FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY

121. rhaj0 ( 14/02/2018 17:04)
Ny "safidy" izany, hozy Gasy1zay, dia ilay
- "manaiky handray ny famonjena", na
- " TSY manaiky handray ny famonjena".

izay izany hozy Gasy1zay?

Fa ilay acte "manota" izany, hozy Gasy1zay, dia TSY izy. TSY "safidy" ny hoe
- "manota", na
- "TSY manota".

Raha "manota" na "TSY manota" ianao, dia TSY ianao no erany, ka "nisafidy" ny ho ataonao ianao, fa ... hotry ny marrionnette tao ianao izany, nisy ni-manipuler.

Danz be ilay fanolanana ny dikan'ny teny (safidy) rehefa borné amin-javatra iray an..
122. gasy1zay ( 14/02/2018 17:40)

rhaj0:

rehefa tsy te ho vonjena anie rhaj0 dia afaka misafidy ny tsy hino ny famonjena no sady afaka misafidy ny hanota fa tsy mila miolakolana eo hoe inona ny safidy na inona ny tsy safidy e!
123. rhaj0 ( 14/02/2018 18:54)
hay va re "afaka misafidy ny hanota" ihany izy ity ry Gasy1zay aa...
ela ka ela ka mivaky an'io ihany ry Gasy1zay (rahefa asaina mampiasa ny coco-ny :-)

ka raha iverenana @ izay ny resaka, dia hozy Gasy1zay hoe, et je cite ny fehezan-teny manontolo:
"Andriamanitra rhaj0 dia manaja ny safidin'ny olombelona hatramin'ny andron'i Adama sy Eva ka mandrakahehitrio a!".

Ny dikan'ny "manaja" @ io, dia Manome voninahitra na miraharaha. HOzy ny frantsay hoe respecter, honorer.

ka i Andmntra izany HONO dia "manaja" ny safidin'ny olombelona ny "hanota".

Sa diso indray (Andmntra) io ry Gasy1zay???
124. gasy1zay ( 14/02/2018 19:48)

Ka tokony hiaiky zany i rhaj0 fa tsy diso Andriamanitra raha lasa any amin'ny helo ireo nanota tsy nety nandray famonjena satria ry zareo no nisafidy ny hanota fa tsy Andriamanitra, Andriamanitra efa nanao ny anjarany t@ nanomezany vahaolana hahazoan'ny olona mandova lanitra fa ny olona no nisafidy hoe hanota dia ho very any @ helo sa hibebaka dia handova ny lanitra.
125. rhaj0 ( 14/02/2018 20:34)
Ny ahy indray k'lou dia DISO dia DISO izao Andrmntry ny Kristiana izao, raha ny "zanany" dia avelany ho any @ "Helo", nefa Izy @ io HONO mba omnipotent/omniscient ihany.

Ny an'ny (olona) "normalement constitué", dia na inona na inona ataon-janany dia, manana ilay atao hoe AMOUR INCONDITIONNEL.

Koa na ny biby azany mahalala an'io.. marina mouh hou... :-)
126. gasy1zay ( 14/02/2018 21:36)

Ary nga tsy tadidin'i rhaj0 ilay resantsika hoe raha mandika lalàna ny zanak'i rhaj0 dia i rhaj0 mintsy no hitondra azy any @ fitsarana? Tsisy idiran'ny tsy fitiavana ny fanarahan-dalana rhaj0 a! Ny fitiavany antsika dia ny nanomezany an'i Jesoa Kristy ho faty teo @ toerantsika fa izy tsy nandika lalàna hoe zay manota dia ho faty, ny nataony dia izy no maty teo amin'ny toerantsika fa raha tsy manaiky moa isika dia ho faty ihany.

Mety tsy azon'i rhaj0 indray izao ilay lalàna e? Satria i Satana nikomy tonga dia lasa any @ afobe fa miandry ny fotoana sisa, isika koa raha mandika ny didiny dia tokony hiaran'izay fa isika nomeny 2ème chance amin'i Jesoa Kristy maty ho antsika.
127. rhaj0 ( 15/02/2018 13:32)
rhaj0:
Ny ahy indray k'lou dia DISO dia DISO izao Andrmntry ny Kristiana izao, raha ny "zanany" dia avelany ho any @ "Helo", nefa Izy @ io HONO mba omnipotent/omniscient ihany.

Ny an'ny (olona) "normalement constitué", dia na inona na inona ataon-janany dia, manana ilay atao hoe AMOUR INCONDITIONNEL.

Koa na ny biby azany mahalala an'io.. marina mouh hou... :-)
gasy1zay:
raha mandika lalàna ny zanak'i rhaj0 dia i rhaj0 mintsy no hitondra azy any @ fitsarana?

