FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY

41. rhaj0 ( 29/01/2018 11:33)
Ka i Andrmntra ihany no nanome harena (sy fiadanana ao anatin'ny harena) an'ireto olona ireto. Dia avy eo, ataony hoe TSY tafiditra @ vodin-fanjaitran-drameva indray ilay olona...

Fa ireo TSY nampazahoan'Andmntra harena (sy fiadanana) indray HONO no ampidiriny.

inona ary 'ty...
42. RBNIR ( 29/01/2018 12:05)
Ny harena tsy tokony ho sakana (vakio ny bokin'i joba, vakio koa ny momba an'i Salomona)

Izaho sy ianao no mety ho sakana satria raha ny harena no avelantsika mibaiko sy hitarika antsika fa tsy ny sitrapon'Andriamanitra dia tsy ho vita mihitsy ny sitrapony........
43. RBNIR ( 29/01/2018 12:10)
Tsy mitombina koa ilay hoe rehefa manankarena dia ho very avokoa, ary rehefa mahatra dia ho voavonjy d'office,

Ity no fepetra tokana ho an'ny rehetra...

« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)

44. RBNIR ( 29/01/2018 12:12)
misy mahantra nefa vao maika mankahala an'Andriamanitra sady tsy tia manao ny sitrapony,

Misy kosa manankarena nefa tena tia an'Andriamanitra sady tia manao ny sitrapony,

Dia otran'izay, misy mahatra tena tia an'Andriamanitra na dia mahantra aza!!

Misy kosa manankarena nefa tena tsy miraharaha an'Andriamanitra mihitsy sady tena manao Azy ho tsy misy mihitsy aza!!

Raha % aloha dia ny mahantra no tena betsaka tian'Andriamanitra!! hiarahana mahita izany eo amin'ny fiainana fa tsy hoe izaho no mamorona,

45. rhaj0 ( 29/01/2018 12:31)
Ianao mpitam-bolan'i Herinirina io k'lou ve ry RBNIR, mbo lazao mazava etoana:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??
46. RBNIR ( 29/01/2018 12:47)
Tsy filaza eto izany rhajo a!
47. gasy1zay ( 29/01/2018 18:46)

rhaj0:

Ianao mpitam-bolan'i Herinirina io k'lou ve ry RBNIR, mbo lazao mazava etoana:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??

Fa ataon'i rhaj0 inona hono ny volan'i RBNIR ?
48. rhaj0 ( 30/01/2018 01:02)
rhaj0:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??

RBNIR:
Tsy filaza eto izany

Izaho tena mba tia hahita ny lokon'ny volan'i RBNIR ry Gasy1zay aa...

Fa inona no tsy azo lazalazaina ry RBNIR aa ??? ianao anie raha fatra-panafina ao, raha mitsikaroka fotsiny ny olona dia hahita foana eee... Sa "mahamenatra" ny ataonao ao ry RBNIR, dia afenimpenina ??

Izaho izao raha hanontanianao, dia hoy aho hoe, ny fidiram-bolako aty dia eo @ moyenne-n'ny Kanadiana ihany.

ka ahoana ry RBNIR (sy Gasy1zay) aa... "manankarena" (dia tsy tafiditra @ rameva) nareo, sa "mahantra" dia mora mahazo paradisa ??
49. RBNIR ( 30/01/2018 06:47)
rhaj0:

Izaho izao raha hanontanianao, dia hoy aho hoe, ny fidiram-bolako aty dia eo @ moyenne-n'ny Kanadiana ihany.

Tena izahay tsy mahalala ny fiainana any afaka tenenina ve hoe firy euro na otrinona Ariary isambolana eo,

Efa manana trano firy , fiara firy dia mba lazalazao hoe ny mombamomba anao fa liana be izahay????
50. RBNIR ( 30/01/2018 07:54)
Hitanao amin'izay rhajo fa tena sarotra aminao ny hamaly izany eto????
51. rhaj0 ( 30/01/2018 11:58)
tsisy olana ny @ izany ry RBNIR aa... raha mahalala gasy aty Kanada fotsiny ianao dia manontany, dia misosasosa ny fosafosa, f'angaha misy miery? Ka tsy mila mitady fosafosa akoriny ianao fa gogoleho hoe firy ny karama moyen an'ny kanadiana.. Raha ny aty indray, dia izay indrindra no manintona ny immigrant @ Kanada. Tsy sarotra ny mividy trano, fa toa sady mora kokoa noho ny any Eoropa sy Zamerika, no mora mahazo hypotheque.. Ny ankamaroan'ny gasy aty, eo @ 2 na 5 taona miasa dia efa samy manana ny tranony daholo. Ny fiara indray dia tsy maintsy hananana io fa mivelatra be ny tanana ka dia tsy pratique ny bus.

Ary ahoana ny fiainan'i RBNIR sy Gasy1zay ao??

