Fampianarana informatique

1. veloma ( 11/10/2017 04:18)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra
Mba mila fanampiana @ resaka fandaharam-pianarana @ lafiny informatique ho an'ny mpianatra 7 taona ka h@ 12 taona!
Mankasitraka antsika rehetra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642