntra sy Jesoa izao HONO.

Mahery ny Finoanareo ry RBNIR sy Gasy1zay aa... Mahery manko ny imazination-nareo ee...
76. RBNIR ( 05/02/2018 13:08)
diso fandray indray i rhajo! ny zavatra ambarako amin'ny vodifanjaitra dia hoe :
1- tsy mila voatsy ary Andriamanitra (tsy fanjaitra ara-bakiteny ny resaka)
2- tsy afaka milaza mihitsy ny olona aloha hoe very ilay mpanankarena raha nandà an'i Jesosy teo, fa isika tsinona mbola tsy nisy nahafantatra ny tohin'ny tantara,

Izay no ampitako eto fa aza mampilaza ahy zavatra tsy nolazaiko e!
77. rhaj0 ( 05/02/2018 13:24)
RBNIR:
Izay no ampitako eto fa aza mampilaza ahy zavatra tsy nolazaiko e!

Ka mba "lazao" mazava azany ny @ ity fanontaniana ity eee..
mangetaheta fahalalana sy fahamarinana zaho :-)

fanontaniana ho an'i RBNIR fa tsy mety valiany:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??
78. RBNIR ( 05/02/2018 13:24)
tsy afaka lazaina eto ireo hoy aho :-)
79. RBNIR ( 05/02/2018 13:34)
i petera sy ny namany izao nandray zato heny aby nefa tsy nisy nitabataba an'izany na 1 aza ao anaty baiboly...
80. Miharena ( 05/02/2018 13:36)

rhaj0:

RBNIR:
Izay no ampitako eto fa aza mampilaza ahy zavatra tsy nolazaiko e!

Ka mba "lazao" mazava azany ny @ ity fanontaniana ity eee..
mangetaheta fahalalana sy fahamarinana zaho :-)

fanontaniana ho an'i RBNIR fa tsy mety valiany:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??

Ny fanahy no olona aloha vao izay harena na fahantrana mihatra aminy avy.

Ny fiaraha-monina izay nampiasana ny vola sy ny famokarana ary ny rafitra napetraky ny olombelona no mahatonga fahantrana sy fananana.

Ny fitahiana dia mazava fa rehefa feno ara-panahy ny olona dia mahazo fahazavan-tsaina hahita izay anjarany avy, ary io aza dia lazaina mazava fa izay sahaza.

Andriamanitra tsy namorona izay akora fototra ivelomantsika hiadivana fa tokony samy manana rehefa mahay mihary sy mampiasa ireo izay nomeNY ho azontsika ampiasaina sy ampitomboina.

Fehiny : raha vola no atao hoe harena dia diso, fa ny famokarana izay ataon'ny olon-kendry no atao hoe harena mifanaraka kokoa amin'Andriamanitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1033