NDAO MBA HIFAMPIZARA IREO FAHOMBIAZANA MIAINGA AVY AMIN'NY TONTOLO TSY HITA MASO MIPAKA ARY AHITANA VOKATRA ATY AMIN'NY TONTOLO HITA MASO

1. mahery randriamiadana ( 03/12/2017 16:08)
Salama daholo tompoko! misokatra eto ny fifampizarana izay fahombiazana hita na niainana ny tontolo ara panahy ka nahitana vokatra azo tsapain-tanana ety ivelany...
novalian'i elien8 ny 03/11/2018 12:23
2. sahia ( 25/01/2018 12:05)

mahery randriamiadana:

Salama daholo tompoko! misokatra eto ny fifampizarana izay fahombiazana hita na niainana ny tontolo ara panahy ka nahitana vokatra azo tsapain-tanana ety ivelany...


Atombohy avy any aminao ary eee
Mba lazao sy tantarao ary hazavao ny mikasika izany, misaotra eeee
3. elien8 ( 03/11/2018 12:23)
bonjour
manahoana ny fahasalamana mino sy manantena aho ; inona moa no azo lazaina aminy azany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5666