Nadeha aloha andeha hiasa fa tss

1. endriny ( 27/10/2017 05:02)
Tena tsy mety amin'ny fitadiavako ilay manangana fiangonana hanangonana rakitra sy 1/10, dia aleoko mampijaly tena miasa 5 andro. Indraindray aza mbola mitondra asa mody.

Mazotoa daholo e
novalian'i endriny ny 01/11/2017 06:08
2. endriny ( 27/10/2017 06:51)
Aleo aloha hijery marary fa tsss

Eto amin'ity Fanjakana Kristianina Malagasy ity dia asa raha Kristianina tokoa na tsia. Jesosy nilaza hoe: Avelao ny zaza hanantona ahy...

Ny an'ny Kristianiana Malagasy hoe: Aza rarahiana izany zaza izany... aza omena hopitaly fa ovay hopitalin'ny pesta ny hopitaliny.

Tsy manna-jo ny zaza amin'ny Kristianina Malagasy ary azo velesina amin'ny fehikibo sy atao riro-tsofina eny ambony taxi-be
3. rhaj0 ( 27/10/2017 12:08)
Ndeha hiasa tokoany fa tss...

Dia aleo jerena indray
- ny lagera d'imazination-n'ny samy Mpino eto,
- samy mihambo ho nobitsihaNY, samy mihambo ho manana ny "Tena Izy".
- Dia ho hita eo raha tena mahajenjina ny pensée mazikan'ny tsi11, rahefa hamely ny andaniny.
- ary @ anaran'ny Jehovah daholo no anaovan-drizareo Kristiana an'izany, ho voninahitr'Atra hono.
4. endriny ( 01/11/2017 06:08)
Misaotra ireo nijery ity ventsoventsoko teto ity, fa dia nandray andraikitra tokoa ny fanjakana ary niezaka ny hamindra ireo mararin'ny pesta eny amin'ny hopitaly manara-penitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3543