Ranom-pitiavana

1. Ajnal ( 12/10/2017 16:22)
cucu daolo ry tia resa-behivavy fotsy varavarana. mb nanokatra page ray tato am serasera.org re aho de nahita an'izany ranom-pitiavana zany de mb in ny fandraisanareo an'izany???????????????????
:-) :-) :-D :-D
novalian'i Ajnal ny 01/07/2018 13:48
2. randrianiainanandrianina ( 17/12/2017 15:37)
bonjour daoly..mba mangataka fanampina amnareo za
Nisy olona niaraka tamko depuis 4ans de zao izy mlaza oe isaraka amko.za nefa mbola tsy vonona isaraka amn!mb toroy hevitra oe inona ny ataoko anadinoina azy!misaotra ho anze mamaly
3. ndrenj ( 20/02/2018 08:56)

randrianiainanandrianina:

bonjour daoly..mba mangataka fanampina amnareo za
Nisy olona niaraka tamko depuis 4ans de zao izy mlaza oe isaraka amko.za nefa mbola tsy vonona isaraka amn!mb toroy hevitra oe inona ny ataoko anadinoina azy!misaotra ho anze mamaly
isaraka aminao izy .dikany misy olona hafa iarahany ,tsy zany ihany ao ko ny firaisana ara-nofo.ngamba ny mety aamn-dry mijery bandy .iarahana tsara mahay mapirevy ara-nofo ..tsy oe tsy mahay ndry fa misy pitsopitsny kely azoko atoro eo ampandrina
4. mirananirina ( 23/02/2018 18:45)

randrianiainanandrianina:

bonjour daoly..mba mangataka fanampina amnareo za
Nisy olona niaraka tamko depuis 4ans de zao izy mlaza oe isaraka amko.za nefa mbola tsy vonona isaraka amn!mb toroy hevitra oe inona ny ataoko anadinoina azy!misaotra ho anze mamaly

Amiko aloha ny fanadinoana olona 1 dia ny manolo azy ihany. Dia ny zavatra ratsy nataony na niarahana taminy foana no sainina. Fa raha mieritreritra fiarahana nahafinaritra di tsy ho adino mandrakizay iny.
5. mirananirina ( 23/02/2018 18:46)

Ajnal:

cucu daolo ry tia resa-behivavy fotsy varavarana. mb nanokatra page ray tato am serasera.org re aho de nahita an'izany ranom-pitiavana zany de mb in ny fandraisanareo an'izany???????????????????
:-) :-) :-D :-D

Inona izany ranom-pitiavana tianao lazaina izany?
6. sahia ( 16/03/2018 10:16)
ranom-pitiavana? raisina amin'izay teny izay eee
FAIRE L'AMOUR -> manao fitiavana, izany oe RANOM PITIAVANA --> RANO azo avy @ ILAY FANAOVANA FITIAVANA, lay mandena ny fandriana......sa ve oe a a aa
7. mirananirina ( 10/06/2018 06:02)

sahia:

ranom-pitiavana? raisina amin'izay teny izay eee
FAIRE L'AMOUR -> manao fitiavana, izany oe RANOM PITIAVANA --> RANO azo avy @ ILAY FANAOVANA FITIAVANA, lay mandena ny fandriana......sa ve oe a a aa

Hihihi Hay ve izany ilay ranompitivana e.
8. Ajnal ( 01/07/2018 13:48)
Dia gaga ah ry Sahia hoe any foana izany ilay resaka raha vao miresaka fitiavana f'angah ilay jus de 1er RDV tsy azo lazaina ho ranom-pitiavana e...!!?
:-) :-D :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5147