Havana mampihomehy

1. alexandra32 ( 23/09/2017 06:55)
Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.
Izy aloha, dia olona azo lazaina fa normal tsara ary nianatra no sady nandalina, ary mpisolovava a la retraite moa izy fa azo alazaina hoe tena mahay izy ny asany ary mazana mahomby faona. Fa misy fombany izay tena mampihomehy ato amin'ny fianakaviana.

DADABE MILAHITRA GUICHET

Rehefa somary tezitra izy, dia mananaiany olona, ary mazana olona mandreraka sy ilay ilona hita hoe mpanalika olona hafa ireny no victime. Misy an'izany hoe misy olona mahatsiravina na mijery azy aza aloha, milahitra tsara ao amin'ny banky (eo amin ny guichet ireny), fa tonga dia kitihiny; any ka miherika ilay olona fa modian'ny dadabenay adala fotsiny ary midony mitazana zavatra hafa.

ALEO TSY MIBAHANA REHEFA MISY BUFFET DE MARIAGE

Misy koa, amin'ireny buffet de mariage ireny, misy miseo manao be sandry be fotsiny, tsy tia ahalala an'izay sasany. Justement, amin'io sakorokoroka be iny mihisty no hikitiany indray ilay olona miseo azy be sandry, fa tena .. o ry reto a...miteny ireny mihitsy. Misy an'ireny garde garde du corps ireny koa, tena tisny no manisy an'ireny. Misy an'izany 4x4 be izany feno garde, efa taona vitsi2 zay teo aminy 4 chemin teo ampasampito teo, tinga de mibahana be tsy te ahalala, nefa hita hoe mi creer embouteillage fotsiny. Fa taitra oa ny lohan'ny baina fa nampidiny mora2 ny fitaratra tao aoriana fa tonga dia nasina psssst psssst ilay fiara be fa tonga de niherika ilay be contre soleil ary ny mampihomehy, dia tena sadaikatra ry jareo satria tsy fantany a 100% hoe iza ilay tena naota be teo..satria moa, maro ny olona tafahitsoka ka tsy afaka mihitsy izay hanendrikendrika. Fa ten aotrany tonga saina dia nisaka ho azy. Hoy ahy hoa, d'un cote, tsara ho azy izany satria manao fihstrkia maivam doha ka amiko, ils meritent cela!!

DOUANIER PARFUME AU COCO

Misy an'izany hoe mamaoka entana any amin'ny douane any ivato, dia ampiandrasin'ny olona hoe tsy maintsy izany Coco izany no manao siganture, fa taitra i baina fa tinga di anihiran'i baina hira imorovise hoe..."coco cocoo cococococococo...ou es-tu mon coco....cocococococ, fa tsy nahetiska ny iray birao tao ivato tao. Ny ahy moa, efa manomboka zatra azy, dia je me contente juste de hausser les epaules et je sors discretement.
Misy koa, cas iray izay, olona mano depassement dangereux ireny, fa hananian'i rabainabe amin'ny klaxon mihirahira sy ny pssst pssst (izy tsina mbola mitondra na de efa handray 74 taona aza amin'ny fevrier.).
Une fois koa, miantsena izahay amin'na centr commercial ray izay, dia misy olona aotran'ny fonctionnaire manao costard be ireny sady misekoseko, fa mody tsy taitra mihitsy izy manantona moramora an l olo, any ka tsy mailo ilay olina. Rehefa eo akaiky eo amin'izay, mody asiana hoe "belle chemise mon vieux", na koa hoe "tsara lobaka zany zalaheeeeeeee", mainkina, fa tena kenda le olona no sady tsy manampoho.....

AZA MITONDRA MAFY LOATRA ENY AN DALANA FA METY AMPIDIDOZA

Misy koa, mandeha eny an dalana, i ra baina be no mi conduire aminio (attention fa 77 taona izy fa mbola mahafehy tsara'no sady kinga), fa misy an'ireny maano depassement abusif ireny fa ataony mahazo farce mihitsy.... misy an'izany klaxonner ny papapapapapapapapapa tsisy farany, na koa ataony psssst psssst mafy fa tena tonga miherika zay tratra no sady rangitra.


