Hira Krismasy tianareo

1. rhaj0 ( 29/11/2017 14:32)
Taon-dasa tsy tsaroana fa ireto no hita parady teto @ serasera..

2014
http://forum.serasera.org/forum/message/m54901932e4356#m5492d8d13b2b2

2015
http://forum.serasera.org/forum/message/m56700e63cd3ca#m5670182eea995

2016
http://forum.serasera.org/forum/message/m583d94a82420a


@ ity indray dia inty no mba tena revireviko..



novalian'i rhaj0 ny 22/12/2017 14:54
2. endriny ( 05/12/2017 06:22)
I Luther ange no nandika ny krisimasy voalohany ho an'ny Kristianina e.
3. rhaj0 ( 05/12/2017 16:15)
Eka rô... manja tokoany i Luther Vandross, ampazahoany kely fotisny (a merry little) fa manja eee... :-)

4. rhaj0 ( 07/12/2017 14:36)
mouah ha ha .. voaporofon'ny Siantista fa tena NISY ny Pere Noel :-)

Ary kay Saint Katolika koa izy izay??? Dia hangata-pitahiana amin'azy daholo izanny hono r@ 24 ee...

http://www.lapresse.ca/sciences/en-vrac/201712/06/01-5146112-des-scientifiques-ont-ils-trouve-un-os-du-pere-noel.php
Les chercheurs ont étudié un microéchantillon de fragment osseux et une datation par le radiocarbone a permis d'établir que la relique datait du 4e siècle après Jésus-Christ, soit l'époque où saint Nicolas est mort (vers 343 après Jésus-Christ), selon les historiens.

5. rhaj0 ( 07/12/2017 19:39)
TApaka irery ato ny tsinaiko.. :-)
Ny @ Pere Noel izany, dia @ taolany no ahalalana ny maha-izy azy
Ny @ Jesosy kosa, dia @ voany izy teo??
Sa moa tsy @ Jesosy io fa ny @ HRNRN sy RBNIR ihany no mifankafantra @ voany izay?? Na koa ry Katolika sy ny Papa vaovao??
6. endriny ( 09/12/2017 04:55)
Fa angaha moa tsy ny 6 dec no fankalazana ny fetin'ny St Nicolas?
7. rhaj0 ( 22/12/2017 14:54)
Faly mankalaza sy mihira Noely/Krismasy moa ny maro, nefa ho'a toa TSY fantany akoriny ny tena "tantara" na niavian'izy io, fa dia borné @ ilay hoe, toa "fomba tsisy maharatsy azy" fotsiny izy ity, ka dia atao, ankalazaina ao TSY am-piheverana na am-pahalalana ao.

Ka dia ndao atomboka avy @ gogola sy wiki ee...

The first recorded date of Christmas being celebrated on December 25th was in 336, during the time of the Roman Emperor Constantine (he was the first Christian Roman Emperor). A few years later, Pope Julius I officially declared that the birth of Jesus would be celebrated on the 25th December.

Many popular customs associated with Christmas developed independently of the commemoration of Jesus' birth, with certain elements having origins in pre-Christian festivals that were celebrated around the winter solstice by pagan populations who were later converted to Christianity.

https://en.wikipedia.org/wiki/Christmas
December 25 was the date the Romans marked as the winter solstice,[24] the shortest and darkest day of the year, and the first day in which the days would begin to elongate and the Sun would have a longer presence in the sky


Ka Fetin'ny Olona/Kolotora HAFA taloha izany ilay izy, fa dia nosavisavihan'ny Kristiana, ary dia nanapaka i Julius I hoe, io 25 io i Jesosy no teraka.
Mbo mifototra t@ inona HONO ity "fanapaha-kevitra" ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1203