Toa vahiny 95% daholo no tompon ny tena bizna any Mada any

1. saho ( 10/11/2017 16:23)
Fandraharahana
Ny Vahiny anatin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy
Nanangona JRR il y a 4 jours , Fototry ny vaovao dia avy amin ny mpandraharaha karoka fiangonana katolika Malagasy VOLANA Oktobra 2017

Mila fantarina ihany ny tontolon’ny fitantanana sy fandraharana ny fiainana andavanandro eto Madagasikara. Ifampizarana ity fahitana iray ity.

Ny JIRAMA dia efa nolazaina fa karana sy vazaha no mamatsy ny jiro amin'ny alalan'ireo central thermique goavana mandany gazoala. 300 Milliards Ariary ny subventions (Loi des finances 2017) omentsika vahoaka malagasy ny Jirama mba hividianany gasoil sy electricité amin'ireo orinasa mpamatsy azy:
- Filatex-Enelec, karana Atoa Abdoulrassoul (pdg Filatex)
- Fraise-Caterpillar, Famille coloniale française Henri Fraise et Fils
- Agrekko (Grande Bretagne) faha-Tetezamita
- Wartsilla (Pays-Bas) faha-Ravalomanana
- Symbion-Vima, karana Atoa Souzar Bouka
- Jovenna, Famille karana Hiridjee (Amin, Hassanein, Mustapha, Razali mirahalahy)
- FirstEnergy, karana Atoa Danil Houssein, groupe Smtp-Socolait

Ny barrage hydraulique privé:
1- Hydelec, Cimelta-Tozzi (Italie) miaraka amin'ny groupe karana Rajabali ao Sahanivotry-Antsirabe
2- Volobe-Tamatave (andalam-panamboarana) izay ny Axian groupe (famille karana Hiridjee) no tompon'antoka

Ny mpamatsy gasoil ny Jirama sy ireo central diesel ireo dia
- Galana izay ny karana Atoa Iqbal Rahim no tompony (groupe Trimeta)
- Jovenna izay sady mpivarotra gasoil no sady tompona central diesel. Ny AXIAN Groupe (famille Hiridjee) ihany koa no tompon'antoka ny barrage ao Volobe-Tamatave

SAKAFO sy MOFO ary TOAKA
- Groupe Enduma: Mofoko (boulangerie industrielle) - Croustipain (boulangerie sélective, salon de thé)- Infinithé (pâtisserie haut de gamme), Atoa Iqbal Rahim (pdg Trimeta Holding)
- Groupe Smtp- Socolait: la Tartine (boulangerie industrielle), Socolait (ronono, yaourt, farilac sns...), BoViMa (hena omby), Mabel (akoho matavy), AgriVet (provende); Atoa Danil Houssein (pdg groupe smtp-socolait)
- Food & Beverage Group: Yama (yaourt, ronono, sns.), JusTop (sirop, nectar), SodaKing, Les Maitres Fruitiers (jus naturels); Atoa Hassim Amiraly (pdg Groupe Soreva F&B)
- Groupe Viseo: HavaMad (jus de fruits, confiture, purée bio), TrainBleu (boulangerie sélective, pâtisserie). Famille Hiridjee (groupe Axian)
- Group Basan: JB (biscuiteries Gouty, pâtes alimentaires, jus de fruits...), Pecto aoe! (Confiseries), OIM, Tannerie d'Anjeva, nosy Iranja. Famille karana Barday (Karim et Asgar)
- Groupe Star: THB, Skoll, Gold, Fresh, Queen's (rehefa labiera eto Mada na ireo hafarana aza toy Heineken sy Guiness ka zary monopole légale). Coca-Cola, Caprice Soda, EAU VIVE, Cristalline, rhum Gantera. Famille Belge Castell sy ny frantsay zanatany Fraise no tompony.
- Rhum: Dzama sy Royal Spirits (Wilson, Royal Label, sns.) Sirama Dzamandjar Nosy-Be, Ankarana Drinks, BigCola ; famille Fohine no tompony
- Groupe Taf: RanoVisy,Thé Sahambavy, Rhum Soredim sy Sodeam, Mellis, Sucre & Epices & Café Taf, ProPain (boulangerie Industrielle),Koba Aina; vazaha grika zanatany Atoa Taloumis (pdg groupe Zital-Taf)
- Groupe UCODIS-COSMOS: karana maromaro toy Eric Nazaraly (groupe Naza Electronique) no miara-miombona antoka. Mampitobaka ireo entana akaiky ho lany daty ka mora vidy, tsy mandoa ladoany toy: menaka avy any Malaisie, dibera sy ronono (toplé, wiam), whisky, biscuits, chips industriels, pâtes instantanées (toy ny Appolo, seddap, presto), savony (citrus, vaoline, clin, sns.), mpanafatra vary sy siramamy sns.
- Groupe EDL, famille Razaly. (MalgaDecor, MalgaMobile, Batimax). Vrais-Prix, Pepsi-Cola, Lays, Bakery, Bounty, Huilor, Jadida, Oreal, sns.
- Quincaillerie 2000, mpanafatra vary aman’aliny taonina Atoa Galib

