You are here: home > Forum

Hay vehivavy mitapy kay iny

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Hay vehivavy mitapy kay iny
Valiny : 1
rabaradaka - 25/10/2017 09:24
Iza moa ilay ramatoa mpilaza vaovao tamin'ny télé iny ka lasa filohan'ny fikambanan'ny mpitondra taxi ? Vehivavy efa lalaovin'ny olona sady kentrina mihitsy, ny vody zaraina, ny tena lasa mpitondra tenin'ny mpanao politika ! Dia hoy izy hoe mangataka ny hanesorana an'i Lalao Ravalomanana ka soloina PDS, tena vehivavy adala mihitsy !
Valio | Miverina eny ambony
tovorandria - 25/11/2017 13:50
ka mba mahazo micro sy te halaza kala adala ko tsy anao zay saim patany´? robot an ny hvm iny e,
Valio | Miverina eny ambony