TONTON DISO HAFAHAFA FA ALEO IHANY DADABE

Fa ny pite, ny tonton-ko, izay tsy tia frantsay, indrindra moa ireo frantsay eto Dago satria hoy izy hoe manjakazaka hono.... fa ahy hoy izy, tsy hanaiky an'izany ary ny ahy dia ataoko mahita ireny vazaha ireny eto. Nisy vazaha mitaingina moto be zay, no sady mi depasse no izy ndray no hitady hisisika, fa nomen'ny tonton Rafidy phare no sady no nomeny klaxon laaaaaaaaava, no mbola nomen'ny hoe co****d. I dadato rafidy ihany koa, misy an'izany 4x4 be misisika be izany ka tena tsika nidofotra aloha tany amin'ny fiara hafa, fa tonga nifanitsy teo aminy, fa tonga dia novazavazainy le fiara be hoe "doucement cre***!!!!", fa tena nijanona le fiara panjakana ary tsy nahetsika so sady lagy fa mihevitra azy ho vhauffeur am panjakana loatra ka tena nahazo taim bava tamin'izay. Indraindray aza, omeny mihitsy mihitsy aza une fois zay hoe.... ferme ta gueule espece de sous phyphre...encore une fois, amin'ireny chauffeur ireny.


Fa ao @ fianakaviana misy mankatohoa ny atoan'i tnton (ralahan'ny dadako moa izy io) misy tsia, fa aleon'ny maro ihany, ny dadabenay (papan'i mamanay izany), satria ny an'azy tsy dia be gros mots fa dia hanihany no betsaka...fa aleo aza amiko, izany satria, efficace kokoa ilay izy, satria mety mahatonga saina aza no ny hoe minetroka olona. Fa bon, c'est mon avis, satria amin ny hanihany koa, saroyra laviirra amin le olona no mamaly nao.

Miverina amin'idqdqbenya indray, nisy an'izany hoe metsena any amin ireny centre commefrcial ireny, dia tsaiko hoe ahoana nonahafantarany azy fa hoy izy hoe, iretsy hoy izy, mpiasa ny fisc, ireny mihitsy le manambaka vahoaka....fa modiny tsy taitra aloha amin'ny voalohany satria mbola misimisy ny course atao, dia avy eo, vao hoe kelikely sisa, kitihiny amin'izay le iray miresaka tsara amin'le respinsable ny magasin, de avy eo izy, lasa aotan'ireny tsy nanota ireny, le olona sady fanona no tsy manampo no sady lagy. Nivaoka ny centre izay de mopbola nifanena. T@ collegue lay voakitika teo ihany, fa nataony ndray hoe "mmmmhhhh... belle chemise blanche ...mal repassee" no mbola lasa ihany izy etsy alohanay etsy. Izahay moa juste ato aoriana fa mody fanona hoe tsy mahafantatra azy ary d'ailleurs, zay fiana ny paika fa manjary silaka be, ianao no hilan'ny lova vanona eo hoe miaraka aminareo nga io baina be io, fa de aleo miataka azy manao mody vendrana ihany.

AGENT DE PARKING MISY MANAO REMARQUE CHEMISE

Aoyran'izay tsisy hafa no nataony t@ mpiasanna societe de parking irayyyyy zay...tetsy tsaralalalan, mametraka an" ireny contravention ireny le rangaha, izy, sendra mandalo fa nokitihiny aloha le ray somokotra be mametraka contravention...fa tsy nahantatenty vazivazy ka aotrany nikamenina hoa masoso.... olon dehiba patati patata...fa novalian'ny baina amin na kopakopaka be fotsiny fa tsy nahetsika koa. Angamba 1 mois apres, mbola teo antanainarenina teo koa, misy mpiasa parking 3 sa 4 miresaka sady mivaninivany no sady manisa vola...sa tsolotra...tsy aiko....fa nokitihiny ny telo no sady lasa ihany baina...n en plus ndray, omeny clin d'oeil...nomsady lasa ihany izy....fa na niteny irery daholo zay tratra. izahay zay efa mailo, de aleonay mandeha cote oppose an'le lalany fa sao dia rakatra eo hoe miaraka


DIALECTE MALAGAY MAGNENO TSARA KENEFA TSY MI EXISTE FA FAOPLA

Dia une fois ndray, tao amin io salle fanaovana pasipaoro io, misy olona sasany nandreraka azy, ka ny ao moa, olona avy any ambany no betsaka. Izy aloa, justement ammin le be olona be sahotaka ao, de araraotiny tsara mihitsy, fa ze azony, dia kitikitihiny ary tena fanona mihitsy satria maro ny olo ao, ka iza moa no endrokendrehinao ...marina zany sa tsia? Fa fonctionnaire roa no tratrany fa tena nanomp any an

