Afaka miova ve ny finoana?

21. rhaj0 ( 21/11/2017 15:53)
ao @ imazination-NAO rahefa mamaky Baiboly ireo ry Gasy1zay aa... Mety mitombona, mety tsia.

Fa ao @ imazination-n'ireo hafa HELOHINAO kosany, dia "mitombona" tsaratsara mihintsy ny "hasambarany sy resaka mivantana" hananany ao.

Ohatra izao "firaisan'ny L+V ivelan'ny fanambadiana" helohinao Gasy1zay io izao: eritrereto tsara fa Ikala Maria indrindra no sefobe-n'ny nanao an'io.
1- mbola "fofom-bady" Ikala Maria no efa lasa bikina
2- ary LOZa fa TSY ny vadiny no nanabikina azy
22. gasy1zay ( 21/11/2017 16:09)

rhaj0:

Tsy haiko hoe firy taona i rhaj0 fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy miala ety dia hahita ny ao ambadiky ny fahafatesana.
23. rhaj0 ( 21/11/2017 16:44)
Efa nanatrika famadihana ary nahita izany "ambadiky ny fahafatesana" aho ry Gasy1zay aa..

Dia rahefa mahita eo, dia TSy alefa ny pensées mazika hoe, tena mbola mikenonkenona any ho any ihany ilay maty io, ka hikorapaka raha misy zatovo mananihany mikitika ny lohanao sola :-)
24. Miharena ( 21/11/2017 18:14)
He! Lasa mivoana ilay lohahevitra hoe afaka miova ve ny finoana!
25. gasy1zay ( 21/11/2017 19:27)

rhaj0:

Efa nanatrika famadihana ary nahita izany "ambadiky ny fahafatesana" aho ry Gasy1zay aa..

Dia rahefa mahita eo, dia TSy alefa ny pensées mazika hoe, tena mbola mikenonkenona any ho any ihany ilay maty io, ka hikorapaka raha misy zatovo mananihany mikitika ny lohanao sola :-)

Ny olombelona dia nofo-aina-fanahy ( corps-âme-esprit) , nen'i rhaj0 ny nofo ihany no fantany
26. rhaj0 ( 21/11/2017 20:37)
gasy1zay:
Ny olombelona dia nofo-aina-fanahy ( corps-âme-esprit) , nen'i rhaj0 ny nofo ihany no fantany

Eo azany fa tena défier-ko indray i Gasy1zay : hazavao tsara hoe izany aina/âme sy fanahy/esprit izany.

hi hi hi.. nitsikiloviko kely avy t@ Ineny Gogola, dia tena na ny Baiboly azany mivaralila, fa enti-kafanam-po dangidangitra ao fotsiny, dia afangarongaroany ireo teny ireo. Dia i Gasy1zay moa mossie pli-vava dia mamerina tsy ankieritreritra akoriny koa.

Sa diso aho?

Eny azany fa diso aho, fa dia alefa Gasy1zay aa... défi io.
Ampianaro anay dondrona TSy mahafantra ity hoe, aina/âme SY fanahy/esprit "fantatrao" ity.
tandremo sao mivaralila na mialahoala dia mi-lalala-lalere eo an... ny voninahitr'Andrmntra no en jeu :-)
27. gasy1zay ( 21/11/2017 20:51)

Ny vatana na ny nofo dia ny vatabenao io,
Ny âme dia afangaron'ny dikateny gasy @ fanahy indraindray fa indraindray adikany hoe aina ( ao anaty baiboly io resahiko io)

Ny âme dia fitambaran'ny fisainanao (pensée), ny fihetsemponao (sentiment) sy ny mahaizy anao (personalité sy caractère)

Ny esprit na ny fanahy no ilay "être le plus profond", io ilay tena tsy hita ety ivelany fa tena ao am-po lalinao ao, raha ny fahazoan'ny filozofy azy dia io no hoe "essence de l'homme", fa ho anay mpino dia io ilay fofon'aina avy @ Andriamanitra t@ izy namorona antsika, io no manavaka antsika @ zaba-boahary hafa.
28. gasy1zay ( 21/11/2017 21:05)
Hanampiko azy kely, ny olombelona rehetra dia manana hetahetam-panahy avokoa satria misy fanahy ao anatiny mitady an'Andriamanitra fa saingy ...misy ny miezaka "micombler" izany ao @ spiritisme, occulitisme, astrologie, magie, réligion diso samyhafa fa ny tena marina dia firaisana amin'i Jesoa Kristy ihany no ahafahantsika olombelona mihavana amin'Andriamanitra ary ahafahantsika manana fiadanana.

