Statistika hoan'i rhaj0

41. Miharena ( 12/12/2017 10:26)

rhaj0:

'ndana i Miharena sy Tealala raha hiaraka "hiresaka @ Atra" any azany ee...
(fa tsy quoi raha tsy tantarainareo :-)


Mbola tsy avotra ihany ve e! Mba asio fiheverana aloha ny tenanao miteniteny foana.
42. endriny ( 12/12/2017 16:23)
Ary ohatran'ny nandaitra ilay miresaka amin'Atra Rhaj0 a!
43. rhaj0 ( 12/12/2017 18:07)
"mandaitra" bonne amin-dry Tealala sy Miharena tokoany io an... hoe, tafiditra tsara ao; mety aminy tsara mihitnsy..
Raha ny morse hoe "miresaka @ Atra" = "ndao hanao tenue d'Adam" :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2557