TELEPHONE
- Airtel Madagascar: famille indienne any Mumbai (Inde) Barthy miaraka amin'ny Orange Telecom (FRANCE)
- Orange Madagascar: Orange Telecom (fibre optique Lion- Orange) sy Atoa Ylias Akbaraly (pdg groupe Sipromad)
- Telma s.a: Famille Hiridjee (groupe Axian), telma- moov- jovenna, fibre optique Back-Bone, Outremer Telecom, Volobe-Tamatave, viseo groupe, sns...
- BlueLine Network. TNT (BlueLine TV & internet), BIP (téléphone). Famille karana Oukabay sy Famille karana Rajabali

BANKY
- BNI Madagascar: Famille Hiridjee (groupe Axian: BankOne (Maurice), telma-jovenna, viseo groupe, ciel groupe, oceantrade, volobe, FirstImmo, sns.)
- BFV-SG, banky frantsay Société Générale
- BTM/ BOA, banky frantsay miasa aty afrika Bank of Africa (Afd-Proparco). Nahazo famatsiana goavana avy amin-dry zareo maraokanina farany teo (300 millions usd). Miara-miasa akaiky amin'ny Groupe Sipromad (Banque des Mascareignes)
- BMOI, banky frantsay BNP Paribas sy BPCE. Miaraka amin'ny Banque des Mascareignes (Atoa Ylias Akbaraly, pdg groupe Sipromad)
- BGFI Bank. Banky frantsay sy gabonais (Afrika), isan’ny banky mpitantana sy mpamatsy ny volan'ny France-Afrique. Nampidirina faha-Tetezamita
- MicroCred Baobab. Actionnaire goavana ao ny groupe EDL (Famille karana Razaly) miaraka amin'ny BFG-SG sy ny Planete Finance (France)

SAMIHAFA
- Ny aéroports internationaux roa eto Madagasikara (Ivato sy Nosy Be) dia namidy amin'ny Aéroprts de Paris (Adp) sy groupe Bouygues (colas) samy any France fa nampitondraina anarana malagasy hoe Ravinala.
- Ny ladoany dia miankina tanteraka amin'ny orinasa vahiny GasyNet
- Efa andalana ny famarotana ny orinasa Air MADAGASCAR amin'ny vahiny maorisianina
novalian'i DOMI7947 ny 05/05/2021 14:03
2. saho ( 11/11/2017 15:13)
Tsy misy marina eto antany sy ny fanaon izao tontolo izao

Raha hitady ny marina amin izao tontolo izao ianao dia ny any tribonaly, mizana tsy mivilana fa misy lalana mifehy izany ny paragraphe

Miseho emdrika fahazavana io tribonaly io ho an ny sasany fa raha misy kosa ny kolikoly sy ny asan ny maizina dia very le mizana madio mangarahara

Raha system mafia ny tribonaly dia voa tapimaso vola , voavidy ny rariny

Aty firenena lehibe dia enjehin ny lalana mafy ny kolikoly ary migadra amantaonany noho ny sazy hafa

Ny marina eny andanitra dia seho anjely daholo, tsy misy petina maloto, tsy manota, toa JESOSY IRERY ihany no zanaky ny Ray any andanitra, novonoina ho faty ary latsadra mba hamonjy ireo mino azy ka hanana fiainana mandrakizay, VOALAZA FA FINOANA KRISTIANA IZANY

Ny marina ety antany dia ny eritreritrao sy ny fonao madio sy ny saina salama, manaraka ny lalana sy ny fitsipika etsy sy eroa eo amin ny firenena misy ary voasazy ny mandika azy

Raha ny izy dia resaka philosophie daholo ny zavamisy rehetra eto antany, fa anjaranao no mamaky boky an izany, raha ao FR ianao dia ALBERT CAMUS raha ao amerika ianao dia miaraka ny allemagne EINSTEIN, raha grika ianao dia SOCRATES, raha communiste ianao na tatsinana dia MAx na ry LEHNING na ry MAO TSE .....