Ny olombelona maro no manafangaro fahafinaretana azo avy @ nofo sy fahasambarana/fiadanana azo avy @ fanahy.
29. rhaj0 ( 22/11/2017 13:31)
gasy1zay:
Ny âme dia afangaron'ny dikateny gasy @ fanahy indraindray fa indraindray adikany hoe aina ( ao anaty baiboly io resahiko io)

esy e ry Gasy1zay.. ka "diso" ve izany ny Baiboly (gasy) sa "mifamaofao" fotsiny INDRAIDRAY? (nataoko fa "izay voasoratra dia voasoratra" dia tenin'Andmntra).

Ireo mpandalina ny Baiboly TSY gasy koa, dia nilaza fa "mifamaofao" toa io koa ny dikan-teny hafa. Ary dia fanina i Andrianaivoravelona. normal.

Ka dia raisina @ izay mampametimety ny baolina izany ee.. Fa mety tena i Andmntra koa angamba izany ao, no confus ao, fa tsy takany inona no "noforoniny" HONO, dia inona no tiany lazaina :-)

Fa i Gasy1zay moa izany hono mahay azy, ka dia io izany hono hozy izy.
gasy1zay:
Ny âme dia fitambaran'ny fisainanao (pensée), ny fihetsemponao (sentiment) sy ny mahaizy anao (personalité sy caractère)

Ny esprit na ny fanahy no ilay "être le plus profond", io ilay tena tsy hita ety ivelany fa tena ao am-po lalinao ao

mouah ha ha... fa ilay ilay "âme" par definition-Gasy1zay io angaha "hita ety ivelany"??? Ary toa lasa "ao am-po" indray ilay "esprit"???

esy ee... toa "mifamaofao" koa ry Gasy1zay izany.. nataoko fa nahafantatra :-)

gasy1zay:
raha ny fahazoan'ny filozofy azy dia io no hoe "essence de l'homme", fa ho anay mpino dia io ilay fofon'aina avy @ Andriamanitra t@ izy namorona antsika, io no manavaka antsika @ zaba-boahary hafa.

Fa ny Filozofa angaha ry Gasy1zay dia Profeta sa Apaostaoly?? Inona koa azany ity manafangaro voraka ny Tenin'Andmtnra @ Filozofa ity??

F'angaha tsy hay hazavaina ARA-BAIBOLY fotsiny izy io ry Gasy1zay, satria misy an'ilay (pli-vava) hoe, ny Baiboly no fototry ny fahalalana sy ny zava-drehetra???

An an... tena tsy alehany ny "fantatrao" ry Gasy1zay kah... Ndana hanontanio indray k'lou rapasy/damopra fa very ianao ry Gasy1zay... mbo marina mouh... :-)
30. endriny ( 22/11/2017 14:27)
Taloha ianao mino ary nasaina mino fa ny bibilava dia satana ihany ka nanambaka an'i Eva mba ihinana ilay voankazo voarara

Avy eo ianao asainy mino fa ny bibilava dia mahasitrana.

Hirotsaka amintsika mianakavy anie ny andon'ny lanitra.
31. gasy1zay ( 22/11/2017 19:20)

rhaj0:

gasy1zay:
Ny âme dia afangaron'ny dikateny gasy @ fanahy indraindray fa indraindray adikany hoe aina ( ao anaty baiboly io resahiko io)

esy e ry Gasy1zay.. ka "diso" ve izany ny Baiboly (gasy) sa "mifamaofao" fotsiny INDRAIDRAY? (nataoko fa "izay voasoratra dia voasoratra" dia tenin'Andmntra).

Ireo mpandalina ny Baiboly TSY gasy koa, dia nilaza fa "mifamaofao" toa io koa ny dikan-teny hafa. Ary dia fanina i Andrianaivoravelona. normal.

Ka dia raisina @ izay mampametimety ny baolina izany ee.. Fa mety tena i Andmntra koa angamba izany ao, no confus ao, fa tsy takany inona no "noforoniny" HONO, dia inona no tiany lazaina :-)

Fa i Gasy1zay moa izany hono mahay azy, ka dia io izany hono hozy izy.
gasy1zay:
Ny âme dia fitambaran'ny fisainanao (pensée), ny fihetsemponao (sentiment) sy ny mahaizy anao (personalité sy caractère)

Ny esprit na ny fanahy no ilay "être le plus profond", io ilay tena tsy hita ety ivelany fa tena ao am-po lalinao ao

mouah ha ha... fa ilay ilay "âme" par definition-Gasy1zay io angaha "hita ety ivelany"??? Ary toa lasa "ao am-po" indray ilay "esprit"???

esy ee... toa "mifamaofao" koa ry Gasy1zay izany.. nataoko fa nahafantatra :-)

gasy1zay:
raha ny fahazoan'ny filozofy azy dia io no hoe "essence de l'homme", fa ho anay mpino dia io ilay fofon'aina avy @ Andriamanitra t@ izy namorona antsika, io no manavaka antsika @ zaba-boahary hafa.

