Afaka miova ve ny finoana?

41. rhaj0 ( 23/11/2017 17:00)
Ny fahitako azy, dia reflexe-na mpitingitingina eny ambony alitara ny anao ry Gasy1zay.
- Tsy azo kianina, fa mihevitra ny tenany ho tampi-pahalalana ao @ saim-pantany ao
- ary raha vao kianina, dia manao Bemarenina fotsiny,
- fa kosa, ny lalala-lalère-n'i Belazao dia asesy hatrany hatrany.

Bemabela?
42. gasy1zay ( 23/11/2017 17:16)

rhaj0:

Ny fahitako azy, dia reflexe-na mpitingitingina eny ambony alitara ny anao ry Gasy1zay.
- Tsy azo kianina, fa mihevitra ny tenany ho tampi-pahalalana ao @ saim-pantany ao
- ary raha vao kianina, dia manao Bemarenina fotsiny,
- fa kosa, ny lalala-lalère-n'i Belazao dia asesy hatrany hatrany.

Bemabela?

Raha tsy tia kiana aho ry rhaj0 tsy niditra teto akory hamaky ny soratanareo tsy mino momba ny Andriamanitro sy izay inoako, izaho zao dia mifona amin'i rhaj0 hoan'ireo milaza fa kristianina ka nandratra an'i rhaj0 ka nahatonga azy ho tsy mpino intsony. Miverena amin'ny Tompo rhaj0 fa tena mitady anao izy a! aza mijery ireo kristianina mbola nofo sy ra ka mety tsy tanteraka.
43. rhaj0 ( 23/11/2017 17:35)
ny nahatonga ahy ho 'tsy mpino" ho'a dia ... nitombo taona ary dia nahazo ity conscience sociale tahaka ny olona mitombo taona normal rehetra. Efa hoe tany @ kilasy T3 na T4 aho no niala t@ io finoanoam-poana io. Toa ny nialako t@ pere noel ihany io. Ianao ve ry Gasy1zay efa afaka @ finoana PN? tsy voatery hoe PN, fa @ ilay pensée mazika hoe, misy mahavita fahagagana any ary manjabe rahefa ao @ finoana ny fahaga(i)gana

Fa ny fahitako anareo k'lou ry Gasy1zay (sy Miharena) dia mbola ao @ iliay tsy-miloaka @ hoe, mandehana manao evanzelizasio ny andehananareo eto.. raha tany @ taona 1800, sady tsisy interinety no mihidy amina vohitrakely ho'a io, dia mety. F'izao ivanitihan'ny akoho toka-nify eee...
44. gasy1zay ( 23/11/2017 18:56)

Ka i rhaj0 anie zany tena voa double e, ety an-tany tsy miaina fitahiana, fanambinana, fahagagana ary rehefa miala ety koa mbola tsisy antenaina.
45. rhaj0 ( 23/11/2017 19:39)
ka tantarao azany izao "fitahiana, fanambinana, fahagagana" iainanao GAsy1zay ao izany ee...

Dia araka ny resaka teto ihany:
- Asan'Andmntra tokoany ve ilay izy io,
- sa Asanao (@ sitra-ponao)
- sa Asan'ny Devoly (@ concurrent-nao)
46. gasy1zay ( 23/11/2017 22:34)

rhaj0:

ka tantarao azany izao "fitahiana, fanambinana, fahagagana" iainanao GAsy1zay ao izany ee...

Dia araka ny resaka teto ihany:
- Asan'Andmntra tokoany ve ilay izy io,
- sa Asanao (@ sitra-ponao)
- sa Asan'ny Devoly (@ concurrent-nao)

Hoan'ny mpino toa ahy dia fitahian'Andriamanitra ny fahombiazana eo @ fiainana, ny fahasalamana, ny fifaliana, ny fiadanana sns... Ny aretina dia fanafihana avy @ devoly.