Hitako ery i RBNIR sy Gasy1zay fa "mpanankarena".. raha tsy izany ve tsy mahavita mitokona eto @ internety eto, manana fotoana mihevoka Baiboly fa tsy mila miasa-miasa-be, dia manamari-tena, na manamarina ny harenabe-ny @ resa-Baiboly.

Hitako ery i RBNIR sy Gasy1zay, milingilingy ambony 4x4 rezatrabe, manivatsiva ny fahantran'ny olona.. Mirentirenty ao anaty tranobe, toa salle d'attente-n'ny paradisa, fa nasiana barra-vy sy fefy avobe mba ihavahana @ mahantra, sy alikabe handroaka azy ireo raha manantonantona eo ireo mahantra .. Mbola manana labonne, toa ny olona tany @ 1950s, na koa aza t@ andron'i Jesosy, manana andevo..

sa ahoana? toa (tsy) diso aho e?? :-)
52. gasy1zay ( 30/01/2018 17:31)
Diso ianao rhaj0 fa tsy manana 4x4 zany i gasy1zay a! Fa manana ny ampy kosa aloha fa tsy mahantra fadiranovana e!
53. RBNIR ( 31/01/2018 07:56)
rhaj0:

Hitako ery i RBNIR sy Gasy1zay, milingilingy ambony 4x4 rezatrabe, manivatsiva ny fahantran'ny olona.. Mirentirenty ao anaty tranobe, toa salle d'attente-n'ny paradisa, fa nasiana barra-vy sy fefy avobe mba ihavahana @ mahantra, sy alikabe handroaka azy ireo raha manantonantona eo ireo mahantra .. Mbola manana labonne, toa ny olona tany @ 1950s, na koa aza t@ andron'i Jesosy, manana andevo..

Ahitsiho aho raha diso...

Raha azoko tsara: raha misy mpivavaka iray manankarena dia diso eo anatrehan'ny olona (noho ireo harenany) Izany v tsy toetsain'ireo kmer rouge fahiny ry rhajo????....

Fa raha ohatra kosa ka misy athée anankiray, tafita be otran'i rhajo izay manao sous entendu eto fa manana sy manana trano maro (mora azo ny trano any hoy ianao) possible efa manana fiara maro koa angamba, dia tsy fahadisoana izany eo anatrehan'ny olona??? satria tsy mpivavaka no manankarena???

54. RBNIR ( 31/01/2018 07:58)
hoy mantsy i rhajo ery ambony hoe :

Raha ny aty indray, dia izay indrindra no manintona ny immigrant @ Kanada. Tsy sarotra ny mividy trano, fa toa sady mora kokoa noho ny any Eoropa sy Zamerika, no mora mahazo hypotheque.. Ny ankamaroan'ny gasy aty, eo @ 2 na 5 taona miasa dia efa samy manana ny tranony daholo. Ny fiara indray dia tsy maintsy hananana io fa mivelatra be ny tanana ka dia tsy pratique ny bus.
55. RBNIR ( 31/01/2018 11:10)
Fa averiko eto ity fanontaniana napetrako tamin'i tealala ity,

Diso v hoy aho i petera raha tanteraka taminy ity teny ity?

« Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara, » (Marka 10:29)
« ka tsy handray zato heny amin'izao andro ankehitriny izao-dia trano sy rahalahy sy anabavy sy reny sy zanaka sy tany mbamin'ny fanenjehana-ary amin'ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay. » (Marka 10:30)

diso v izy raha nandray trano zato tamin'i Jesosy???

Ny fivelomany amin'io????...« Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara. » (1 Korintiana 9:14)
56. RBNIR ( 31/01/2018 11:14)
Na izany na tsy izany hovaliko ihany ianao....

Amin'ny ankapobeny dia ity no tanteraka amin'ireo izay tena manompo azy.....

« Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay. » (Matio 6:11)

Izay "sahaza" no omeny,

Ary ity teny ity dia mitombona hatrany...

« Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin'ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana? » (Matio 6:25)
« Tsinjovy ny voro-manidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any an-danitra mamelona azy. Moa tsy mihoatra lavitra noho ireny va ianareo? » (Matio 6:26)

Mihoatra lavitra ny fihahiny ny biby ny fihahiny ny mpanompony.....
57. rhaj0 ( 31/01/2018 11:40)
hi hi hi.. asafotofoton-dry RBNIR ny resaka, asisisiny h@ kmehr rouge, ary dia TSY valiany ny fanontaniana..

RAha ny @ izaho aty @ tany Kapitalista aloha, dia efa izay ny revin'ny aty dia izay izany. Ny 1% no tompon'ny 50%-n'ny harena. Vaka mihintsy ny saiko hoe, ilay mahantra, tsy noterena tsy novozonana, nefa dia mifidy an'i Trump; nefa ilehio tsy mieritreritra afa-tsy ny 1%, ampitombo ny fandrapahana misimisy koakoa ihany ny ramanonaka tokony mba ho an-janany ao. Ka dia izay no vokam-pifidianana safidim-bahoaka, ka dia manaraka ny onjany raha iaho izany ee..