De juste ndray, eo amin'le salle be fonctionanire eo, mody alainy telephone ireny, zay tsisy olo au bout du fil amin'io...fa modiny miresaka tena tanindrana ..izay tsy tena tena tanindrana (nefa dadabe ko io, mitemy antankarana couramment satria mipetraka diego suarez depuis 30 ans), fa le iy, temy clown be satria mifangaro teny merina, no sady misy mots betsimisaraka, mo misy mot tsisy naza naiza fa de invention totaly eeee, no en plus, mbola mifangaro accent antemoro manao an'le shhh shhh be ireny...fa na ireo fonctionnaire avy any la cote aza...mijery be azy no sady tsy mahazo ze tenEniny no sady manontany tena hoe...fa teny avy aiza izany. Izy minio, miteny mafy be pour attirer l'attention no sady minotsima, no sady tsy mijery an le olona hniany izy, no manao fiteny tsy fanta piavihina, no sady miteny mafy; ireo olona ao amin ny pasipaoro moa, tsy hitany ze atao fa sendra ny mahay azy ary tsy mahateny na ino na ino.

UN COSTARD MARRON TRANSFORME EN TORCHON

Une fois zay koa, nandeha afidy izahay, mariage ny marimarina kokoa: nisy teo amon'ny 600 tro ho eo ny invites. Anisan ireo vahiny, nisy solombavam bahoaka izay anisan'ny nanaiky an'izay lalana controversee be teto amintsika vao haingana izay. Efa izahay variana milahitra tsara amin'ny buffet fa efa naonanaona moa.....i rabainabe ity, tsy hita fa hay kay nojerena fa tetsy amin'ny apetitif no mbola manesika. Ny loza nefa dia ity.... lany ny serviette teo amin'ilay table ka efa miodina radadabe he aiza no hamafana tanana. A 5 mtres de la, le depute io vaotangorona sy vao solliciter de toute part...asa raha...hitanareo moa reo gasy sasantsasany mpisolelaky, fa vao mahita dia...ahhh mr le depute...arahahaba, mr le depute, inona ny vaovao patiti patata.... any ka olona fotsiny autour n'azy teo. Justement t@ iny no mody tsy taitra ra baina, ka nanantona moramora tao aoriana, ny tanana mbola feno menaka nems sy boulette de viande, i depute, variana koa amin'ireo olo maro, ny cstard nefa aminio, marron creme, fa tena izaho mbola milahitra eo amin'ny hors d'oeuvre, fa jereko fa iny radadabe mi caresse an le costard marron avy ato ariana, dia avy eo koa, tsy maheno moa deba be, dia mbola nelefany koa ilay tanana anakiray dia avy eo izy, lasa moramora aotran'ireny tsy nanota ireny.
Niodina amin'izay aza le manampahefana, fa tena namaritra tao aoriana presque aotran'ireny gazety namonosoana ramanonaka ireny.

VOKY TSARAMASO NY LOAKA

Fa nisy une fois, toerana iray izay, karazana administration ihany ilay izy, fa tena miavona ireo olona ao, no sady mampiandry no tsy mahalala fomba. Teo am piandrasana moa, ary amin ilay be olona misafotofoto iny mihitsy no hanarataotany, dia efa nisy indray olona vaokitika i baina, ary no tena lasa fanona mihitsy hoe zy no mba sahy hikitika azy satria izy be fahefana. Fa ny tena loza dia ity, no nia vitsy ireo olona milahitra, dia tampotampoka eo izahay maheno fonfona hafahafa ary na ireo olna etsy @ ny administration aza dia aotrany sosotra no sady manentsina orona avy...ilay toerana moa....sady teritery, no sady maizimaizina no koa ny andro mafana ihany ao..... hay kay izy ity, tsy inona fa fofona gaz nalefan'i ra baina mram ra tao satria sosotra izy diso ampiandrasina. Na nisy aza ny mody nivaoka hifoka sigara, Ny nahagaga nefa, dia aotrany afak'izay, dia nandeha haingana ilay service...tsy aiko hoe tonga saina ve ireo olona teo, na koa ve...ilay fonfona etotra no nahatonga ry zareo somary hikoropaka.

TEL GRAND PERE! TEL PETIT FILS!!!