Dia ny tsy mpino dia noho izy no nahatafita na naharendrika azy, rehefa marary dia izay no lahatra, vintana sy lahatra no ekeny fa ny ankoatr'zay dia tsisy.

Ary misy koa ireo fanintelony, manompo @ satana ( nanao pacte @ devoly) dia mahita laza sy voninahitra ary harena be @ ty tany fandalovana ity, fa ny any ankoatra efa ny hypothequeny ho any @ helo.
47. Miharena ( 24/11/2017 07:19)
Rehefa akapoka dia misalasala Rhaj0 hoe asan'iza avy no mandeha sy mifamahofaho ao anatin'ny fiaraha-monina.

Ny faharoa dia hita hoe aleon-dRhaj0 ny fiarahamonina no manefy azy toy izay Andriamanitra Mpahary niandohan'ny fisiana.

Tsy mahagaga raha toa ka mirona any amin'ny fisainan'ny maro maneso an'Andriamanitra sy ny IRANY Rhaj0.

Ny olana eto dia mitovy tsy misy valaka amin'ny Fariseo sy ny Jentilisa nanenjika an'i Jesoa tamin'ny fotoan'androny ilay izy nefa tsy mety mahatsiaro tena Rhaj0 hoe manao izany fomba fitsipahana anjambany izany, na ny marina nanefy fahamarinana ho an'ny tenany dia nanaparitaka izany tamin'ny fiaraha-monina dia rehefa voatefy ilay fiaraha-monina handray foto-pisainana iray dia tsy manaiky intsony ny marina habaribary aminy. Ary ny loza aza dia henjehiny indray ILAY MPAHARY. \

Zava-misy ankehitriny arahin'ny maro izay matoky tena sy manankina ny fiainany amin'ny teknolojia sy ny fandalinana ara-tsiansa io ankoatr'ireo mpanara-driandrano hoe rehefa tsy manao ny fanaon'ny olona dia adala.
48. rhaj0 ( 24/11/2017 12:54)
raha dinihiina izany, dia toa mety tsara izany ny fi(s)ainan'ny zaza eny @ garabola izany kah...

- raha vao tsara, na metimety @ baolina eo, dia Ha-llelleouya, Andrmntra
- raha vao ratsy, na tsy metimety @ baolina ao, dia Ho-sanna, Devoly
- fa raha mbola tsy hita tsara, dia Sitrapon'ny taigna io eee...

Dia tohizana ihany
- raha ilay "ratsy" izany "nihatsara", dia mbola Ha-llelleouya, Andrmntra
- raha ilay "Sitrapon'ny taigna" lasa "tsara, dia mbola Ha-llelleouya, Andrmntra ihany koa
- dia tohizo...
49. Miharena ( 24/11/2017 14:54)

Tsy misy fandalinana raha toa ka io no fahazoana ny lahateny eo ambony.
50. gasy1zay ( 24/11/2017 14:57)
Zaho anie te hanazava fa i rhaj0 mbola tsy manana ilay fahamatorana ara-panahy hahatakatra ny fanazavako e! Rehefa manaiky i rhaj0 hoe misy Andriamanitra, misy satana zay vao afaka mahatakatra ilay fanazavana ingahy
51. rhaj0 ( 24/11/2017 15:45)
Eo azany fa tohizako sady ahitsiko no ataoko lalina koukou ny resaka eee...

Koa raha dinihiina izany, dia toa mety tsara izany ny fi(s)ainan'ny zaza eny @ garabola..

Ny Taigna sy Ho-sanna ary Ha-llelleouya:

- raha vao tsara, na metimety @ baolina ny eo, dia Ha-llelleouya, Andrmntra
- raha vao ratsy, na tsy metimety @ baolina ny ao, dia Ho-sanna, Devoly
- fa raha mbola tsy hita tsara ny fandehany, dia Sitrapon'ny Taigna io eee...

