Ity Pesta ity!

1. KELIMANATSAINA ( 07/10/2017 18:45)
Salama daholo e!Amiko ty pesta ity de tena natao mihintsy hampihorohoroana e !Amin'ny lafiny iray le izy mamorona mpanakarena vao2 satry d misy ireo manararaotra mampiakatra n vidin cotrime !!
novalian'i hery ny 05/11/2017 06:39
2. hery ( 05/11/2017 06:39)
Vidina cotrim koa ve moa dia hampanankarena fa zavatra hafa mints io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2028