You are here: home > Forum

Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara....

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara....
Valiny : 5
willychan410 - 11/10/2017 10:06
Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara.
Valio | Miverina eny ambony
rosekely - 11/10/2017 14:41
mitady aretin'andoho ngamba enao , tsy d tsara anie izany saropiaro zany e, satria fifampitokisana no ilaina fa io hasarotapiaro io mampamorina eritreritra tsy misy akory d lasa miady lava
Valio | Miverina eny ambony
Y-RINAF - 13/10/2017 12:37
Tia loatra enw,nefa ts mahatoky
Valio | Miverina eny ambony
Booby Business Apps - 13/10/2017 20:59
Salama,

Ny hsarontampiaro dia retina iray ao anatin'ny fifankatiavana olona roa.

Io dia tonga aminao satria :

matahotra ianao fa sao dia manao ny natoanao taloha

porofo ataonao aminy fatena tiana ianao (kanefa ny interet no betsaka)

matahotra ianao fa sao lasan'ny hafa io ka very eto aho;

Tsotra ny tokony ataonao :

Porofoy aminy ny alalan'ny fiatiavanao oh : tantano izy rehafa mandeha eny an-dalana

mody ataovy tsy fantatra izy mijery ilay sipa kely manao short kely, ny akanjona ataovy mahasarika azy oh : rehefa ao antrano dia manaova short mba ho hitany fa toa an'ialy nojereny ny hananao.

Ny zava dehibe indrindra ao anatin'ny fitiavana dia

ny fifampikisana indrindra ny ara pahasalamana,

ny filazana ny marina,

Valio | Miverina eny ambony
Nihal - 13/10/2017 22:10
Porofom-pitiavana io fa raha be loatra manimba
Valio | Miverina eny ambony
randriamarolandyfredo - 19/10/2017 23:03
Ilona Kay Ry reto n atao hoe Tamby2? Manome za fa mbola Mitady anzan ian n olotiko
Valio | Miverina eny ambony