Fitsapam-pahaizana Baiboly

21. rhaj0 ( 15/11/2017 13:36)
Ka aiza izy ity ry Miharena aa... Ny fanontaniana dia hoe, aiza ao @ Baiboly no misy mampiasa ny teny hoe "mifaninona" ao. Satria dia tena mba mitaratra revy fifanilihana sy fifanavahana ilay teny. @ izay dia hita eto hoe, IZA mpanao izany ary @ ahoana no nanaovany azy tao.

Ka sopapa ho an'i Miharena. Raha mahay ny tantaram-piainan'i Jesosy i Miharena, dia tonga dia kôpy an'ilay sombin-tantara, izay malaza beuh, fa mampiasa ito teny hoe "mifaninona" ito.

Sa TSY mahay ny tantaram-piainan'i Jesosy i Miharena???
22. endriny ( 15/11/2017 15:27)
Sarotra be ilay fanadinana tompoko fa tokony atomboka amin'ny tsotsotra kokoa ohatran'ny hoe:

1 Misy takelaka firy ao anaty baiboly?
2 Misy endrika (format) firy ny baiboly Malagasy?
3 Taiza avy no nanototana ny baiboly Malagasy? Ihihihiih kay moa tsy nanota ny baiboly
4 Firy ny laharana ISBN ny baiboly Malagasy?
23. rhaj0 ( 15/11/2017 18:46)
Sarotra ve? Toa tokony TSY ho sarotra amin-dry Kristiana TENA izy, TENA mahafantatra an'Atra, sy miondana (tsy afa-tsy) Baiboly anie izany ee...

Fa dia ndao miara-jerena ho'a ny fahaizan'i Miharena Baiboly ee..

rhaj0:
Raha mahay ny tantaram-piainan'i Jesosy i Miharena, dia tonga dia kôpy an'ilay sombin-tantara, izay malaza beuh, fa mampiasa ito teny hoe "mifaninona" ito.

Sa TSY mahay ny tantaram-piainan'i Jesosy i Miharena???
24. Miharena ( 16/11/2017 09:18)
Raha ny tantaram-piainan'i Jesoa anie efa voasoratra avokoa ka tsy hitako izay mahasadaikadaikatra an'i Rhaj0 eo.

Ilay teny hoe "mifaninona" dia fomba fiteny rehefa tsy mifanojo ny tadin-dokanga ary tena voalaza ao anaty Baiboly tokoa satria misy ireo izay efa nandao ela ny Tompo dia tsy te-hahalala ary dia miresaka io teny io rehefa mifanojo tampoka indray.

Ka inona no tianao hahatongavana satria raha ny marina rehefa tonga ny Mpamonjy dia nanambara ny marina fa ny olona nitenenany indray no tsy te-hahalala dia novonoiny tsy ho eo aminy ny Tompo satria mbola tia ny fiainana eto an-tany izy dia manao io fiteny hoe mifaninona io. Raha avy amin'ny Tompo indray ilay teny dia mazava fa izay fitarafan'ny hafa Azy no ambarany mivantana amin'ilay olona.

Misy video manadihady ny fijerin'ny Jiosy an'i Jesoa ao mba karohy kely dia ho hitanao fa io resaka mifaninona io dia avy amin'ny olombelona ihany dia vakiana fotsiny izy satria IZAY Mpahary azy aza tsy fantany tsara akory fa lazainy indray hoe mifaninona amin'ny Mpahary izy?! tsy hafahafa ve izany?

Toy ny hoe namorona ny tenany ireny ery ilay miteny amin'ny Mpahary hoe mifaninona!?
25. rhaj0 ( 17/11/2017 12:11)
hi hi hi... Raha mahay ny tantaram-piainan'i Jesosy i Miharena ho'a, dia efa nahay hoe, t@ episode inona no nisy nimantsimantsina hoe, "mifaninona" i A sy B.

ka mahay (mamaky) Baiboly ianao ao izany ry Miharena sa tsia ee??

Izay ilay fanontaniana dia valio, fa aza ampiana lalalalala intsony re ry Miharena
26. Miharena ( 17/11/2017 17:28)
Tsara raha ianao Rhaj0 no manontany izany hoe mahay sa tsy mahay mamaky Baiboly aho.