Eny, entiko any @ Fitsarana izy ary ACCOMPAGNER-ko, hanakaramaiko mpisolo vava, ary raha gadra izy, dia hanaterako vary...

Fa ny an'i Jesosy Andrmntra, jereny fotsiny ireo "zanany badrahodra" lasa any @ Helo HONO, dia rehefa endasin'ny Satana ao, dia tsentseman'i Andrmntra ny sofiny tsy ahare ny konaina fa mankalao. Hozy Andmntra amin-dreo: efa lazaina foana hankany @ JEsosy, fa tsy mety mankany.

Afaka adidy Jesosy Andrmntra. Avelao hijafajafa ao @ Helo ao ireo Mpanota matevin-koditra ireo. TSY mila ampiasaina izany Omnipotence/Omniscience/Omnipresence izany ireo, fa aleo ry Gasy1zay izay efa voky fiadanana/fahasalamana teto an-tany, no vao mainka totofana volamena sy virijiny 7 any an=danitra.

gasy1zay:
fa isika nomeny 2ème chance amin'i Jesoa Kristy maty ho antsika.

ntss... Izaho sy ny amour inconditionnel-ko indray k'lou, raha ny zanako no maninona maninona, dia ameko 3eme chance, sy 4eme ary 5eme sy 99eme chance. Zanako io. Sombin'ny aiko. Koa na ny biby ho'a azany mahalala an'izany. Ndana mijery youtube dia hahita.

Fa ny an'Andmtnra, asiany an'avona @ izao 2eme chance izao HONO, fa rahefa TSY manantona an'i Jesosy kosa ireo "kristiana badrahodra", dia any ny tranony. Endasin'i Satana ao, tsisy mpandraharaha.

Ary entre-pa... i Satana kay maninona no tsy ameny 2eme chance koa ee??? f'angaha tsy "zanany" na hoe "creation"-ny daholo izany???
128. gasy1zay ( 15/02/2018 13:54)

Ka raha namono olona ilay zanakao ka efa condamné à mort nga misy na inona na inona azonao atao intsony na tia azy toy ny inona aza ianao? Ny omniscience sy omnipotence an'Andriamanitra hoy aho tsy manova ny fitsarana marina.

Dia ahoana hoy ireo olona matin'i Hitler ohatra raha tonga dia afahana daoly ny olona rehetra na ny nandray an'i Jesoa Kristy na tsia? Midika anie zany hoe mahazo manao zay danin'ny kibony daoly satria tsy hisy fitsarana e!

Mikasika an'i Satana ndray dia (raha ny hevitro ito fa tsy ao anaty baiboly an) izy efa nahita ny voninahitr'Andriamanitra sy ny fahefany nefa mbola sahy nikomy ihany, dia zay no mety antony tsy ahafahany mahazo famonjena ;
129. rhaj0 ( 15/02/2018 14:29)
Ny olona 2018 izao efa TSY @ condamnation à mort intsony ry Gasy1zy aa... Raha manaraka ny zava-misy eran-tany tsara i Gasy1zay, dia ny ... liberal sy ny Siantista , izay akaiky kokoa ny Atheista, dia TSY manohana ny "à mort" io intsony, fa kosa, ny Mpino, Kristiana hiringiriny ao zamerika ao anisany, no mpomba ny "à mort" io.

Dia fa maninona ny Kristiana no mpomba ny famonoana ho faty raha meloka? Dia satria izany no soatoavim-Baiboly, dia arahina tsy am-piheverana ao.

Na Hitler na i Satana, dia TSISY mendrika ny "life sentence". Araho dia alalino tsara ny revin'ny Amnesty International sy ny Red Cross ohatra eee...

Rehefa takatrao tsara ny soatoavin'ireo, dia izay ianao va ho tonga saina, fa tena fôpla giravibe ny soatoavin'ny Kristiana sy ny Baiboly sy ny Andmntry ny Kristiana.
130. gasy1zay ( 15/02/2018 14:59)

Ny lalana iainan'ny olombelona eran-tany dia mitovy daoly fa ny sazy no mety tsy mitovy e! Rehafa nanao ny tsy mety ianao dia iarahan'ny sazy, misy ny tonga @ gadra mandrapahafaty, misy ny condamné à mort, misy ny sazy mihatona, misy ny mandoa lamandy, misy ny migadra amam-bolana , aman-taona.

