You are here: home > Forum

D'où vient le budget de campagne ?

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : D'où vient le budget de campagne ?
Valiny : 0
rabaradaka - 25/10/2017 09:19
Manodidina ny 350 milliards Fmg no vola efa vononahiatrehan'ny MAPAR ny fifidianana rehetra. In-droa na in-telon'izany ny an'ny HVM. Avy aiza ireo vola ireo? Ataovy mazava aloha izay vao aroso ny fifidianana
Valio | Miverina eny ambony