Dia asehoy aloha hoe mahay mamaky ianao dia hojerena eo fa matoa io lalalalala dia mazava fa misy fomba fijerinao mibirioka mila ahitsy ao.
27. rhaj0 ( 17/11/2017 21:00)
ndana hanontanio an'i pasitera/mopera rahefa TSy hainao re ry Miharena ilay hoe,
t@ episode aiza, tao @ fiainan'i Jesosy, no nisy ilay fantsy malaza hoe, "mifaninona" moa i A sy B.

io ho'a nefa raha resaka Harry Potter dia hainao haingana mihintsy.

Loza raha TSy mahay koa i rapasy/damopra ao.. izay vao tena afa-baraka i Jesosy.
28. gasy1zay ( 17/11/2017 22:02)
Fa tsy azoko ny tanjon'i rhaj0 @ ty resaka fahaizana baibolin'ny sasany ity
29. Miharena ( 18/11/2017 17:27)
rhaj0:

ndana hanontanio an'i pasitera/mopera rahefa TSy hainao re ry Miharena ilay hoe,
t@ episode aiza, tao @ fiainan'i Jesosy, no nisy ilay fantsy malaza hoe, "mifaninona" moa i A sy B.

io ho'a nefa raha resaka Harry Potter dia hainao haingana mihintsy.

Loza raha TSy mahay koa i rapasy/damopra ao.. izay vao tena afa-baraka i Jesosy.


Efa mazava ny valinteny fa lasa mamerimberina ilay mpanontany.

Ny olana eto dia iray ihany: izay saim-pantatry ny mpanontany no heveriny asisika angamba dia izay no tsy hialany amin'ny fanontaniana mitovy iray ary tsy ekeny mihitsy ny valin-teny rehetra aroso eo.

Ka araho tsara aloha ny laha-kevitrao dia jerena raha mitohy tsara e!
30. rhaj0 ( 20/11/2017 16:25)
Ka hain-drapasy/damopra-nao tao azany ve ry Miharena ilay episode mifamantsy hoe "mifaninona" moa i A sy B ao @ tantaran-Jesosy ao ee???

Dia izaho Atheista indray ve no andrasanao hamoaka ilay episode eto ee???
31. Miharena ( 20/11/2017 18:42)
Io hoy aho Rhaj0 dia tsotra ihany : Ny Mpahary sy ny Anjely nivadika aloha no mifanavaka satria tsy mahalala afa-tsy manohitra toa an-dRhaj0 tsy misy valaka ilay nazera avy tany an-danitra tany.

Dia ireo no miresaka hoe mifaninona..

Fa ianao koa aloha afaka miteny hoe mifaninona akory moa ianao sy ny Mpahary!!

Satria ianao dia nisy ho azy fa tsy nisy famoronana na koa hilaza hoe namorona ny tenanao ianao! Sa hoe aaa!?
32. endriny ( 21/11/2017 07:18)
Tapitra ihany ny vakansa pesta eny Ankatso fa mbola tsy nivaly ihany ny fanadinana.
33. Miharena ( 21/11/2017 10:13)

endriny:

Tapitra ihany ny vakansa pesta eny Ankatso fa mbola tsy nivaly ihany ny fanadinana.


Rehefa tampina ny daomy avy amin'ny mpanadina dia tapitra ny fanadinana. Sa ahoana Endriny?
34. endriny ( 21/11/2017 12:33)
Ka mahamenatra koa angamba ny hanome naoty 4/20 dia naleony najanona ny fitsarana ny valim-panadinana koa
35. Miharena ( 21/11/2017 12:51)
Mbola andrasana fa aza tonga dia mahita volana aloha eo ianao Endriny a!

Ny efa fantatra anie dia 0/20 daholo ny Kristianina amin'ny besaina e! Ianao aza efa manome 4/20 kou!

Misaotra profesera Endriny a!
36. rhaj0 ( 21/11/2017 13:43)
fanontaniana fitsapana fahaizana Baiboly:
1- IZA no miteny, na mandefa fantsy, hoe "mifaninona moa"... i A sy B ohatra, ary TAIZA, na ameo ny toko aman'andininy aiza izany tantara misy izay fantsy izay?

esy ee... Io ho'a raha hanontaniana ny mpiondana Harry Potter hoe, aiza no misy ny teny hoe, kazaaam ao @ ilay Boky, tonga dia hain'ny mpitia azy daholo

Fa ry Miharena ho'a, mba mpiondam-Baiboly ihany, nefa tena ...
1- aiza ilay fitadidiana am-pitiavana ry Miharena aa??? Ilay fitadidiana no TSY misy sa ilay fitiavana??
2- dia rahefa tsy mahatadidy, dia ampiasao ny teknolozia f'aza dia manao donrondra be sahala @ trondro toa io ee..