Fa ny Filozofa angaha ry Gasy1zay dia Profeta sa Apaostaoly?? Inona koa azany ity manafangaro voraka ny Tenin'Andmtnra @ Filozofa ity??

F'angaha tsy hay hazavaina ARA-BAIBOLY fotsiny izy io ry Gasy1zay, satria misy an'ilay (pli-vava) hoe, ny Baiboly no fototry ny fahalalana sy ny zava-drehetra???

An an... tena tsy alehany ny "fantatrao" ry Gasy1zay kah... Ndana hanontanio indray k'lou rapasy/damopra fa very ianao ry Gasy1zay... mbo marina mouh... :-)

Tsy hoe very rhaj0 dia very aho, za resy lahatra tsy mila makany @ pasitera na mopera ka, nohoveriko fa mahatakatra zava-dalina anie i rhaj0 hay kay vao tsy 1+1 no ambara dia very izy.
32. rhaj0 ( 22/11/2017 21:38)
Mazavabe ilay fomba fisainana Gasy1zay izany ee..

"Ny âme dia afangaron'ny[size=6](Baiboly gasy, izay Tenin'[/size]Andrmntra, hozy Gasy1zay...

Fa tena "resy lahatra" foana i Gasy1zay, fa "tsy mila makany @ pasitera na mopera" i Gasy1zay fa efa hain'ny saim-pantany io ee.. mety foana io, @ GAsy1zay, na dia mifamaofao azany.
33. Miharena ( 23/11/2017 06:41)

Tsy mifamahofaho mihitsy ary tsy saim-pantatr'i Gasy1zay ilay resahany io fa io mihitsy no izy Rhaj0.

Rehefa tsy mahay manavaka ireo dia mampifangaro ny fitaovana sy ny angovo enti-manatanteraka. Ny Fanahy avy amin'Andriamanitra no Angovo entin'ny olona tsirairay avy eny manao asa eny dia misy ny tsy mahatsiaro tena fa mampiasa io Angovo io aminy zava-poana.

Dia mananatra ihany ny Baiboly hoe : Moa va tsy fantatrareo fa Tempolin'Andriamanitra ny tenanareo?

Fa io moa na hiolan-ko vy na hilan-ko vato ny sain'ny olombelona dia izay voasoratra no izy fa ny adala no manda izany.
34. endriny ( 23/11/2017 07:48)

Miharena:

Tsy mifamahofaho mihitsy ary tsy saim-pantatr'i Gasy1zay ilay resahany io fa io mihitsy no izy Rhaj0.

Izaho koa aloha mahita fa tsy mifamaohofaho io fa bilobiloka bibilika e.

Miharena:

Ny Fanahy avy amin'Andriamanitra no Angovo entin'ny olona tsirairay avy eny manao asa eny dia misy ny tsy mahatsiaro tena fa mampiasa io Angovo io aminy zava-poana.

O rey olona e "Ny fanahy hono no angovo entin'ny olona tsirairay miasa. Maninona re no mandainga ohatran'izany e. Tsy ilaina intsony izany ny vary sy ny anana koa. Hitako moa no totofana tsikelikely Betsimitatatra, hay fikan'ny Kristianina ilay izy.

Miharena:

Dia mananatra ihany ny Baiboly hoe : Moa va tsy fantatrareo fa Tempolin'Andriamanitra ny tenanareo?

Izay ilay hoe miova kay ilay finoana: 'Lasa tempolin'Atra indray ankehitriny ry Miharena" Kanefa "Mpiandry saha no asa nasain'Atra nataony.

Dia ovaiovay eo foana io baiboly io, abilibiloy eo foana fa amin'ny farany io mihintsana tsikelikely ny pejy ao anatiny.
35. Miharena ( 23/11/2017 08:06)

endriny:

Tsy miovaova io ary tsy mibilobiloka biblika fa manazava tsara ilay hoe : Fantatrareo ve fa Tempolin'Andriamanitra ny tenanareo?.

Raha mbola tiana ampiana ilay tantara tao anaty Baiboly dia misy koa ilay tantaran'ny zanaka adala

Dia lavo sy ataovy fomba fiteny indray ilay hoe bibobilokia biblika rehefa te-handa befahatany tsy mahalala afatsy ny saimpantany.