Fa @ io haremben'ny mpanankarena io, dia "kristiana mpino beuh" ny ankamaroany (Republican). Efa nozaraiko teto ilay "vavaka fisaorana" an'Atra sy Trump.

Fa dia misy dia misy tokoany amin-dreo no "manamarina" ny harembeny ara-baiboly. Hoe, araka io filazan'i RBNIR azy io tsara mihitsny, hoe "Izay "sahaza" no omeny".

Ka dia izay izany izy io ry RBNIR an...ka valio mazava ny fanontaniana azany fa hainao tsara anie ilay izy eee..

Ka izato ianao re ry RBNIR, mba manao ahoana aaa ???

fanontaniana ho an'i RBNIR fa tsy mety valiany:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??
58. gasy1zay ( 31/01/2018 20:57)

Fanga moa rhaj0 tsy any canada koa inona no idiran'i Trump amin'ny fidirambolanareo? Sa i Trudeau tsy Kristiana mijoro dia tsy kianina dia aleo aloha Donald no velivelesina eto

Tena tsy aritro ilay nosoratan'i rhaj0 tetsy ambony fa dia nigoogleko tokoa dia nahita aho fa
74287$ hono fidirambolan'ny tokatrano 1,
http://plus.lapresse.ca/screens/07f34ef2-15ed-4fa4-8be7-ebe4e7949c80__7C___0.html

karama brut ve io rhaj0 sa efa afakaratsaka ny hetra? tena efa milliard fmg zany an!
59. rhaj0 ( 31/01/2018 21:41)
Ny @ Trump aloha, dia mandaginina fa io dia hoe, rahefa voan'ny sery ny Etazonia, dia i Kanada no mievona. Misy fiantraikany be dia be aty ny halozan'i Trump. Ohatra izao, mivoaka ary lasa "normal" koa ny rasisman'ny sasany..

Fa na izany aza, dia tena soa ihany fa Trudeau dia libéral, ary dia ny lafiny politika sy ekonomika sy ny religion sy ny marijuana sy ny avortement koa ohatra izao mety (amiko) tsara daholo.

Raha ny karama indray, dia aza mikorapaka fa karaman'ny tokatrano (miasa lahy sy vavy) ary karama isan-taona io, ary mbola angalana hetra (efa ho 20-30%).

io tokoany rahefa mandalo any Dago ny avy aty, dia eritreretinareo fa milliardaire daholo. Tsia. Efa hoe moyenne-n'ny kanadiana fa tsy ilay 1%. ilay hoe manana trano dia hypotheque, aloha tsikelikely mandritra ny 25 taona. Latsaka kely ny hofan-trano, raha manofa trano, ny haloa @ hypotheque, nefa ny trano avy eo lasanao. Koa na ny fiara azany aloa tsikelikely mandritra ny 5 taona. Koa na ny machine a laver koa ohatra, tsikelikely mandritra ny 4-5 taona. Fa dia velona tsotsotra zahay eee.. sambatra @ izay anananay ato. Satria zahay koa tsy manenjika lamaody sy TSY ireny superconsommateurs be ireny, fa mbola gasy ee... Tsy mila mihaingo mandeha miangona izany, sady tsy voarebirebin'izao adala sy mpanararaotra rehetra izao @ izany 1/10-karena izany.

Fa ... izato ianao koa ry Gasy1zay, mba manao ahoana aaa ... :-)

fanontaniana ho an'i RBNIR sy Gasy1zay fa tsy mety valiany:
-- mpanankarena ve? Ary ny harenanao dia "namen'Andrmntra" ho anao?
-- sa mahantra??? Ary TSY mba nampazahoan'Andmntra ianao ao io izany??

[/quote]
60. gasy1zay ( 31/01/2018 22:27)

Maninona tsara hoe??? Tsy mila mihaingo mandeha miangona izany hay ve miangona i rhaj0 e?
Ny ahy ve? Izaho hoy aho manana ny ampy, manana fiara tsotra, tsy gadroaka be nefa tsy luxe be koa, asa amin'ilay sahaza, tsy mandray vola be mitafotafo nefa asa be mpaniry ihany koa, tsy manana goût du luxe nefa tsy hoe miafy be koa nefa , ny afaka ambarako dia ny farimpianako miaraka amin'Andriamanitra dia miakatra mifanaraka @ besoin-nay mianakavy kely, ohatra hoe ny karamo zao vao niasa dia tena ampy ahy tsara satria celib za t@ zany ary nipetraka t@ R+R, fa nony nanambady 5 taona taty aoriana dia efa ho 3x ny raisiko t@ vao nanomboka niasa ny noraisiko, ohatrany hoe fantany hoe hoatrinona no ilainay e! azon'i rhaj0 ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5271