Fitsapam-pahaizana Baiboly

61. rhaj0 ( 24/11/2017 15:53)
interipretasio-nao ny tantara io ry Gasy1zay.. ambehiliseho ee.. tsy olana izany fa raha izay no mampandrimandry ny fitiavanareo an'i Jesosy (mpanao z'inona) dia OK azany ee....

Fa ny laza-adina moa dia momba ny teny hoe [size=18]mifaninona[/size]; ary dia efa mazavabe izany fa:
hozy Jesosy hoe "mifaninona izaho sy hianao"??
Satria tena hadinon-Jesosy ny rohim-pihavanana, fa kay Reniny io miresaka azy io.
Ny divay @ io dia (tsy) mikoriana fa fety ny andro.

Tena izay izany izy io an...
62. gasy1zay ( 24/11/2017 16:09)
Mba ilaina ihany ny fanetretena rhaj0 a! ianao ve hahay handika noho ireo mpandika baiboly manerantany nefa ianao aza tsy mahalala ny teny fototra akory. Aza atao be didoha @ izay itiavana azy izy io fa tsy i rhaj0 no tena tampimpahaizana @ dikateny na fahazoana izay voasoratra. Na izany aza dia deraina ny fitrandrahan'ingahy baiboly.
63. rhaj0 ( 24/11/2017 17:24)
rhaj0:
mouah ha ha... tsara rahefa mivoaka @ ilay box-kely, baiboly gasin'Andrianaivoravelona. Io foana no nololohavina tao hoe, "izay voasoratra dia voasoratra" ary "Tenin'Andriamanitra" io, tsisy nanampîana tsisy nanalana.

Hay va re miaiky ihany fa bilobiloka izy io, ka dia mila ahitsihitsy avy any @ version hafa eee..
64. endriny ( 27/11/2017 07:34)
Izaho mino fa raha hitan'ny mpikaroka izao ny toerana fivoahan'i Jesosy. Dia hirohotra hiankohoka any ny Kristianina Ary samy haninbika ireo vainga hoentina mody satria mitondra fahassoavana
65. Miharena ( 27/11/2017 08:24)

endriny:

Izaho mino fa raha hitan'ny mpikaroka izao ny toerana fivoahan'i Jesosy. Dia hirohotra hiankohoka any ny Kristianina Ary samy haninbika ireo vainga hoentina mody satria mitondra fahassoavana
\\

Angaha moa Endriny mino? dia rehefa mino dia hanao toy io ve?

Fa izahay tsy manao toy izany tsinona.
66. gasy1zay ( 27/11/2017 16:06)

endriny:

Izaho mino fa raha hitan'ny mpikaroka izao ny toerana fivoahan'i Jesosy. Dia hirohotra hiankohoka any ny Kristianina Ary samy haninbika ireo vainga hoentina mody satria mitondra fahassoavana


Ny mpanompo sampy no mametraka ny fahatoakiny @ tapakazo, vovoka , sampy sns... toy izany

Ny anay Jesoa Kristy no ametrahanay ny fiainanay ary izy no manasoa anay fa tsy zavatry ny tany
67. rhaj0 ( 27/11/2017 18:32)
gasy1zay:
Ny mpanompo sampy no mametraka ny fahatoakiny @ tapakazo, vovoka ...

Ampiresaho ao azany ry Katolika, sy ny Lakroa (tapakazo), sy ny sisan'ireo Saint (vovoka) ee... Lazao zareo fa "mpanompo sampy".

Fa na Protestanta koa angaha moa tsy mba mitoky @ ilay Lakroa?? Sa "vata-kazo" ny azy fa tsy "tapa-kazo"??

Eny azany kouh.. mpanompo sampy hono zany ireo rehetra ireo, hozy Gasy1zay ee..
hi hi hi.. izaho indray ve hi-contredire anao @ izany :-)
68. endriny ( 12/12/2017 16:26)

gasy1zay:


endriny:

Izaho mino fa raha hitan'ny mpikaroka izao ny toerana fivoahan'i Jesosy. Dia hirohotra hiankohoka any ny Kristianina Ary samy haninbika ireo vainga hoentina mody satria mitondra fahassoavana


Ny mpanompo sampy no mametraka ny fahatoakiny @ tapakazo, vovoka , sampy sns... toy izany

Ny anay Jesoa Kristy no ametrahanay ny fiainanay ary izy no manasoa anay fa tsy zavatry ny tany


Dia diso hevitra ianao raha izany. Fa Jesosy efa nilaza hoe: Mangataha amin'ny Rainy mivantana. Fa izy tsy afaka manelanelana ho anao izany. Izay mangataka no omena.

Izay tsy sahy mangataka kosa, lasa mangalatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227