Amiko amin izao fotoana izao dia resaka mondialisation no misy , resaka an ny regle ADAM SMITH, resaka VOLA TANY FITAOVANA, ireo no fiandohan ny fahaizana eo amin ny mpitantana rehetra na aiza na aiza eraky izao tontolo izao
saho:

Fandraharahana
Ny Vahiny anatin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy
Nanangona JRR il y a 4 jours , Fototry ny vaovao dia avy amin ny mpandraharaha karoka fiangonana katolika Malagasy VOLANA Oktobra 2017

Mila fantarina ihany ny tontolon’ny fitantanana sy fandraharana ny fiainana andavanandro eto Madagasikara. Ifampizarana ity fahitana iray ity.

Ny JIRAMA dia efa nolazaina fa karana sy vazaha no mamatsy ny jiro amin'ny alalan'ireo central thermique goavana mandany gazoala. 300 Milliards Ariary ny subventions (Loi des finances 2017) omentsika vahoaka malagasy ny Jirama mba hividianany gasoil sy electricité amin'ireo orinasa mpamatsy azy:
- Filatex-Enelec, karana Atoa Abdoulrassoul (pdg Filatex)
- Fraise-Caterpillar, Famille coloniale française Henri Fraise et Fils
- Agrekko (Grande Bretagne) faha-Tetezamita
- Wartsilla (Pays-Bas) faha-Ravalomanana
- Symbion-Vima, karana Atoa Souzar Bouka
- Jovenna, Famille karana Hiridjee (Amin, Hassanein, Mustapha, Razali mirahalahy)
- FirstEnergy, karana Atoa Danil Houssein, groupe Smtp-Socolait

Ny barrage hydraulique privé:
1- Hydelec, Cimelta-Tozzi (Italie) miaraka amin'ny groupe karana Rajabali ao Sahanivotry-Antsirabe
2- Volobe-Tamatave (andalam-panamboarana) izay ny Axian groupe (famille karana Hiridjee) no tompon'antoka

Ny mpamatsy gasoil ny Jirama sy ireo central diesel ireo dia
- Galana izay ny karana Atoa Iqbal Rahim no tompony (groupe Trimeta)
- Jovenna izay sady mpivarotra gasoil no sady tompona central diesel. Ny AXIAN Groupe (famille Hiridjee) ihany koa no tompon'antoka ny barrage ao Volobe-Tamatave

SAKAFO sy MOFO ary TOAKA
- Groupe Enduma: Mofoko (boulangerie industrielle) - Croustipain (boulangerie sélective, salon de thé)- Infinithé (pâtisserie haut de gamme), Atoa Iqbal Rahim (pdg Trimeta Holding)
- Groupe Smtp- Socolait: la Tartine (boulangerie industrielle), Socolait (ronono, yaourt, farilac sns...), BoViMa (hena omby), Mabel (akoho matavy), AgriVet (provende); Atoa Danil Houssein (pdg groupe smtp-socolait)
- Food & Beverage Group: Yama (yaourt, ronono, sns.), JusTop (sirop, nectar), SodaKing, Les Maitres Fruitiers (jus naturels); Atoa Hassim Amiraly (pdg Groupe Soreva F&B)
- Groupe Viseo: HavaMad (jus de fruits, confiture, purée bio), TrainBleu (boulangerie sélective, pâtisserie). Famille Hiridjee (groupe Axian)
- Group Basan: JB (biscuiteries Gouty, pâtes alimentaires, jus de fruits...), Pecto aoe! (Confiseries), OIM, Tannerie d'Anjeva, nosy Iranja. Famille karana Barday (Karim et Asgar)
- Groupe Star: THB, Skoll, Gold, Fresh, Queen's (rehefa labiera eto Mada na ireo hafarana aza toy Heineken sy Guiness ka zary monopole légale). Coca-Cola, Caprice Soda, EAU VIVE, Cristalline, rhum Gantera. Famille Belge Castell sy ny frantsay zanatany Fraise no tompony.
- Rhum: Dzama sy Royal Spirits (Wilson, Royal Label, sns.) Sirama Dzamandjar Nosy-Be, Ankarana Drinks, BigCola ; famille Fohine no tompony
- Groupe Taf: RanoVisy,Thé Sahambavy, Rhum Soredim sy Sodeam, Mellis, Sucre & Epices & Café Taf, ProPain (boulangerie Industrielle),Koba Aina; vazaha grika zanatany Atoa Taloumis (pdg groupe Zital-Taf)
- Groupe UCODIS-COSMOS: karana maromaro toy Eric Nazaraly (groupe Naza Electronique) no miara-miombona antoka. Mampitobaka ireo entana akaiky ho lany daty ka mora vidy, tsy mandoa ladoany toy: menaka avy any Malaisie, dibera sy ronono (toplé, wiam), whisky, biscuits, chips industriels, pâtes instantanées (toy ny Appolo, seddap, presto), savony (citrus, vaoline, clin, sns.), mpanafatra vary sy siramamy sns.
- Groupe EDL, famille Razaly. (MalgaDecor, MalgaMobile, Batimax). Vrais-Prix, Pepsi-Cola, Lays, Bakery, Bounty, Huilor, Jadida, Oreal, sns.
- Quincaillerie 2000, mpanafatra vary aman’aliny taonina Atoa Galib