Fa io fomban'i dadabenay io dia tsy propre azy fa smary "contagieux" ary ny zafikeliny roa dia mpanao olona an'io koa (mon frere le fait par exemple) rehefa sosotra sy tezitra. Ny an'ny anadahiko izao, dia rehefa mahita vazaha na mpinana carry sy sambos mandreraka ireny izy, dia ataony aotran'izay koa. Une fois, tao @ grande surface izay teto tana, nisy mpinana carry mbola zatovo, efa mahitanay mandalo zao, tsy mihisaka no sady mijery chariot...tena mano fijery maloto. Taitra ny zokiko ary tonga dia nitenenany teny anglisy (izy moa nianatra universite t@ tany anglais no fiteny koa), ary ny teneniny dia izao mihitsy : excuse me mate, is it possible to get through please????? Fa naheno an'izany, nikoropaka ilay carry be nanisaka chariot no sady tsy nahateny. No sady nitsikitsiky taminy ny zokiko no mola notohizany, niteny hoe: yeah, just wanna grab those biscuits right ther'....I just loooove them, they're sooo crispy!!!! No sady nasiany clien d'oeil ihany le carry. Tena izany oa re olona, tsy nahetsika le be carry fa asa angamba...efa diso zatra hoe ny gasy tsy mahay na tsy mahavita...fa teo....tsy nahetsika fa sendran'ny olna sady manana force de caractere, no sahisahy, no sady sur de soi. Any ka....kenda fa efa zatra diso manambany Malagasy loatra.



NY LOZA UNE FOIS

Fa une fois, ny loza dia ity, teo antaninarenina teo, nisy alina izay, nandeha nitsnagatsangana ny fianakaviana. Dia juste eo amin'ny parking, misy bandy bandy mirevy ireny, la biere sur le toit et tout et tout. Asa naninona rybreto fa nokitihin'ny rabaina ny iray t@ ilay bandy fa sosotra be. Nierika izy ka hoy izy t@ le tonton-nay iray hoe " aza mifampananiany ry nama fa tsy milay aaaaaaaa". No sady tsy nanampo le tonton ka niteny hoe.... tena tsy za no nanao an'izany ry nama fa i ra baina. Nijery aza ilay bandy be sandry no sady tsy nihino mihitsy ka niteny ihany hoe.... "aza ny raiamandreny ra namana no asiana fa voamay tsy reveko aaaaa", mbola namerina ihany le tonton hoe tsy izy, farany saika ratsy ny fandehany ary efa somary namorotra tanana ihany aza ireo bandy niaraka taminy...any ka niala tsiny ilay tonton na tsy izy aza no nanao azy.i baina amin'io, na nahazo remarque aza, tsy mbola taitra no sady ny ampitsony inynihany dia mbola mamerina.....



TSY TSARA MANAO ABUS

Angamba iray volana taty aoriana, dia tao ivato aeroport tao, mbola nahazo nidirana moa tao t@ izany...dia nisy polisy izay miseo milay ...manao hoe ataovy eto bagage etc etc. Ka teo koa, somary nisaborivory daholo...kanjo, sendra nijery zavatra hafa ilay police, ary izahay koa sendra variana. Tsy nisy segondra iray fa efa voakitika koa ilay polisy ary dia nierika aza izy hijery hoe iza no mikitika azy. Mijerty izy aloha ranga vazaha iray, fa aotrany tsy io, nijery ndray ilay polcie malagasy manao complet mainty mamono vorona be izay, fa sur fa tsy io koa, nijery koa madame aotrany metisse izay, no sady mihaingo be, fa tena aotrany tsy izy koa, nojereny i dadabe, izay mody manao hendry be no sady manao aotran'ireny efa soir be tsy mahavita ireny intsony, fa ...aotrany tsy possible koa hoe io aaaaaaa, nijereny ilay ranga roa izay varana miresaka business..tsy possible koa hoe ireo....nojereny ilay vehivavy creole, sady miavona no tsy mitsiky...fa tsy possible koa hoe izay....dia tapitra ny olona teo...tsisy intsony...ca fait...tsy nahananany de hoe izy no mpanao crime be tao.
Izahay moa efa mailo, dia modianany fanona fotsiny etsy akaikin'ny moivarotra artisanat etsy no sady mimehy hoa "ao zany lety e!!!"



