Ny Didy Folo

1. rhaj0 ( 25/09/2017 20:09)
1. Restez près du Grand Esprit

2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain

3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire

4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps

5. Faites ce que vous savez être Juste

6. Prenez soin de votre Corps et de votre Esprit

7. Traitez la Terre et tout ce qui y Vit avec Respect

8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions

9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien

10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité
novalian'i endriny ny 08/11/2017 07:02
2. stahtam ( 26/09/2017 05:53)
Fa naninona no folo fa tsy telo na quinze ohatra ?
3. RBNIR ( 26/09/2017 08:03)
rhaj0:

1. Restez près du Grand Esprit

Iza ilay Grand Esprit ry rhajo!

Hamorona doctrine vaovao indray ngah ity ianao?

Sao dia mba ho lasa kristy sandoka eo ary ny farany fa.......
4. rhaj0 ( 26/09/2017 13:37)
Iliay hoe, fa maninona no 10 aloha dia ... izaho koa mbo nganga. Asa ve hoe manisa @ rantsan-tanana ny olona dia nataony 10.

Ny @ hoe iza iilay grand esprit, dia .. hi hi hi... k'ahoana RBNIR, titinao ve ny Didy Folo vaovao?? Dia tsoriko kosa aloha fa favy ihany ilay izy, raha miolotra @ ny an'ny Kristiana ee...


Fa Didy Folo any Amerindiana re ireo eee...

Inty indray ny Didy Folo an'ny Hindu


1. Satya (Truth)

2. Ahimsa (Non-violence)

3. Brahmacharya (Celibacy, non-adultery)

4. Asteya (No desire to possess or steal)

5. Aparighara (Non-corrupt)

6. Shaucha (Cleanliness)

7. Santosh (Contentment)

8. Swadhyaya (Reading of scriptures)

9. Tapas (Austerity, perseverance, penance)

10. Ishwarpranidhan (Regular prayers)

5. rhaj0 ( 26/09/2017 14:25)
Dia aleo aravina kely azany ireto izy. Nampiako ny an'ny Boudista sy ny an'ny Kristiana. Mbola misy Didy Folo hafa koa, toa ny an'ny Siantista sy ny Artista, fa ireo aloha azany, afaka ampitahaina.

Didy Folo Amerindiana:
A1. Restez près du Grand Esprit
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A6. Prenez soin de votre Corps et de votre Esprit
A7. Traitez la Terre et tout ce qui y Vit avec Respect
A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions
A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien
A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité

Didy Folo Hindu:
H1. Truth
H2. Non-violence
H3. Celibacy, non-adultery
H4. No desire to possess or steal
H5. Non-corrupt
H6. Cleanliness
H7. Contentment
H8. Reading of scriptures
H9. Austerity, perseverance, penance
H10. Regular prayers

Didy Folo Bodista:
B1. Do not destroy life.
B2. Do not take what is not given you.
B3. Do not commit adultery.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.

Didy Folo Vatican:
V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.
V2, Son saint nom tu respecteras, fuyant blasphème et faux serment.
V3. Le jour du Seigneur garderas, en servant Dieu dévotement.
V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également.
V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement.
V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement.
V8. La médisance tu banniras et le mensonge également.
V9. En pensées, désirs veilleras à rester pur entièrement.
V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement.

Didy Folo Jiosy:
J1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte.
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J4. Souviens-toi du jour du sabbat.
J5. Honore ton père et ta mère.
J6. Tu ne tueras point.
J7. Tu ne commettras pas d’adultère.
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.
J10. Tu ne convoiteras ni la femme, ni la maison, ni rien de ce qui appartient à ton prochain.
6. rhaj0 ( 26/09/2017 16:03)
Ka @ ireto finoana/fivavahana isan-karazany ireto izany, dia ny Didy Folo, dia ny isan'ny faritany voalohany, dia ny "aza miala @ debabe sy ny kortezin'ny fombafombany" eee.. afa-tsy ry Bodista

A1. Restez près du Grand Esprit

H8. Reading of scriptures
H10. Regular prayers

V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.
V2, Son saint nom tu respecteras, fuyant blasphème et faux serment.
V3. Le jour du Seigneur garderas, en servant Dieu dévotement.

J1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte.
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J4. Souviens-toi du jour du sabbat.



Fa ny mampihomehy (ahy), dia ny Judeo-chretien no tena hotsahotsan'ny "insecure" be izany ilay Debabe, ka didy 3 (mihoatra) @ 10 dia natokany ho Azy daholo.
7. Miharena ( 26/09/2017 18:45)
Miha-manalavitra ILAY MPAHARY ny olona (Rhaj0) manao ilay fanamarihana.

