ny lalana

1. tsanta1994 ( 30/10/2017 12:13)
miarahaba tompoko.
Izaho sy ny reniko dia niaraka nipetraka foana.Matetika anefa no miady izahay.MISY fotoana moa dia alainy daholo ny entana dia lasa mandeha any izy.Rehefa marary nefa izy ny tena moa zanaka dia malaelo dia makany miaraka mipetraka;zao miverina indray ny toetrany las indray izy leo be za tsy itako izay ataok.
NY OLOTIAKO tsy tiany ,tena malaelo be za,mandrahona anay roa izy oe ovonoiny izahay ;
Mba mila toroheritra azafady
MISAOTRA MIALOHA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.241