Etsy toroko ry Miharena de garabola.
- ndana mankany @ baiboly.org
- dia zahavo ilay hoe "Fitadiavana Teny", dia atsofoy ao ny teny hoe "mifaninona", ary dia..
... KAAZAAAMMMM... hahita episode be dia be ianao ry Miharena. Singano manokana ilay episode ao @ tantaran-Jesosy, fa nisy nimantsimantsina t@ feo mahery hoe "mifaninona" ao..

dia mbola andrasanao izaho Atheista foana ve no hamoaka io episode ao @ Tantaran-Jesosy io ry Miharena?? Tsy mbola ampy ve izao henatra ho anao izao ee...
37. gasy1zay ( 21/11/2017 16:56)
Tena ilaina ny mamaky baiboly saingy tsy mamaky no tena baiko voasoratra ao fa saintsaino ( méditer @ dikateny frantsay).

Mety teny fampaherezana 1 no ilainao anio hanamafy ny finoanao, mety toriteny 1 dia nahatonga anao hino sy hahazo famonjena, ka amiko tsy hitako loatra ny manaitaitra an'i rhaj0 @ ity fahaizana baiboly ity, tsara raha mahay azy fa ny tsara kokoa dia ny mampiatra azy @ fiainanao

rhaj0 > ny devoly anie mahalala ny voasoratra koa e! nitondra azy aiza anefa izany? ny fahalalana ny baiboly dia entina mahafantatra an'Andriamanitra, ny sitrapon'Andriamanitra ary indrindra indrindra ilay vaovao mahafaly
38. rhaj0 ( 21/11/2017 17:11)
Eny azany koouh... TSY mila atao hay "tsara" hono io Baiboly io, hozy Gasy1zay, fa mila ampiharina "tsara" @ fiainana kosa ee... hi hi hi.. izaho indray ve hi-contredire anao @ izany ry Gasy1zay.. Izay ao an-tsainao "ampiharina" fa tsy izay hainao (araka ny Baiboly).


Fa ekeo izany ry izy mitsam fa TSY mahay (mamaky) Baiboly ianareo ee.. Dia asivo hiomilitiha sy honnetetiha ho'a izy io fa aza totofana lalala-lalère eo foana eee...

TSY mba toa ny olona mahay mamaky Boky ry Gasy1zay sy Miharena, ka hay tsianjery daholo h@ point sy virgule, hay satria misy fitiavana ao.

Dia ao nareo izany ee...

Miisa eo @ 30.000 anefa ny teny ao, na koa eo @ 1200 pejy io BAiboly io. i Harry Potter anefa efa misy 4200 pejy, ary h@ teny 1.000.000 ny boky rehetra, ary hain'ny mpitia azy tsianjery.

ka ilay fitadidiana ve ho'a no TSY misy, sa ilay fitiavana eee???

Dia lazaovy indray fa ny Devoly no manentsina ny fitadidianareo.
39. Miharena ( 21/11/2017 18:11)
Tsy ny fitadidiana no olana Rhaj0 fa ilay hevitra lasa mikorontana raha hanazavana lahateny ao anaty Baiboly izay tsongoina ary koa ny tena tanjona tian-dRhaj0 hotratrarina raha mitanisa teny iray.
40. rhaj0 ( 21/11/2017 20:45)
Inona no mampikorontana anao Miharena @ ity..
fanontaniana fitsapana fahaizana Baiboly:
1- IZA no miteny, na mandefa fantsy, hoe "mifaninona moa"... i A sy B ohatra, ary TAIZA, na ameo ny toko aman'andininy aiza izany tantara misy izay fantsy izay?

Tsotrabe ny laza-adina. Mila mahatadidy ilay episode, dia mamaly hoe IZA no miteny... TAIZA sy t@ iza etseetra....

ka efa hainao @ izay ve hoe, IZA no miteny hoe "mifaninona" ao @ episode-ntantaran-Jesosy ry Miharena aaa ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892