Tsy misy hoe mahazo manao ny ratsy dia afaka maimaim-poana zany raha mbola lalàna velona, izay no antony nanoloran'i Jesoa ny ainy ho antsika.
131. rhaj0 ( 15/02/2018 15:19)
gasy1zay:
Ny lalana iainan'ny olombelona eran-tany dia mitovy daoly

Eny ho'a eee... Ny Constitution amerikana izao manomboka @ hoe : We The People

ka araka ny lojika Kristiana, dia ao anatin'ny People koa ny people of Madaga. Ka dia Prezida-n'ilay gasy iray izay koa HONO izany i Donald eee...

Satria toa izay koa tao @ BAiboly. Hoe na Jiosy na Jentilisa na Gasy, dia samy zanaky ny Andtrmn'ISRAELY.. ISRAELY ho'a an...

Dia io mbola ampian'i Gasy1zay fa "mitovy daholo HONO ny lalana eran-tany".

letia ee.... efa mba aty @ tany mandroso ihany ianao ry Gasy1zay, fantatro fa mangitsy ny andro, fa aza mba milentika ao @ lavaka-na marmotte toa an-dRajao ao, dia miteniteny foana sy hanaonao foana koa any aoriana any aa...
Teny tsy misorona ny ahy :-)
132. gasy1zay ( 15/02/2018 15:42)

fa iza amintsika roa lahy ry rhaj0 no very @ ity resaka ity a! i rhaj0 zay manafangaro ny fitsaran'olombelona sy ny fitsaran'Andriamanitra sa izaho? Ny fototry ny lalana hoy aho mitovy daoly ary ny principe toy ny hoe nul n'est censé ignorer la loi dia fa tsy niteny aho hoe ny lalana gasy sy amerikana dia mitovy e, mety zay ngamba no mahavery an'i rhaj0 @ ty resaka baiboly ty fa ohatrany compliquen'irhaj0 daoly ny zavatra ambara aminy dia interpreteny, extrapoleny, ...
133. rhaj0 ( 15/02/2018 17:03)
gasy1zay:
Ny lalana iainan'ny olombelona eran-tany dia mitovy daoly fa ny sazy no mety tsy mitovy e!

gasy:
Ny fototry ny lalana hoy aho mitovy daoly

Dia mbola ahitsio ihany eee... Hadihadio hoe ahoana ny "fototry" ny lalàna anglisy sy frantsay sy napoleana sy izay hafa rehetra. Dia rehefa eo ihany, dia hadihadio koa ny an'ny Hindu sy ny boudista na koa ny lois ancestrals rehetra any eee...

Efa mba aty @ tany mandroso ho'a ianao ry Gasy1zay f'aza mi-marmotte toa io eee...
134. gasy1zay ( 15/02/2018 17:22)

Mahagaga fa ny an'i rhaj0 ohatrany mifangaro daoly ny lalàn' olombelona sy ny lalàn'ny fivavahana, chine zao firenena boudista fa tsy midika zany hoe tsy misy peine de mort any, nefa ny boudisme dia hoe non-violence , sa tsy zany?
135. rhaj0 ( 15/02/2018 17:40)
gasy1zay:
Ny lalana iainan'ny olombelona eran-tany dia mitovy daoly fa ny sazy no mety tsy mitovy e!

gasy1zay:
Ny fototry ny lalana hoy aho mitovy daoly

gasy1zay:
lalàn' olombelona sy ny lalàn'ny fivavahana

hi hi hi... kibokiboin'ny hadalany ao marina i Gasy1zay... mivanitika h@ izaho :-)
136. gasy1zay ( 16/02/2018 15:44)
Fa i rhaj0 ve aloha zany mihevitra ny tenany ho zanak'Andriamanitra sa tsia e?
137. rhaj0 ( 16/02/2018 15:50)
TSy haiko hoe inona @ famaritana ny atheist no tsy mety azon'i Gasy1zay. Izaho efa nilaza foana teto fa Atheist.

Ka aleo hanontaniana fa tsy dia ho asesika anao eo foana ny resaka ry Gasy1zay:

Ahoana ny fahazoanao izany hoe Atheisma? olona Atheist?
138. gasy1zay ( 16/02/2018 16:25)
Hay ve e! Dia maninona ary i rhaj0 no manontany hoe fa maninona no alefan'Andriamanitra any @ helo ny zanany hay kay nareo tsy mino miaiky hoe tsy zanany?
139. rhaj0 ( 16/02/2018 16:31)
valio hoe aloha ilay fanontaniako ry Gasy1zay raha tsy manahirana?

Ahoana ny fahazoanao izany hoe Atheisma? olona Atheist?
140. gasy1zay ( 16/02/2018 17:14)

rhaj0:

valio hoe aloha ilay fanontaniako ry Gasy1zay raha tsy manahirana?

Ahoana ny fahazoanao izany hoe Atheisma? olona Atheist?

Atheist tsy mino hoe misy Andriamanitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4391