FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY

141. rhaj0 ( 16/02/2018 17:25)
Dia ahoana no hiheveran'ny Atheista fa "zanaky ny tsy misy" izy ry Gasy1zay?

Ny @ "zanaky ny tsy misy" lasa any @ Helo indray, dia efa nalamina dia nasesy, fa misy karazany ny zanak'izao Andmntra kristiana (imazinera) izao ee..
1- ny kristiana LAFATRa, toa an'i Gasy1zay
2- ny kristiana PRÉFÉRÉ, toa an'i RBNIR
3- ampiako iray, ny Kristiana Fondamentaliste, toa an'i Miharena
4- ny kristiana BADRAHODRA, izay mépriser-n'ireo kristiana eo ambony ireo
5- ny Atheista dia TSY kristiana.

Asa raha mazavazava aminao @ izay ny resaka rehetra teto ry gasy1zay..
142. gasy1zay ( 16/02/2018 20:53)

rhaj0:

Ka i rhaj0 anie no tsy mahazo fa tsy zaho e! efa miteny aho hoe tsy misy zanak'Andriamanitra badrahodra sy makany amin'ny helo zany, zaho nihevitra hoe i rhaj0 no nihevitena zanak'Andriamanitra ho lasa any amin'ny helo fa rehefa nanamafy rhaj0 fa tsy zanany dia cqfd tsy misy zanak'Andriamanitra lasa any @ helo araky ny fanambarana nataon'i rhaj0 hoe mba iza laotra zao Andriamanitra mandefa ny zanany any @ helo izao.
143. rhaj0 ( 16/02/2018 21:36)
gasy1zay:
miteny aho hoe tsy misy zanak'Andriamanitra badrahodra sy makany amin'ny helo zany

Ka tanisao eto azany ry Gasy1zay hoe, O Iza Iza no "mankany @ Helo" eee...
- ireo Mpanota? ny Mpanankarena nitaingina Rameva?
- Sa indray, ny Ejipsiana t@ andron'i Mosesy? i Ranavalona?
- Sa koa, i Einstein sy Mandela? ny Dalai Lama? ny Sinoa sy Karana ary Japanizy amina milliards? Ny Siantista?

hi hi hi.. f'angaha ho'a tsy "zanany" daholo HONO ireo olona rehetra eto ambony tany, satria dia "creation"-ny daholo HONO ee ?? Araka ny finoanareo Kristiana mantsy, na Jiosy na Jentilisa, na Gasy na ny Ntaolo dia "zanany" daholo daholo HONO.

Dia tsihaitsihay mihintsy ny imazination-dry Gasy1zay ity... tapaho ny hevitra ry Gasy1zay aa... Rahefa tsy hainao, dia hanontanio Fransisy eee...
144. Miharena ( 17/02/2018 11:43)

Raha ity fanontaniana ity no resahana dia lazaina mazava fa safidy no mandrindrina rehefa itoriana ny marina. Ny Ray ao an-danitra no manambara ny Tenany sy manome ny Zanany harahina mba handova Azy. Ny olana anefa dia nandrindrina ny olona satria hono manana safidy. Dia mandeha any amin'ny tsy izy izy ireo.

Raha toa ka tsy notantaraina tao anaty Baiboly fa nisy ireo Devoly mpanohitra an'Andriamanitra Mpahary dia diso ny Baiboly. Safidy ny mandeha any amin'ny helo, dia any amin'ny mpanohitra ny Mpahary izany.

Te-handrombaka ny olona ny Devoly handeha any aminy. Dia voaforona izao hoe ateista izao hono e! Izao fasista izao e! izao bodista izao sy ny mpanao fampianarana araka ny mahaolona mba harahana toa ny mondialista eh! sns...

ka io Rhaj0 safidy a! betsaka dia betsaka ny firehan-kevitra mitobaka et oambonin'ny tany ho an'izay namorona azy aby dia manaraka ny bodo sy adala fa izay mahalala ny marina ihany no voavonjy amin;izy ireo e!
145. rhaj0 ( 17/02/2018 14:37)
la la la la lè re daholo foana fotsiny ny anao ry Miharena, fa tanisao eto, O Iza Iza aby no lasa any @ Helo, hiaraha-mahita eto eee..
146. gasy1zay ( 19/02/2018 15:28)

rhaj0:

la la la la lè re daholo foana fotsiny ny anao ry Miharena, fa tanisao eto, O Iza Iza aby no lasa any @ Helo, hiaraha-mahita eto eee..