Izany hoe heveriny fa DADABE efa tsy maharaka ny toetr'andro ny Mpahary tongotra aman-tanana ny tenany sy ireo dadaben'ny dadabeny.

Fa raha ireo didy folo tanisainao ireo dia olombelona avokoa no namorona ny tsy an'ny Kristianina fa ilay an'ny kristianina dia ny Mpahary no miteny.

8. rhaj0 ( 26/09/2017 19:04)
Tsy azonao Miharena ve fa ilay "Didy Folo Vatican" dia an'ny Kristiana (katolika), fa ilay "Didy Folo Jiosy" dia an'ny Jiosy?? Zahavo Ineny Gogola fa tany no nakako an'ireo.

Fa toa tsy fantatrao akoriny anie ny Didy Folo, na ilay anao ao izany eee.. Tsy fantatrao hoe, avy aiza no niaviany, ilay dika-teny inona no navadika ho teny gasy. Mahavariana ihany fa zavatra tsy hitanao fototra izany no ivavahanao mafy ao ry Miharena. Ampiasao ihany ho'a ilay coco indraidray ee..

Sa aboahy eto azany hoe ny Didy Folo-nao Miharena ao iaraha-mijery.
9. Miharena ( 26/09/2017 19:23)
Tsy hiresaka fandikan-teny aho izay efa samy manana ny azy arakaraka ny fotoana fa ny Mpanome Fototra no resahako aloha.

10. rhaj0 ( 26/09/2017 19:47)
Dia jereo tsara azany fa ilay "Didy Folo Vatican" dia TSY "ny Mpahary no miteny.". Jereo tsara ny fihodin'ny fehezan-teny.

Sa moa @ Miharena, ny Katolika dia TSY Kristiana (Tena Izy).. tahaka ilay filazan'i Miharena azy hoe, ny Kristiana gadra dia Atheista?
11. rhaj0 ( 27/09/2017 12:00)
Iverenako kely ilay Debabe Judeo-chretien tena hotsahotsan'ny "insecure", ary dia ny 1/3-n'ny DidiNY dia ny iankohofana Aminy.

Jereo tsara ny fantsin'ny Debabe Judeo-Chretien:
- manao "Je suis" = mizahozaho BEUH
- manao hoe "Tu n'auras pas d'autre que moi" = tena possessif be ary exclusive beuh
- dia inona koa rey olona no mahalikiliky Azy @izay "anarana" any: izany no anarana namen-dreniny azy tao, ka ahoana, menatra an-dreniny koa ve i Debabe Judeo-Chretien ao ee ???

Dia eritrereto tsara hoe, karazana politisiana inona no mba manana toetra sy mpanao an'izany.

Nefa ny Amerindiana sy ny HIndu, dia ny zava-dehibe @ zareo, na koa, ny fanoroany ny resaka dia tsotrabe:
A- Restez près du Grand Esprit
H- Read ... pray


Ary ny Bodista azany TSY manDidy Didy @ izany, satria MAHATOKY sy TIA ny an'azy izy.
Satria : TSY mila manaraka Didy vao mahatoky sy tia

12. rhaj0 ( 27/09/2017 20:54)
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ ray sy reny niteraka

V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
J5. Honore ton père et ta mère.


Ny Didy Folo Vatican dia manisika ny "supérieur" na ny Debakely hitovy torosy @ RaR.

Ny Judeo-chrétien izany dia io mamaritra manDidy mazava io. Ny Hindu sy Bodista indray anefa TSY mametraka Didy manokana @ izany. Fa ny Amerindiana kosa, dia TSY maningana ny RaR (sy ny Debakely), fa NY REHETRA hoz'izy no "respecter"-na; tsy ny RaR sy ny Debakely ihany, fa NY REHETRA mihintsy no respecter-na

A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain


Dia iaraha-mahita ny vokany eraky ny tany su firenena d'influence judéo-chrétienne eee... Rahefa TSY ao anaty Didy Folo ny fanajana ny olona hafa rehetra, dia ... tsisy mahagaga raha misahotaka ny fiaraha-monina eee... Indrindra moa fa ny Judéo-chrétiens dia hotry ny tsy mi-fonctionne normal raha tsy misy Didy.