Dia tohizana ihany
- raha "nihatsara" ilay "ratsy" na ilay "Sitrapon'ny Taigna" izany, dia mbola Ha-llelleouya, Andrmntra
- raha "niharatsy" kosa ilay "tsara" na ilay "Sitrapon'ny Taigna", dia tena Ho-sanna, Devoly
- dia raha tsy mbola hita tsara ny fivoatrany, dia Sitrapon'ny Taigna io eee...

Dia mbola miitatra ihany
- raha "tsara" ny an'ny Taigna, nefa "ratsy" ny an'ny partenera niara-nanao teo, na visy versahy, dia satria "tsy hita tsara" ny zava-misy, dia akapoka ho "Sitrapon'ny Taigna" daholo izany

Fa ho anay aty ivelan'ny garabola ho'a, dia tena tsy hainay mihintsy hoe, iza no mahery:
ny Taigna, Ho-sanna sa Ha-llelleouya...
52. gasy1zay ( 24/11/2017 16:02)
Andriamanitra Ray no Tompon'ny Hery sy Fahefana

Nomeny an'i Jesoa Kristy ilay Hery sy fahehana rehefa nitsangana t@ maty izy

Niakatra ho any an-danitra eo ankavanan'ny Ray i Jesoa Kristy dia nomeny ny Zanak'Andriamanitra nantsangana ( Kristiana tera-baovao) ny fahefana

Satana mbola nahazo alalana ny hamitaka an-draolombelona (séduire) mampahatonga ny fotoana fitsarana. Tadidio fa satana dia mpandainga ary mpamitaka, ny tanjony dia tsotra : tsy hovoavonjy raolombelona fa hanaraka azy any @ helo. Raha ny statistika zao dia farafakeliny olombelona 2/3 no voafitany, tsy mino an'i Jesoa Kristy na manaraka fivavahana hafa.

Ny olombelona dia nomena safidy : Hino ny famonjena sa tsia, handray an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy sa tsia, hanao ny tsara sa tsia, ho tarihin'ny Fanahy sa ho tarihin'ny nofo.

53. rhaj0 ( 24/11/2017 18:31)
Ny ahy mba kisarisary (caricature) no ataoko ampamora ny resaka. Ny anao serieux be.

Fa raha atao ny kaonty, dia inona no maha-samy hafa ny nolazaiko sy ny nolazainao ry Gasy1zay??
54. gasy1zay ( 24/11/2017 19:26)

rhaj0:

Ny ahy mba kisarisary (caricature) no ataoko ampamora ny resaka. Ny anao serieux be.

Fa raha atao ny kaonty, dia inona no maha-samy hafa ny nolazaiko sy ny nolazainao ry Gasy1zay??

ny an'i rhaj0 vazivazy no betsaka satria tsy inoany ilay izy

ny ahy tena matotra satria resy lahatra aho fa zay no izy
55. rhaj0 ( 28/11/2017 13:40)
Ka dia izay izany ilay izy ee...
Aleo fintinina @ izay :

Ny Taigna sy Ho-sanna ary Ha-llelleouya:

- raha vao tsara[size=6], na metimety @ baolina ny eo, [/size]dia[size=6] Ha-llelleouya, [/size]Andrmntra
- raha vao ratsy[size=8], na tsy metimety @ baolina ny ao,[/size] dia[size=6] Ho-sanna, [/size]Devoly
- fa raha mbola tsy hita tsara ny fandehany, dia Sitrapon'ny Taigna io eee...

Dia tohizana ihany
- raha "nihatsara" ilay "ratsy" na ilay "Sitrapon'ny Taigna" izany, dia[size=6] mbola Ha-llelleouya, [/size]Andrmntra
- raha "niharatsy" kosa ilay "tsara" na ilay "Sitrapon'ny Taigna", dia[size=6] tena Ho-sanna, [/size]Devoly
- dia raha tsy mbola hita tsara ny fivoatrany, dia Sitrapon'ny Taigna io eee...

