Ny Didy Folo

41. rhaj0 ( 23/10/2017 17:34)

Miharena:
azonao hazavaina tsara hoe ahoana no nahazoan'ireo io didy folo azony io?

Didy Folo Amerindiana
A1. Restez près du Grand Esprit

Didy Folo Vatican
V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.

Dia i Grand manitou sy Dieu Kristiana no miteny eo io eee.. Izay ilay style hoe, rehefa miresaka momba ny tenany izy, dia ataony au 3eme personne.

(Entre pa fa siritsiriho hoe iza ny politisiana na mpitori-teny mitapison, mihevi-tena toa Grand Manitou/Dieu, ka miresaka momba ny tenany au 3eme personne)
42. Miharena ( 24/10/2017 07:03)
Miverina amin'ny Fototra avokoa ireo no marina ary efa anatin'ny olona tsirairay.

Fa ny mitapy amin'izao anie tsy ireo Amerindiana sy ny Vatican fa ny milaza hoe tsy misy Fanahy Fototra e!

Izany hoe izay miaina nefa tsy fantany hoe IZA no mampiaina azy ary avy aiza no niavian'io ainy io! Tena io karazan'olona io no mitapison ara-bakiteny! Sa ahoana Rhaj0?

Fa ny tsy manana ilay fahalalana ny Fototr'Aina efa ao anatin'ny tsirairay no azo lazaina hoe minia mitapi-maso ary manao fahamarinana ho an'ny tenany samirery ao dia manohitra ny marina hatrany ary mamorona izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao mba hanohanana ny heviny izay efa hita fa diso.

Ireny no hahitsy.
43. rhaj0 ( 24/10/2017 12:43)
Miharena:
Fa ny mitapy amin'izao anie tsy ireo Amerindiana sy ny Vatican..

hi hi hi ... efa tsy "mitapy" intsony izany ny hafa finoana amin-dry Miharena..
Efa mivoatra (ny sain-dry) Miharena fa tsara ee .. :-)

Fa raha i Miharena indray k'lou dia tena @ ilay "mino mino foana foana", ka izay rehetra mikitika ny pensée-mazikany dia orohany daholo.

Ka raha takatrao Miharena fa tena mba metimety kosa ny an-dry Grand Manitou na ry Ganesh, dia hoe, andeha hisavisavika any koa i Miharena, dia tandremo eee... ny Kristiana mpandalina namanao efa nahita ary nilaza fa tena devolivoly HONO ny manidina miaraka @ ireo ee...
44. Miharena ( 25/10/2017 10:16)

rhaj0:

Miharena:
Fa ny mitapy amin'izao anie tsy ireo Amerindiana sy ny Vatican..

hi hi hi ... efa tsy "mitapy" intsony izany ny hafa finoana amin-dry Miharena..
Efa mivoatra (ny sain-dry) Miharena fa tsara ee .. :-)

Fa raha i Miharena indray k'lou dia tena @ ilay "mino mino foana foana", ka izay rehetra mikitika ny pensée-mazikany dia orohany daholo.

Ka raha takatrao Miharena fa tena mba metimety kosa ny an-dry Grand Manitou na ry Ganesh, dia hoe, andeha hisavisavika any koa i Miharena, dia tandremo eee... ny Kristiana mpandalina namanao efa nahita ary nilaza fa tena devolivoly HONO ny manidina miaraka @ ireo ee...


Ny olana ankehitriny anie Rhaj0 tsy dia izay fahafantarana fa manana fiantso sy nanana mpitaiza narahany ny tsirairay talohan'ny nampahalalan'Andriamanitra Mpahary ny tantara nisy sy ny tokony hataony e!

Na fantatra aza fa samy manankina amin'ny hery tsy hita maso ny fiainany ny tsirairay amin'ireo dia misy fanazavana ampy ao anaty Baiboly momba ny tantaran'ireo teo aloha rehetra sy fironan'ny olombelona isanisany ary mitaiza aza ny Baiboly hoe aza manaraka ireny fa Jehovah sy Jesoa irery ihany no mahavotra ny olombelona noho ny maha-voariNY antsika olombelona.

