nisy jiolam-boto nandeha nivavaka tany am-piangona...

1. jose076789 ( 07/10/2017 11:27)
nisy jiolam-boto nandeha nivavaka tany am-piangonana ; de nandeha ny toriteny pasitera ho an ny mpivavaka nanao hoe ;noho ny fahotan-tsika no nahatonga ny Tompo nombohana t@ ny hazofijaliana ; noho ny helokin-tsika no nanolorany ny ainy sns....... tapaka tampoka ary ny jiro tao am-piangonana dia hoy ilay jiolam-boto nitsangana sady lasa nivoaka hoe lazao fa izaho koa no nanapaka an io jiro io
novalian'i Ajnal ny 03/03/2018 19:08
2. mirananirina ( 08/10/2017 19:26)
Lol ????
3. Ajnal ( 03/03/2018 19:08)
tiko be le fisainany ka,lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4436