Ity ve le tena Krismasy sa le Krizy mafy!!!!?

1. SYLLA8 ( 24/12/2017 10:16)
Misondrotra andro amanalina ny vidim-piainana,,,,miha mafy ny ady @kapao-bary...Ts hita mhints zay hasiana ny fiainana....
Zah hoa tany Ambala @nay tany dia gaga zah satria nahita fa tena mitovy @vidim-bary @ville ny vidim-bary any..en plus nzay ,kay ny olona any koa aza mb mvidy vary @ville..kanef rah ny marina ,ny agnAmbala no mamantsy sakafo ho ny ireo @ville.,na ry zareo any aza mb isankariva ian vô mb mihinam bary fa tsako sy mangahzo no mameno ny banga..
Zany hoe misy zavatra mifanohitra be zany no hita,,aiz ve ka ny aGnambala no nantenaina hamantsy ndray ve no lasa vantsiana....!!!Mahgaga zany..
novalian'i endriny ny 07/03/2018 03:14
2. hery ( 26/12/2017 19:54)
Tena efa tafahoatra mihitsy ilay izy. Lafo tsy takatra ny zavatra hafa dia voatery betsaka kokoa ny vary amidy dia tsy ampy intsony.
3. endriny ( 07/03/2018 03:14)
Tena vao maika henjana ny lalao fa dia hafin’ny rehetra ve moa tsy ho afin’ny tena. Indrindra maitso ahitra izao. Tena mijaly ny tantsaha fa na ny omby hiasana aza izao efa lasan’ny mpangalatra daholo izay lehibe rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809