Dia miara-mahita ny tsy fanajana (ny maha-olona) ny namana, ny mpiara-miasa, ny havana sy ny zanaka any @ tany sy firenena d'influence judéo-chrétienne. Mbola mila lazaina idnray ve ny fifanavakavahana sy fifanilikilihana protestanta/katolika fotsiny ohatra... mainka fa ny atao @ireo ivelan'ny bolabola-Judéo-chrétien. Fa rizareo samy Kristiana moa dia efa mifanabaty ho TSY TENA IZY io foana koa...

io ho'a, rahefa vaky vava mihintsy n yAmerindiana hoe, ahoana azany no misy Tsy manan-kialofana eo @ vavahady volamenan'i VAtican ohatra..

Satria TSISY respect (de la dignité) envers son prochain... fa ny mampiankohoka ny madinika @ Debakely no Didy.
13. rhaj0 ( 29/09/2017 12:33)

Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny @ vady na koa ny resaka sesika.

H3. Celibacy, non-adultery
H7. Contentment (a state of happiness and satisfaction)

B3. Do not commit adultery.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.

V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement.

J7. Tu ne commettras pas d’adultère.




Ny Bodista sy Hindu ary ny Judeo-Chretien izany tena @ ilay hoe, tsy mifangala-bady.

Fa ny Hindu kosa fanampiny, dia manipika tsara ny hanajana (sa hitadiavana) ny Hasambarana (contentment). Ary io no maha-samy hafa ny Hindu sy ny Judeo-Chretien, satria ny filan'ny nofo sy ny hasambarana dia TSY ampirisihin'ny Judeo-chretien.

Ny Bodista indray dia toa tsy mampirisika ny luxe (izay mety hoe fiitaran'ny luxury ihany), ary h@ ny hira sy dihy azany toa hotsahotsan'ny tsy kapoakany.

Fa na tsy miteny mazava ny @ vady (sy ny sesika) azany ny Amerindiana, dia mbola ao anatin'ilay "Prochain" iliay vady.

A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain

Respect = a feeling or understanding that someone or something is important, serious, etc., and should be treated in an appropriate way.

14. Miharena ( 29/09/2017 17:55)

rhaj0:

Dia jereo tsara azany fa ilay "Didy Folo Vatican" dia TSY "ny Mpahary no miteny.". Jereo tsara ny fihodin'ny fehezan-teny.

Sa moa @ Miharena, ny Katolika dia TSY Kristiana (Tena Izy).. tahaka ilay filazan'i Miharena azy hoe, ny Kristiana gadra dia Atheista?


Ilay resaka Kristianina migadra mira ateista tsy niteny izany aho fa hoe ny Kristianina tsy manaja ny maha-Kristianina azy no lasa migadra.
15. Miharena ( 29/09/2017 18:01)
Fa aleo aloha ary singanina eto ilay fomba firesakao Rhaj0 izay tsy mahalanilany vavony ny fanajana ny Mpahary sy ny Ray aman-dreny fa aleo mitovy daholo.

Na aiza na aiza dia misy ny RAR sy zanaka raha toa ka tsy hanao tokan-tena daholo ny olombelona. Ireo hoy ny Malagasy no nahitana masoandro, ka asa hoe feno sa tsy feno ilay didy raha misy io?

Ao koa ny hoe tsy nisy olombelona raha tsy nisy Mpahary, dia mitovy tsara ilay fangatahana fanajana.

Fa eo koa ny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Mazava be izany.

Ka io araka ny voalazako teo hoe avy any Ambony io didy io fa tsy azo tamin'ny fanaovana fieritreretana lalina avy amin'olombelona.

Izany hoe tokony hekena aloha ilay hoe Ny Mpahary no nanome io ary MIsy IZY vao tokony hiresaka azy io (izay tsy avy amin'olombelona mpanao fandinihana ny fiainana andavanadro)

16. rhaj0 ( 29/09/2017 18:51)
rhaj0:
tahaka ilay filazan'i Miharena azy hoe, ny Kristiana gadra dia Atheista?
Miharena:
tsy niteny izany aho fa hoe ny Kristianina tsy manaja ny maha-Kristianina azy no lasa migadra
Miharena:
asan'ny mpitondra fivavahana ny mamerina ny olona am-bala ka na iza na iza migadra (..) ilay famerenana am-bala ... mazava fa ny fahamafisan-dohan'ny olona no tsy inoany fa nisy namorona izy
rhaj0:
Izany hoe "tao am-bala" = kristiana izy taloha.
Dia nefa "nanota" ary dia "nivoaka ny vala" = TSY-kristiana na Athée (arak'i i Miharena)
Dia averin'i MOpera/Pasitera ho ao am-bala = kristiana indray

hi hi hi... ngo dia heverinao fa eny ambony alitara azany ianao ry Miharena mipentsompentsona toa izany, dia tsisy ahatsikaritra ny LAINGA beuh anao. Im-10 kely i Endriny manôga anao, fa mbola mitsotsotsotso beuh ihany ry MIharena ee...



