Aiza aza Andriamanitra amin'ity fahoriam=be eto Madagasikara ity kanefa ny fiangonana an'alin-kisa?

61. endriny ( 25/10/2017 13:40)
Olom-banona sy feno voatefy Razanakolona, ilay mpanongam-panjakana lehibe nahatonga izao fahoriana izao ve ry Miharena?

I Papa Firansioa aza valalanina mihintsy manitsy ny asa Ratsin'ny fiangonana Katolika.
62. tspoaeta ( 26/10/2017 03:36)
lahindroy:

salama jiaby isika eto

I pasitera Mailhol dia vao avy niresaka tamin'i Jehovah NIVANTANA (Don-dresaka TV plus farany) ka nanome baiko azy ity farany hitondra an'i Madagasikara amin'ny alalan'ny fifidianana amin'ny 2018 (nomena safidy izy na amin'ny fisian'ny rà mandriaka na ho voafidy amin'ny ara-dalàna).
Ho lany izy satria Jehovah no mandamina ny zava-drehetra ( mety tsy mbola tao anatin'ny drafitra natsangany angambany namonjena ny Malagasy hatramin'izay ka tokony ...ahay mionona isika)
MINOA FOTSINY IHANY fa afaka erintaona dia :
-ho tapitra ny kolikoly
-handroso ny Malagasy
-ho sambatra i Madagasikara

fampatsiahivana
Malagasy aman'etsiny ny manaradia an'i pasitera Mailhol (feno hipoka ny kianjan'Atsojombe fotoana vitsy monja izay) ary mino tanteraka fa Izy no nosafidian'i YWHW hamonjy an'i Madagasikara sy ny Malagasy

APETAHO ENY @ TAOMABILONAREO DAHOLO INDRAY ARY ILAY SORATRA HOE HANAO FILOHAMPIRENENA @ 2013.
FA MANINONA NO NOFAFANAREO IRENY NEFA EFA NISY AN'IZANY SORATRA IZANY DAOLY NY TAOMABILONAREO TALOHAN'NY 2013???
63. tspoaeta ( 26/10/2017 03:44)
RBNIR:

Hafa hoy aho izany mandray hafatra mivantana avy amin'i Jehovah izany...

Tsy afaka hiteny mihitsy aho hoe hoy i Jehovah, raha tsy ny vavany mihitsy no niteny tamiko...

FA TAOKO HOE DISO ILAY JEHOVAH HOY RY ZAREO PROTESTANTA IZAY NAMORONA AZY.
AZONAO JERENA ANY @ BAIBOLY VAOVAO NIVOAKA FARANY ANY IZANY
64. tspoaeta ( 26/10/2017 05:01)
Tena ny protestanta ilay namorona an'ny Jéhovah mintsy inty no namafa an'ilay Jéhovah tao anaty baiboly dia mbola inona indray ho hoteneninareo sekta eo.
https://groups.yahoo.com/neo/groups/seraseragasyCA/conversations/messages/9935
Ny aza hitako moa ka hiteny koa ireo fa diso koa Jesosy nefa Jéhovah aza efa diso, dia inona intsony izany no ataonareo eo?
65. Miharena ( 26/10/2017 12:14)

endriny:

Olom-banona sy feno voatefy Razanakolona, ilay mpanongam-panjakana lehibe nahatonga izao fahoriana izao ve ry Miharena?

I Papa Firansioa aza valalanina mihintsy manitsy ny asa Ratsin'ny fiangonana Katolika.

Ny olona tsirairay na dia mpitondra fivavahana aza dia samy manana ny fomba fisainany avy ka tsy izaho no hitsara azy amin'izay nataony aloha fa dia efa nataony ilay asany aloha dia io no vokany fa ny olana anie amin'izao dia tsy manana fomba fijery mazava tokana intsony ny olombelona dia lasa miaina anaty fahoriana e!

Tsy misy fifanampiana fa samy tia tena dia io mikorontana ambony ambany io.

Ka io araka ny fiteny hoe avy amin'izao tontolo izao ihany no mahatonga izao tontolo izao tsy ho avotra fa raha toa ka mahatsiaro an'Andriamanitra ka mametraka AMINY ny fiahiana rehetra ary manaiky arindraNY dia mazava fa handroso antapitrisany lavitra noho izao isika e!