Ampiana iray : Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny olona fa ny Teny rehetra aloaky ny Vavan'Andriamanitra.
36. endriny ( 23/11/2017 08:33)

[/quote]

DIa ilazao koa fa diso hatrany am-boalohany ny Baiboly re ry Miharena, Ilay mahalala sy mahafantatra marina an'Atra a

Hoy Atra: Andeha isika hanaomboatra olombelona mitovy endrika (fa tsy endriny a) amintsika. Andro faha 6 moa sa faha 5 Dia nataony tokoa ny olom-belona ary nomeny andraikitra hiandry saha tao Edena.

Ka mpandainga koa izany I Atra raha azoko tsara a. Fa kay Tempoly no tiany lazaina tamin'ny saha fa tsy saha fambolena paoma akory.

Avilambilano ihany ho'a
37. Miharena ( 23/11/2017 08:39)
Jereo eo amin'ny lafiny voambara aloha satria lalina kokoa ireo teny natao matavy ireo ary mifandraika tsara amin'ilay hoe : andeha isika hanao olona mitovy endrika amintsika.

Miandry saha hoy ianao: Eny miandry saha ka io fonao io no saha asainy andrasanao.

Raha voatahirinao tsy hisy pentina io fonao io dia tsy hisy pentina ny tontolo iainanao.

Tsy miova ny finoana fa mihalalina! ary efa atoro ao anaty Baiboly daholo ny ambadiky ny teny samihafa!
38. gasy1zay ( 23/11/2017 15:18)

rhaj0:

Mazavabe ilay fomba fisainana Gasy1zay izany ee..

"Ny âme dia afangaron'ny[size=6](Baiboly gasy, izay Tenin'[/size]Andrmntra, hozy Gasy1zay...

Fa tena "resy lahatra" foana i Gasy1zay, fa "tsy mila makany @ pasitera na mopera" i Gasy1zay fa efa hain'ny saim-pantany io ee.. mety foana io, @ GAsy1zay, na dia mifamaofao azany.

Raiso ity ohatra kely ambarako an'i rhaj0 ity:

eritrereto hoe mpiara mianatra isika, philosophie ny cours, dia iny i rhaj0 nanantona an'i gasy1zay fa tsy azony ny lesona fa mifamaofao be hono, dia iny i gasy1zay fa nanazava, nihomezan'i rhaj0 nefa i gasy1zay fa tsy mazava hono ny fanazavana ary mbola mifamaofao be , dia inona moa no antony tokony hanantonan'i gasy1zay mpampianatra raha i rhaj0 no tsy mahazo??? fa maninona tsy i rhaj0 no makany @ mpampianatra?

dia toy zay koa e, afaka makany @ pasitera ianao rhaj0 rehefa tsy mazava aminao ilay corps/ame/esprit fa amiko hoy aho efa mazava amiko ilay izy.

Ao fa misy fiangonana tsisy kilema any canada any.

Mazotoa mitady ny Tompo rhaj0 a! Mivavaka ho anao izahay
39. rhaj0 ( 23/11/2017 16:41)
dia hoe, ao ampianarana izany mifampiresaka ny eny andabilio hono, ary dia mitompo teny i Gasy1zay; fa rehefa manakiana i Rhaj0, dia tsy kianin'i Gasy1zay akoriny ny voakiana, fa tonga dia valian'ilery gilobaloba an'avona fotsiny hoe, izay ilay izy, ary tsy mila mandeha any @ mpampianatra intsony koa izy Gasy1zay, fa efa mazava HONO ny saim-pantany.
Fa tsy mitady an'i Tompeau koa iaho ryGasy1zay fa tia hivanitika atsy @ dernier banc fotisny aa.. :-)

Fa hono ho'a, nareo ve mahay hoe ahoana ny fanaovana debat ry Gasy1zay?
1- mametraka ny petra-kevitra A ny #1, toa io nataon'i Gasy1zay sy ny "âme afangaro..." io
2- manakiana ny #2, point par point, toa ny nataoko citation + "esy e... ary mouah ah ha" io
3- mamaly ny kiana ny #1, point par point. Aiza io ry Gasy1zay?
40. gasy1zay ( 23/11/2017 16:52)

Misy ny débat ouvert ary mety miova hevitra ny mpifanakalo hevitra, ny fahitako azy isika mirahalahy tsy misy vonona ny hiova @ inoany na tsy inoany, mamaly aho rehefa hitako fa mety mahasoa ny hafa ny valiteny fa tsy hoe hamaly mba hahazo ny teny farany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816