Ka io tsy hoe misavika fa ahafahana manamafy hoe IZA no afaka manaporofo fa IZY irery ihany no manana ny fahefana hanome aina sy fiainana mandrakizay ny olombelona noforoniny.
45. rhaj0 ( 06/11/2017 20:04)
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ asa sy lahasa.

Didy Folo Amerindiana
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions
A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien
A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité

Didy Folo Hindu
H1. Truth
H4. No desire to possess or steal
H5. Non-corrupt
H9. Austerity, perseverance, penance

Didy Folo Bodista
B2. Do not take what is not given you.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.

Didy Folo Vatican
V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement.
V8. La médisance tu banniras et le mensonge également.
V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement.

Didy Folo Jiosy
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.



Dia hita be kosany fa tena "manampy" @ fi(s)ainana ny Didy10 amerindiana. Izany no tena hoe mapianatra manoro am-pitiavana, ary mampirisika ny fifanajana @ samy mpiasa, @ samy olbln, mahatsara mampirindra ny fiaraha-moniina

Ny Bodista kosa k'lou mampihomehy ihany, @ ilay "aza mijery mandihy" na "aza manao ranomanitra".

Fa ny ankoatry ny Amerindiana dia ny "aza mangalatra" sy ny "aza mandainga" no tena mba araviraviny. Ny Judeo-Chretin azany moa dia io ihany no tena hainy. TSY distinguer-n'ny JC akoriny koa ny corruption. Io nefa mba tsipihin'ny Hindu sy Bodista tsara koa.
46. Miharena ( 07/11/2017 18:26)
Ary hita miharihary mihitsy kosa fa tsy misy didy mirakitra Mpahary ilay lazaina fa didy talohan'ny an'i Jehovah lazain-dRhaj0 an!

Ny didy fahefatra hatramin'ny farany anaty Baiboly mahakasika ny fifandraisan'ny olombelona samy olombelona no voalaza amin'ireo didy lazainao ary ampifanindranao lalana amin'ny an'ny Amerindiana sy Bodista ary Hindoista dia mbola milaza ihany ianao hoe tsy miavaka mazava tsara ny an'Andriamanitra Mpahary izay milaza tsara ny Fanajana ny Mpahary aloha no voalohany.

HIta fa fandaminam-parahamonina ilay an'iretsy hafa dia io no mba hanaovanao fanadihadiana mandany jiro eto Rhaj0.
47. rhaj0 ( 07/11/2017 19:38)
Miharena:
HIta fa fandaminam-parahamonina ilay an'iretsy hafa..

Tena TSY takatrao VELIVELY, ary TSY ho takatrao Miharena MIHINTSY ilay hoe, "raiki-tapisaka" @ fivavahana/finoana ireo Didy10 ireo.

Inona @ teny "raiki-tapisaka" no STy hainao ry Miharena????
48. Miharena ( 07/11/2017 19:44)
Ny fivavahana sy finoana dia tsy hoe didy ifampitondrana fa IZAY MIFANDRAIKA AMIN'NY MPAHARY miresaka amin'ny Voary ary Voary miresaka amin'ny Mpahary ka aza avilivily satria raha olombelona miresaka amin'ny olombelona dia mazava fa fifandrindrana ara-piaraha-monina izany fa tsy finoana velively.
49. rhaj0 ( 07/11/2017 19:59)
K'efa hoe i Andrmntra/Grand Manitou/Ganesh/... no "miteny" mametraka ireo Didy10 ireo, ary miresaka ny TenaNY au 3eme personne izy, fa izay no fombaNY.

Inona @ hoe, miresaka ny TenaNY au 3eme personne indray no TSy hainao ry Miharena??
50. Miharena ( 08/11/2017 06:13)
Tsy mamaly ny resaka hoe Fanajana ny Mpahary mba hahazoana sitraka avy AMINY ny filazana hoe ry Grand Manitou sy Ganesh.. niteny.

Tsara koa angamba ny mamaritra hoe iza moa ireo lazainareo ireo aloha dia azo tohizana ilay resaka e!
51. endriny ( 08/11/2017 07:02)
Aleo ihany ho'a tsy mino toa izany Kristianina mino isa masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4044