Fa i rhaj0 ve mba mamaky ny zavatra soratan'ny sasany sa dia faly hanakiana fotsiny e? Ny olona rehetra = asan'ny tanany, izay manaiky an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy = zanany.

Ny asan'ny tanany tsy manaiky an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy no lasa any amin'ny helo, ka efa nambarako fa tsy misy zanany lasa any @ helo zany raha tsy hoe nanova statut nga izy ka niteny hoe aleo za hiala tsy ho zanaka ( apostazia) : mazava ve ry rhaj0 ny manavaka ny asan'ny tanany sy ny zanany?
147. rhaj0 ( 19/02/2018 18:56)
rhaj0:
la la la la lè re daholo foana fotsiny ny anao ry Miharena, fa ...
gasy1zay:
Fa i rhaj0 ve mba mamaky ny zavatra soratan'ny sasany...
rhaj0:
... fa tanisao eto, O Iza Iza aby no lasa any @ Helo eee..

hi hi hi... ka kôpy ihany va ianao ry Gasy1zay sa vera aa...
"fanontaniana" mazavabe napetraka taminao koa io, ka dia averina aminao ny pile-nao eee
Fa i Gasy1zay (sy Miharena) ve mba mamaky ny zavatra soratan'ny sasany eee...
148. gasy1zay ( 19/02/2018 19:05)

Efa novaliako eo ambony eo fa vakio tsara e!
149. rhaj0 ( 19/02/2018 19:11)
Ameo ANARANA ry Gasy1zay fa mody asafotofoto eo fotsiny ee.. Ka toa tsy mahasahy milaza ny marina ve ny Kristiana fa miana-kendry toa ny politifikanina ihany ee...

Ireo lasa any @ Helo:

Ka O Iza Iza :
- ireo Mpanota? ny Mpanankarena nitaingina Rameva?
- Sa indray, ny Ejipsiana t@ andron'i Mosesy? i Ranavalona?
- Sa koa, i Einstein sy Mandela? ny Dalai Lama? ny Sinoa sy Karana ary Japanizy amina milliards? Ny Siantista?
150. gasy1zay ( 19/02/2018 19:33)

Ka zaho anie tsy mahalala ny fiainan'i Einsten sy Ranavalona e! Fa io fotsiny ny critère fa mazava be :

1- Hoan'zay nandre ( nitoriana teny ), nino ve izy sa tsia ka nandray na tsia an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy mpamonjy azy, ka raha olona notoriana fahavelony no tsy nino na tsy nanaiky ny famonjena dia mazava ho azy fa ho any amin'ny helo izy

2- Hoan'izay tsy nandre noho ny fahavelony dia i Jesoa Kristy nitory t@ maty rehefa nidina tany @ fiainantsy hita, dia torak'zay ihany, izay mino dia avotra fa izay tsy mino dia makany amin'ny helo.

dia anjaranao rhaj0 no manadihady raha curieux enao hoe nino ve i Einstein sa tsia, naheno toriteny ve izy sa tsia? Sarotra anefa ny hitoky fatratra raha tsy teo ianao tamin'ny nialany aina fa io na minitra vitsy ialohan'ny hafatesana aza afaka miova fo izy dia avotra ihany...raha tsy zany dia ... hainao ny tohiny e!
151. rhaj0 ( 19/02/2018 20:51)
1- i Einstein dia zanaka Jiosy, niaina t@ iny taonjato lasa teo iny, koa dia mahalala tsara ny Judaisme sy Christianisme sns... Mahalala izy, izany hoe, "nandre".. mazava ho azy.

2- i Einstein dia TSY mino an'Atra. Izany resaka Andmtnra izany, hozy i Einstein, dia resa-jaza. CHILDISH. Efa notanteriko teto foana io ry Gasy1zay fa ataovy ny devoaranao raha TSY mahatoky ianao, fa tsy dia ho sesefako hevitra eto foana ianao eee...

Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO i Einstein izao.

i Mandela koa torak'izay. Mahalala tsara ny Chrsitianisme izy. Ny mpiara-mitolona taminy, Desmond Tutu, dia Kristiana hiringiriny. Ary i MAndela dia TSY mino an'Atra. USELESS hoy i Mandela izany "mivavaka" izany, fa ampazahoy fanafody aho, hoz'izy. Efa eo ampandriana mararibe antitra izy niteny an'io.

Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO koa i Mandela izao.

mouah ha ha... Fa araka ny formule magique-ko indray, dia tena mbola tavela any @ garabola ny sain-dry Gasy1zay...
152. gasy1zay ( 19/02/2018 21:23)
Ny fiainana mandrakizay anie rhaj0 tsy azo avy amin'ny fahalalana sy harena na ny voninahitra amin'ny mahaolombelona e! Ary Andriamanitra tsy niova na nanova ny lalàny na dia niova ary ny fomba fisainantsika olombelona. tsy maninona fa aleonay bado amin'ny fiheveran'i rhaj0 nefa azonay antoka ny mandrakizainay.
153. rhaj0 ( 19/02/2018 21:44)
Izaho nanana namana Sinoa, tena avy any afovoan'ilay main land Sinoa. Tena "nandre" ny @ Kristianisma ihany ranamana, fa tena nivanitihany fotsiny. Ataoko fa toatoa izay ny namany amina milliards ao Sina ao.

Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO koa ry Mao Ze Donga h@ Confucius.
154. rhaj0 ( 19/02/2018 22:48)
Entre-pa fa tena danz kely ilay teorian'i Gasy1zay an... Ngo dia lazainao fa "tsy mamaky tsara" ny soratanao azany ny olona ry Gasy1zay
gasy1zay:
i Jesoa Kristy nitory t@ maty rehefa nidina tany @ fiainantsy hita..

"mitory (teny) @ maty" HONO i Jesosy ao @ "fiainan-tsi-hita" ao.. hozy Gasy1zay.

Malalaka tokoany ho'a ny tany ka dia mahazo mamoromporona daholo ny ankizy ao @ garabola ee... savisavihana ao ny anaran-Jesosy, dia lazaina fa manao (ny tsy fanao) ao ilay RAngahy.. Dia ilay Rangahy koa toa tsy miteny f'avelany hangery ao @ anarany daholo ny vorona ao @ garabola. Loz'ty...
155. Miharena ( 20/02/2018 04:26)

rhaj0:

1- i Einstein dia zanaka Jiosy, niaina t@ iny taonjato lasa teo iny, koa dia mahalala tsara ny Judaisme sy Christianisme sns... Mahalala izy, izany hoe, "nandre".. mazava ho azy.

2- i Einstein dia TSY mino an'Atra. Izany resaka Andmtnra izany, hozy i Einstein, dia resa-jaza. CHILDISH. Efa notanteriko teto foana io ry Gasy1zay fa ataovy ny devoaranao raha TSY mahatoky ianao, fa tsy dia ho sesefako hevitra eto foana ianao eee...

Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO i Einstein izao.

i Mandela koa torak'izay. Mahalala tsara ny Chrsitianisme izy. Ny mpiara-mitolona taminy, Desmond Tutu, dia Kristiana hiringiriny. Ary i MAndela dia TSY mino an'Atra. USELESS hoy i Mandela izany "mivavaka" izany, fa ampazahoy fanafody aho, hoz'izy. Efa eo ampandriana mararibe antitra izy niteny an'io.

Yeah.. Koa araka ny formule magique-n'i Gasy1zay izany, dia ANY @ HELO koa i Mandela izao.

mouah ha ha... Fa araka ny formule magique-ko indray, dia tena mbola tavela any @ garabola ny sain-dry Gasy1zay...

Mba novakiana dia tsy aritra ny mamaly azy ity Rhaj0 :

Any amin'ny Helo tokoa izay mahalala nefa minia manda. Dikany dia any daholo na Eisntein na Mandela raha tsy nahazo famelan-keloka aloha raha ny fantatra momba izao Andriamanitra izao.

Hevero hoe Sombin'Ain'Andriamanitra Rhaj0 dia Rhaj0 mihitsy no miteny hoe tsy sombiny avy Aminao izany aho Rangaha a! Na inona na inona lazainao ao dia tsy izay aho e!!

HalefaNy aiza ary ianao amin'izany? hampidiriNy ao an-trano ve sa avelaNy hijaingijaingy eny rehetra eny na alefaNy any amin'ny toerana izay voatokana fa efa adala ?!