Dia mbola miitatra ihany
- raha "tsara" ny an'ny Taigna, nefa "ratsy" ny an'ny partenera niara-nanao teo, na visy versahy, dia satria "tsy hita tsara" ny zava-misy, dia akapoka ho "Sitrapon'ny Taigna" daholo izany

Dia izao koa: ny mampa-hendry[size=6] ny ankizy ao @ garabola [/size]dia :
- namoronana[size=5] lamboridy, [/size]Baiboly hitarihana any @ izay tiany aleha
- namoronana[size=6] karôty, [/size]Paradisa, hanambatambazana raha manao ny "tsara"
- namoronana[size=6] kibay, [/size]Helo hanabedesana raha manao ny "ratsy"

ka ny fanontaniana napetrak'i Endriny izao dia hoe: Afaka miova ve ny finoana an'ireo Taigna sy Ho-sanna ary Ha-llelleouya, ary Lamboridy sy Karôty sy Kibay ireo???

Dia ny valiny dia ENY dia ENY tokoany. Io ho'a rahefa mihalehibe mihamatotra, dia misy ilay hoe CONSCIENCE SOCIALE

conscience sociale r'etany aa...:

Développer une conscience sociale implique d'apprendre les dynamiques des relations sociales entre individus, groupes ou communautés. Un individu avec une conscience sociale estime les droits de l'homme et reconnaît l'importance d'une interaction sociale harmonieuse pour le progrès du développement des êtres humains.

io izany ilay tonga @ resaka hoe, "apte à vivre en société" ilay zaza rahefa mitombo taona, satria TSY mila Atra/Devoly izany, ary indrindra koa, ity lamboridy/karoty/kibay vao mi-fonctionne, fa efa vory saina manana ilay hoe, "conscience sociale".

56. Miharena ( 28/11/2017 18:54)

Fa io dia tsy mahazo izany conscience sociale izany raha tsy nahazo ilay fitaovana aloha dia ny tena sy ny sainy ary ny fanahiny. Dia miverina any an-doharano ihany e! Ilay Mpahary no nanao izany fitaovana izany. Sa nisy ho azy?
57. rhaj0 ( 28/11/2017 19:43)
tena "inapte à vivre en société" mihitsny ve nareo izany ry Miharena aa??? Tena tsy mbola tonga @ ilay conscience sociale??

Marina tokoany eee?? Mbola @ ilay PN nareo ao ry Miharena ee???

PN = Père Noel... Pensée Nagique :-)
58. endriny ( 29/11/2017 05:33)
Ary iza no nahary ilay mpahary e?

Dia iza koa no nanjaitra ilay akanjo fotsy lavabeany?

Iza ary no nanamboatra ilay fihogo ihogoan'i mpahary ilay volombavany fotsy lavabe?
59. Miharena ( 01/12/2017 18:12)

rhaj0:

tena "inapte à vivre en société" mihitsny ve nareo izany ry Miharena aa??? Tena tsy mbola tonga @ ilay conscience sociale??

Marina tokoany eee?? Mbola @ ilay PN nareo ao ry Miharena ee???

PN = Père Noel... Pensée Nagique :-)

Valio ilay fanontaniana fa aza zatra mibolisatra hoatran'io.

Averina : nisy ho azy ny saina sy ny tena ary ny fanahinareo ve?
60. Miharena ( 01/12/2017 18:14)

endriny:

Ary iza no nahary ilay mpahary e?

Dia iza koa no nanjaitra ilay akanjo fotsy lavabeany?

Iza ary no nanamboatra ilay fihogo ihogoan'i mpahary ilay volombavany fotsy lavabe?

Ny Mpahary tsy afaka hiteny hoe iza no nahary azy satria efa IZY IZY talohan'izao rehetra izao.

Tsy takatry ny sainao mihitsy ve izany? Nefa garabola Kristianina aza mahalala izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8289