Fitiavana

1. KELIMANATSAINA ( 09/10/2017 09:22)
Miarahaba ny mpiserasera jiaby!saiky mba hanontany aho hoe misy lanjany ve ny fitiavana raha misara_toerana ilay ol 2 m'fakatia ???
novalian'i rosekely ny 11/10/2017 12:43
2. rosekely ( 11/10/2017 12:43)
Arakarakareo 2 ihany io, raha samy tena tia dia ianareo ihany no mampisy lanjany azy, tsy manaiky adalain'olona eny fa ny namana koa no tena mandrabiraby indraindray, ny fitiavana anie tsy vitan'ny safosafo sy ny tiako ianao fa tsy maintsy eo koa ny fitadiavana e, ka raha misaratoerana aloha no afaka atao @zao d mivavaha mba tsy ampiena ny fitiavana izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0845