TELEPHONE
- Airtel Madagascar: famille indienne any Mumbai (Inde) Barthy miaraka amin'ny Orange Telecom (FRANCE)
- Orange Madagascar: Orange Telecom (fibre optique Lion- Orange) sy Atoa Ylias Akbaraly (pdg groupe Sipromad)
- Telma s.a: Famille Hiridjee (groupe Axian), telma- moov- jovenna, fibre optique Back-Bone, Outremer Telecom, Volobe-Tamatave, viseo groupe, sns...
- BlueLine Network. TNT (BlueLine TV & internet), BIP (téléphone). Famille karana Oukabay sy Famille karana Rajabali

BANKY
- BNI Madagascar: Famille Hiridjee (groupe Axian: BankOne (Maurice), telma-jovenna, viseo groupe, ciel groupe, oceantrade, volobe, FirstImmo, sns.)
- BFV-SG, banky frantsay Société Générale
- BTM/ BOA, banky frantsay miasa aty afrika Bank of Africa (Afd-Proparco). Nahazo famatsiana goavana avy amin-dry zareo maraokanina farany teo (300 millions usd). Miara-miasa akaiky amin'ny Groupe Sipromad (Banque des Mascareignes)
- BMOI, banky frantsay BNP Paribas sy BPCE. Miaraka amin'ny Banque des Mascareignes (Atoa Ylias Akbaraly, pdg groupe Sipromad)
- BGFI Bank. Banky frantsay sy gabonais (Afrika), isan’ny banky mpitantana sy mpamatsy ny volan'ny France-Afrique. Nampidirina faha-Tetezamita
- MicroCred Baobab. Actionnaire goavana ao ny groupe EDL (Famille karana Razaly) miaraka amin'ny BFG-SG sy ny Planete Finance (France)

SAMIHAFA
- Ny aéroports internationaux roa eto Madagasikara (Ivato sy Nosy Be) dia namidy amin'ny Aéroprts de Paris (Adp) sy groupe Bouygues (colas) samy any France fa nampitondraina anarana malagasy hoe Ravinala.
- Ny ladoany dia miankina tanteraka amin'ny orinasa vahiny GasyNet
- Efa andalana ny famarotana ny orinasa Air MADAGASCAR amin'ny vahiny maorisianina
3. saho ( 16/11/2017 16:33)
Dia nahita le kintana mamirapiratra, ieuh mahafinaritra

Nisokatra ny famatsiana vola, mahaiza nareo mifampitsinjo fa tsy ho jamban ny vola sy fahefana satria mandalo io

Fa ireto taranaka Malagasy no tsinjovina mba ho taranaka vanona, mba asio ihany le ohabolana Malagasy na koa ny kolontsaina Malagasy fa tafavoaka isika malagasy raha tena mahay discipline

Dia ho tany sambatra tokoa le madagasikaranay, misy ranomasina , rivotra madio, tany mahavokatra mandavatoana, tany manana ny maha izy azy raha ny tena kolontsaina taloha be dia be no ampiharina

TSY MISY TSY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO, IZAY TSY MAHAY SOBIKA MAHAY FATAMBARY, NOANA NY KIBO MIVEZIVEZY NY FANAHY , TANORA RATSY FIARY ANTITRA VAO RATSY LOAKA sns.....
4. DOMI7947 ( 05/05/2021 14:03)
les Malagasy se débrouillent

https://www.facebook.com/venteenlignemadagascaroao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094