Asa na mba maro no miaiky arivo isan-jato izany fahamarinana izany. Fa ireo izay miraikitra sarotra atosika no betsaka dia io mafy ady io hatrany e!
66. rhaj0 ( 26/10/2017 13:47)
Miharena:
Ny olona tsirairay na dia mpitondra fivavahana aza dia samy manana ny fomba fisainany

F'angaha tsy KIPANTSON'ANDRMNTRA daholo indray ianareo Kristiana ireo ry MIharena??

ka tena TSY mahafehy ny "fomba fisainan'ny tsi11" akoriny izany ilay Andrmntra eee.. Mba mibitsika foana ao izany HONO Izy, nefa tena .. firan-drizalahy fotsiny izay teneniNY, dia samy manao ny ataony ao ihany eee.. i Miharena voalohany.

Izaho indray ve hi-contredire an'izany firesakao izany ry Miharena :-)
67. endriny ( 26/10/2017 15:55)

Miharena:

Tsy misy fifanampiana fa samy tia tena dia io mikorontana ambony ambany io.

Eny ho'a ry MIharena e. Ny an'i Pedro aza ataony andevo mpikapo-bato daholo ny olona.
68. Miharena ( 26/10/2017 18:32)

endriny:

Miharena:

Tsy misy fifanampiana fa samy tia tena dia io mikorontana ambony ambany io.

Eny ho'a ry MIharena e. Ny an'i Pedro aza ataony andevo mpikapo-bato daholo ny olona.

Zaranao aza izy manome asa ny namanao fa tsy mampianatra hifampihinana an-toerana toy ny ataon'ny mpanjakazaka.

Mba atombeno kely ihany ho'aho ilay fisainana sao dia manao fisainana mibiriokarioka foana e!

Mananatra ihany ny tena aloha.
69. rhaj0 ( 26/10/2017 19:39)
Miharena:
Zaranao aza izy manome

Ry MIharena itony izao voan'ny fanerena (ankolaka) avy t@ evengelista tao, ary dia h@ izao mbola faly ao, fa hoe, "zara aza izy nanome.."
70. Miharena ( 27/10/2017 18:39)
Ary mba fantatrao ve ireo tsy te-hahalala ny mpiray tanindrazana aminy? Samy manao izay mahamiramirana ny sainy na dia efa faty miampantrampatra aza manodidina azy.

Tsy aleo aza misy Kristianina mampihatra ny fitiavana ny namana mba handroso fahendrena sy fihariana?
71. endriny ( 01/11/2017 06:13)

Miharena:

Ary mba fantatrao ve ireo tsy te-hahalala ny mpiray tanindrazana aminy?

Ie, ireo tsy mijery afa tsy ny tenany mba handova ny fiainana mandrakizay
72. Miharena ( 02/11/2017 04:59)
Mety ho hita taratra tsindraindray tokoa io fomba fihevitr'i Endriny io fa ny olana dia ity, rehefa mahazo io fomba fijery iray io izay milaza azy hoe tsy mila Kristianina dia tsy mahita izay fahasoavana azon'ny Kristianina mihitsy.

Dia tapaka eo hatrany ny fifampitokisana sy ny fifanampiana ary ny fifankatiavana.

Mampalahelo ihany ny fahitana izany toe-javatra izany fa efa voavolavola ao anatin'ny tsirairay angamba ilay tsy fitiavana dia rehefa tonga ny fotoana hipongarany dia lasa krizin'ady ilay izy.
73. stahtam ( 02/11/2017 13:26)

tspoaeta:

[quote=lahindroy]

salama jiaby isika eto

I pasitera Mailhol dia vao avy niresaka tamin'i Jehovah NIVANTANA (Don-dresaka TV plus farany) ka nanome baiko azy ity farany hitondra an'i Madagasikara amin'ny alalan'ny fifidianana amin'ny 2018 (nomena safidy izy na amin'ny fisian'ny rà mandriaka na ho voafidy amin'ny ara-dalàna).
Ho lany izy satria Jehovah no mandamina ny zava-drehetra ( mety tsy mbola tao anatin'ny drafitra natsangany angambany namonjena ny Malagasy hatramin'izay ka tokony ...ahay mionona isika)
MINOA FOTSINY IHANY fa afaka erintaona dia :
-ho tapitra ny kolikoly
-handroso ny Malagasy
-ho sambatra i Madagasikara

fampatsiahivana
Malagasy aman'etsiny ny manaradia an'i pasitera Mailhol (feno hipoka ny kianjan'Atsojombe fotoana vitsy monja izay) ary mino tanteraka fa Izy no nosafidian'i YWHW hamonjy an'i Madagasikara sy ny Malagasy

