You are here: home > Forum

Potika ny ENAM

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Potika ny ENAM
Valiny : 1
rabaradaka - 25/10/2017 09:13
Fa dia mitampina inona loatra ny mason'ny mpitondra no jerena fotsiny ny adalan'ny mpitantana sy ireo Directeurs ao amin'ny ENAM ?
Nytena moa tambanivohi-dahy dia tsy mahalala zavatra fa hay moa mandoa vola hatramin'ny 10 tapitrisa ariary raha tehiditra ho mpianatra ao amin'ilay formation continue ? Misyolona naman'ny tena ihany sahy nilaza fa notakian'ilay DFC vola izy mba ho tafiditra. Io DFC io hoy izy dia olona tena incompétent sady mamo lava no tsyalehany. Ny mission nampanaovin'ny Ministre Maharante azy dia nyhanagom-bola ao amin'ny ENAM. Izany ve no hampandroso firenena ?
Valio | Miverina eny ambony
SYLLA8 - 17/12/2017 15:53
normale b na dia hahantra aza tsika malagasy kuuuuu....zany ve no mba ataon'ny zareo grand... !!!!
Valio | Miverina eny ambony