You are here: home > Forum

Journalisme participatif

Lohahevitra : Fanabeazana
Fitohizan'ny hafatra : Journalisme participatif
Valiny : 0
SitrakaVanyah - 22/11/2017 10:10
Fantatrareo ve izany hoe journalisme participatif? Vaovao avy any amin'ny vahoaka ... Ireny miantso amin'ny phone mandefa vaovao ireny amin'ny radio ... Ohatran'ny misy koa hoe ny amin'ny internet : ohatra Mad'Maso. Mba fantatrareo ve izany sy ny fiasany hoe tena vaovao marim-pototra? Inona no soso-kevitra, ny hevitrareo, tsara ve sa tsy tsara?Sa mampitombo tsaho ?
Valio | Miverina eny ambony