APETAHO ENY @ TAOMABILONAREO DAHOLO INDRAY ARY ILAY SORATRA HOE HANAO FILOHAMPIRENENA @ 2013.
FA MANINONA NO NOFAFANAREO IRENY NEFA EFA NISY AN'IZANY SORATRA IZANY DAOLY NY TAOMABILONAREO TALOHAN'NY 2013???
[quote=stahtam]
Dia ry episcopo koa efa naminany ny hiakaran'i Davida kely (avy ao aminy) t@ 2013 teo, ka inona no tsy itenenanao momba azy eto ?
74. endriny ( 03/11/2017 05:45)

Miharena:

Mety ho hita taratra tsindraindray tokoa io fomba fihevitr'i Endriny io fa ny olana dia ity, rehefa mahazo io fomba fijery iray io izay milaza azy hoe tsy mila Kristianina dia tsy mahita izay fahasoavana azon'ny Kristianina mihitsy.

Tena hitako ny fahasoavana azon'ny kristianina ka. Ohatra: Raha tsy kristianina tsy lasa filoham-pirenena eto Madagasikara.

Fa nitondra inona?

Raha te halaza eto Madagasikara dia tsy maintsy maintimolalin'ny St Michel aloha.

Fa nahavita inona?

Kolikoly etsy, kolikoly eroa! Hatramin'ny valim-panadinana sy ny laza adim-panjakana aza anaovana kolikoly mba ahatsara ny taham-pahafahana.

Manara-penitra etsy, manara-penitra eroa! Ka fenitra vaovao mihintsy ny hoe: Mba mametra aloha e

Mivavaka etsy, mivavaka eroa! Fa atao fitadiavan-karena ho an'olom-bitsy ny rakitra sy ny vokatra ary ny 1/10

Fampihavanana etsy, fampihavanana eroa! Fa ry zareo samy zareo, ary samy kristianina aza efa nanangana ny Fampihavanam-pirenenana mbola mifampi-potsa-molotra ihany
75. Miharena ( 03/11/2017 07:14)

Raha mamaky Baiboly ianao dia fantatrao tsara fa ho avy ireo fotoana faharatsiana rehetra tanisainao ireo.

Ny fanontaniana eto dia hoe iza moa no mampanao ireo lazainao ireo raha tsy ny faharatsiam-panahy ao amin'ny olombelona? Dia iza no namboly izany faharatsiana izany? Vakio ny Baiboly.
76. endriny ( 03/11/2017 14:51)
Ao anaty baiboly re ry Miharena tsy misy Kristianina a
77. Miharena ( 07/11/2017 18:16)

endriny:

Ao anaty baiboly re ry Miharena tsy misy Kristianina a

Hazavao ny hevitrao
78. rhaj0 ( 07/11/2017 18:24)
misy teny "Kristiana" tokoany ao anaty Baiboly.

Fa tena défier-ko azany ianao ry Miharena. Tena TSY hainao hoe @ chapitre aiza io teny io. Raha mahay (Baiboly) ianao ry Miharena dia aboahy eto. Faingàna fa voninahitr'Andtrmna no en jeu :-)
79. Miharena ( 07/11/2017 18:37)
Endriny izay mamilivily hevitra no anontaniako satria tsy misy hidirany amin'ny laha-kevitra asehoko mihitsy ilay fanamarihana hoe tsy misy io teny io ao anaty Baiboly.
80. rhaj0 ( 07/11/2017 19:34)
hi hi hi.. TSY MAHAY BAIBOLY i MIHARENA. Anarany fotsiny miondana Bbaiboly lava ao, nefa kay TSY mahay akoriny. Nefa raha ny Bokin'i Harry Potter no iondanan'i Miharena ao, dia efa hainy hoe chapitre aiza ny tantara iray.

Henatra beuh ho anao ry Miharena. Andrasanao izaho ve no hamoaka eto io tantara io??

TSotrabe nefa ny fangatahana teo, ary dia averina, amena chance indray ianao Miharena izany:

AIZA misy teny "Kristiana" ao anaty Baiboly, toko sy andininy firy?

Tena défier-ko azany ianao ry Miharena. Tena TSY hainao hoe @ chapitre aiza io teny io. Raha mahay (Baiboly) ianao ry Miharena dia aboahy eto. Faingàna fa voninahitr'Andtrmna no en jeu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6293