Fa danz be mihintsy, mahonena beuh manko eee... fa TSY mety mi-click an'i Miharena mihintsy hoe, misy olona TSY mitovy finoana aminy, ary dia sahala @ TSY misy @ Miharena ny hevitra/eritreritr'izay olona TSY mitovy finoana aminy izay.

Izao "Mpahary Mpahary"-nao izao anie ry Miharena ka
- ihomehezan'ny Zaponey sy ny Sinoa fotsiny eee..
- ary ny Kristiana puriste namanao koa azany mety hanome fetaka mamaivay anao, fa TSY Mpahary Zanahary izany no ivavahana fa Andriamanitra eee..

Rahefa izany dia aza mivoaka @ box-kelinao ao mihintsy aloha ianao izany ry Miharena fa tena TSY afaky ny hiresaka @ olona erak'izao tontolo izao mihintsy aaa...
TEna mbola @ ilay "inapte à vivre en société" ilay Miharena ity. :-)
17. Miharena ( 29/09/2017 19:10)
Diso hevitra Rhaj0 milaza fa ihomehezan'ny Japoney sy ny Sinoa ny Mpahary. Betsaka ny Japoney sy Sinoa Kristianina fa tsy araka ny fieritreretanao azy.

Izay tsy mitovy finoana ihany koa dia mazava fa tsy manana fahalalana an'Andriamanitra aloha, na koa hoe mody tsy mahalala ary efa fantatra hatry ny ela izany.

Ny fitoriana dia hampahalalana ireny olona tsy te-hahalala ireny na koa izay mangetaheta te-hahalala.

Ny dikany dia manana fiheverana malalaka kokoa ny Kristianina raha oharina amin'ireo milaza tsy mpino ireo satria lasa mionona amin'ny saim-pantany nangoniny teto an-tany fotsiny izay te-hiaina manery ny tenany tsy avy amin'ny Mpahary.

Toy ny miteny hoe tonga teto aho fa tsy naterak'iza n'iza.

Ka aiza ho aiza amin'izany moa Rhaj0? Tsy nisy niteraka ve fa tonga tonga ho azy avy amin'ny big bang??
18. rhaj0 ( 29/09/2017 19:17)
Miharena:
Betsaka ny Japoney sy Sinoa Kristianina fa tsy araka ny fieritreretanao azy.

Today, about one to two million Japanese are Christians (about one percent of Japan's population)
Chinese Christian believers ... for 5 percent of the population


Tohizo foana ho'a ry MIharena io mitsotsotsotso mandainga (avy eny ambony alitara) io.
Izaho indray ve no hanakana anao tsy hanao izany :-)
19. Miharena ( 29/09/2017 19:24)
Ataovy ny kajy fa efa maro izany 1 isan-jato sy 5 isan-jato izany fa tsy atao safobemantsina hoe rehefa vitsy dia lazaina fa tsy misy!!
20. rhaj0 ( 29/09/2017 19:33)
"Betsaka" tokoany hozy i Miiharena ny 1% sy 5% fa efa amina million. Fa ireo 95%-nny Sinoa sy 99%-n'ny Zaponey izay amina milliards izany mbola akapoky ry Miharena @ ilay fomba fisainany, manao hoe:

.. TSY mety mi-click an'i Miharena mihintsy hoe, misy olona TSY mitovy finoana aminy, ary dia sahala @ TSY misy @ Miharena ny hevitra/eritreritr'izay olona TSY mitovy finoana aminy izay.

Izao "Mpahary Mpahary"-nao izao anie ry Miharena ka
- ihomehezan'ny Zaponey sy ny Sinoa fotsiny eee..
- ary ny Kristiana puriste namanao koa azany mety hanome fetaka mamaivay anao, fa TSY Mpahary Zanahary izany no ivavahana fa Andriamanitra eee..

Rahefa izany dia aza mivoaka @ box-kelinao ao mihintsy aloha ianao izany ry Miharena fa tena TSY afaky ny hiresaka @ olona erak'izao tontolo izao mihintsy aaa...
TEna mbola @ ilay "inapte à vivre en société" ilay Miharena ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3083