fampianarana tsy misy kilema

41. endriny ( 05/12/2017 06:19)
Ny iray Kile maina tsy manana daisy, fa ny iray Kile Lena sy mandin'ny tsodranon'Atra koa.
42. Miharena ( 05/12/2017 07:54)
Dia tena sahinao tokoa izany ny manao valy toy izao an!

Mananatra ihany aloha sao dia avotra ihany fa raha tsy laitra moa atao ahoana!

Afaka ny adidy amin'Andriamanitra Iombonana amin'ny maha-olona samy voary mifanoro dieny mbola eto.
43. rhaj0 ( 05/12/2017 14:16)
Ka io Kile Lena io izao miaraka @ ilay "tsirinain'ny VOARY" tsy afaka am-bavan'i Miharena teo dia tena .. an.. an... sampona mihintsy ry Miharena 'tony ;-)
44. endriny ( 07/12/2017 04:14)

Miharena:

Afaka ny adidy amin'Andriamanitra Iombonana amin'ny maha-olona samy voary mifanoro dieny mbola eto.


Ary dia tena baikonao fotsiny mihintsy ity Andriamanitra ity a. Ary izy tsy navelanao niteny ny niforonany. Eto izy didinao hoe afaka ny adidiny.
45. Miharena ( 11/12/2017 14:06)
Mbola miresaka amin'ny olona tsy ara-dalana ara-tsaina anankiroa aloha aho dia manoro. Izay no nilazako hoe afaka ny adidiko eo anatrehan'Andriamanitra Mpahary Iraisana.

46. rhaj0 ( 11/12/2017 15:10)
hi hi hi.. TSY ianao Miharena no tompon'ny Teny ka "manafaka adidy ny tenanao", fa IZY ihany HONO ee...
Ary matoa izaho mbola manoratra eto koa, dia mbola IZY ihany koa HONO ee... ;-)

Io foana ange no mampihahaka mampidegany anao io ry Miharena ee... Tonga dia mamariparitra rambon'osy hoe, izao sy izao. F'angaha ianao no inona k'le... mouah ha ha :-)
F'izany hoe, izay fariparitanao eo aloha mety tsara ao @ imazination-nao irery ao kosany ee... Tohizo fa mampihomehy eee...
47. Miharena ( 12/12/2017 10:09)
Rehefa maniky hoe IZY no Tompon'ny Teny dia efa manombontomboka sitrana fa izany hoe mbola asiana HONO ilay izy dia tsy avotra indray o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.554