Mba saino ihany fa tsy habobo akory ny resaka manomboka eto.
156. rhaj0 ( 20/02/2018 13:42)
Eny ho'a ee... TSY takatr'izao Andmntra izao ny hoe
- "amour inconditionnel"
- soatoavina croix-rouge, vonjena daholo izay marary na inona na inona nataony
- soatoavina @serment d'hypocrate

Fa dia any @ Helo HONO izany, hozy ry gasy1zay sy ry Miharena, ireto olona ireto ee:
- na i Mandela na i Einstein,
- na i Mao Ze Donga na i Confucius,
- na ny Dalai Lama sy ry Mahatma Gandhi koa izany

Ary ahoana ireo Kristiana mpanota matevin-koditra? (Ho) Any @ izao HELO izao fdaholo ve ireto:
- Ohatra ireo pretra (sasany) nanolana ankizy?? ireo izao nefa efa voavela heloka fa ni-confesse t@ Papa tao..
- na akaikikaiky kokoa amintsika, ahoana ry OMAR nanohana coup d'état? na ireo foza nanodikodim-bola rehetra tao?
157. gasy1zay ( 20/02/2018 14:11)

Ny olona efa maty aloha no mety lasa any amin'i helo e!Fa ny velona indray araka ny nambarako mbola manana fotoana foana izy ibebahana sy hiovana fo, ka raha olona velona no anontanian'i rhaj0 dia tsy misy afaka hamaly izany.

Mikasika ny fibebahana aloha rhaj0 dia tsy misy voalaza mintsy ao @ baiboly hoe miconfesse any @ papa dia samy miala an! papa tsy mahalala zay ao amponao lalina ao fa Andriamanitra no mahafantatra izany.

Mila cours théologie lava be rhaj0 fa na dia mitsingoloka baiboly aza izy hitady zay azo ho kianina dia tena mbola mifamaofao be ny fahatakarany ny soratra masina, ndeha hivavaka ho anao ngamba za rhaj0 mba omen'ny Fanahy Masina révélation ianao, raha sitrakao.
158. rhaj0 ( 20/02/2018 14:41)
gasy1zay:
Mikasika ny fibebahana aloha rhaj0 dia tsy misy voalaza mintsy ao @ baiboly hoe miconfesse any @ papa dia samy miala an!

mouah ha ha... ao @ "imazination"-nao no tsy mandeha ny confesse, fa @ Katolika, dia sambatra béat mihintsy zareo mahazo an'io an... ilay 'indulgence" t@ androny azany, tena betsaka mihintsy ny maty no efa "avotra".

Rehefa "sambatra béat" iny izy, dia izay iilay "tena izy" ry Gasy1zay aa.. Ianao no te-hitsoka ovy mamay lava ao, dia mitady hanaja izao criteres be dia be ao anaty Baiboly izao, dia ny kristiana namanao hafa rehetra koa no tianao hisary gaigy miaraka aminao ao.. :-)
159. gasy1zay ( 20/02/2018 15:29)

Tsy ny imazination-ko fa ny voalazan'ny baiboly ka, soraty eto raha mahita zany ao anaty baiboly rhaj0 ny momba an'io heverinao fa tena izy io e, aleo aloha hazava tsara fa ny fiangonana katolika dia nandray ho fotompampianarana ny baiboly sy ny lovantsofina, ary io no notoherin'i Luther sy Calvin fa tokony ny baiboly ihany no fototra fa tsy misy zavatra ambaran'ity lovantsofina ity tsy voalaza na mifanohitra ny ao anaty baiboly : ohatra hoe ny afo fandiovana, ny mivavaka hoan'ny fanahin'ny maty sns...
160. rhaj0 ( 20/02/2018 16:35)
mouah ha ha.. ilay baiboly angaha tsy "lovan-tsofina".

fa ianao koa ve ry Gasy1zay mahay noho ireo pretra sy papa katolika, izay 24/24 su 7/7 nihevoka Baiboly tao, ary nobitsihin'Andmntra tao an-tsofiny tao aa..

Fa eritrereto tsara ry Gasy1zay aa..
Rehefa "sambatra béat" iny izy, dia izay iilay "tena izy"

raha tsy @ io état "sambatra béat" io ianao ry Gasy1zay, dia mihevera-tena. Ry Katolika @ io efa nisongona anao @ lalan'ny lanitra :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4699