TSY NY FONCTIONNAIRE IHANY NO TRATRA

Vao volant vitsivitsy izay, nisy lehilahy Frantsay izay, izany aloha Tonga dia hita hoe malt fijery so lady mpanambany…mandoha vola eo amin’ny caisse ao @ grande surface ao ankorondrano izay, fa Tonga dia notenen’i zokinay « mmmmmhhhh, nice sunglasses, mate!! I bet they’re not french-made », fa tena hita lay vazaha eto Dago hoe tena vazaha visant fa miseo manalika fotisny, fa tena tsy nahatena na mot iray aza sairia tens Anglisy. Tao antan Air France koa, hiverna eto dago ny zokiko fa veo Tonga anta avion, dia tena le frantsay maloto saina ireny no betsaka, fa ny azy aloha, Tonga dia ataony mahita Ary ny faonany, dia Tonga dia harabainy mafy tsars @ teny Anglisy no mode Asiana hoe « how are ya doing, mate ? », na « yeah, what’s going on…good???? », fa tena Tonga ire dia tsy mahavita mamaly fa mihondrika mandositra ao anaty magazine mihitsy ny masony ary tsy sahy manatrikanao. Dia teo Roissy teo koa, juste à la sortie, aisy vazaha visant izay, tsy aiko inona ny probleme-ny, na ni se moquer izy an’i mamanay. Fa rendra hitan’ny zokiko play geste, Ary tonga dia najanony ny chariot dia notebahiny play vazaha nataony hoe: « hey mate…. How are you… you sure your re doing fine ?…you ain’t look like it ??? », fa tena zany re loon, fa tena niodina tsaika ho tapa-tende ilay vazaha valaka Ary toy nijanona ninety an’i zokiko no lady manontany tena enjamba hoe…tena say ve ianao mitaney anglisy amiko, izaho vazaha be its? Fa ny zokiko aloha toy miraharahy fa icy dia tena sahy (contrairement à beaucoup de Jeunes dispo manna be loatra) Ary iczy, tena vitany ny mi-tenir tête olona ratsy saina fa tena tsy matahotra izy na inona na inona…tsy aiko hoe lay nianatra any @ firenena miteny Anglisy ve dia lasa sahisahy be? Tao Paris tao koa, aisy olona nanavakavaka izay Ary aotrany annao fiteny raciste, fa Tonga dia nobetrohany t@ teny Anglisy hoe « you do not have respect for anyone, go and screw yourself », dia namely play Fantsay hoe « rentrez chez vous », fa novaliany hoe « I got nothing to do in this country full of stupid people like you » dia nakarapony be play varavarana ka nainjery mihitsy aza ilay mannequin, tao Paris 13 tao izany no nitranga.

NA C.R.S FRANTSAY TSY HAFA NANAOTRA E!

Fa une fois indray, tao Lyon, aisy manifestation izay, dia mise an’ireny bus fend CRS ireny. Imho sy izy ao anaty taxi, dia somari mitohana ny alalana. Tonga eo @ le CRS izay aza le Taxi, fa tena nangarihan’ny zokiko ilay camion feno CRS fa tena nitodika daholo ry zareo, fa zany hoe, try afar manenjika satria bus be le izy no lady izahay koa ao anaty taxi ka Etsy fiaranay le izy, doen tissu hazon’ireo atao… fa tena hitako tezitra be ireo polisy frantsay nohon’ny ataony.

DADABE TSY METY RETRAITE ZALAHEEEEE

I dadhabe-ko ihany koa rehefa lagy, dia mikitika olona koa no fataony. Mise an’izany Frantsay mividy spaghetti izany, fa tena kitihiny no amin’io, izy lasa comme si de rien n’était. Mise une fois izay koa, camion feno Emmo ireny, fa arahina 4x4 fend deba ao Ariana, dia amin’io try maints mijanona miandry daholo ireo fiara miakatra avy aty Masay. I Mr l’avocat de Diego suarez amin’io no eo @ volant, fa ny nataony, nandefasany code phare ilay camio be, ka nierika ara ireo ourangoutang au chocolat tao, ary tonga dia nasian’i lery clin d’oeil efa inin-6 sa 7, no mbola napiany bisous bisous @ molotra. Izay ao ariana tapa tsinay satire iretsy, na marotte aza, try afaga aninona sairia patron be isany ao aoriana ka na faly na Etsy faly, tsy mahazo mijanona, na midina fa tafahitsoka eo @ derriere eo fotsiny ny sous-phyphre.

ANDEHA ISAKAFO

Une nuit, t@ restaurant izay tétons tant, andeha isakafo izahay. Dia eo @ fidirana, misy an’ireny securite be ireny ary tonga ary izahany dia nampandroso ireo securite 2 lahy. Tampoka eo, tonga dia nananihany i dadabe, ary nanaovany style karaté ilay sécurité ira. Tes aloha, nanontany tena ry zala hoe fa inn its resale ity? Indadabe amlin’io mody manao frappe no lady mitent hoe: iny ny an’iala , iny ny an’iala, iny ny an’iala, iny ny an’iala, iny ny an’iala, apres gamba 5 secondes, mode nanan film koa le sécurité dia mode hoe « aie aie aie ra papa, aza coniina re papa fa kamboty ny zanakay aaaaa » « aie aie mitonna re ra papaaaaaaaa », osa reeee tena andriamanitra aaaaa », i dadabe amin’io iny lety, mboila apivo an’ity koa, iny int no lady mbola manao style totondry ihany. Fa tena niherika no sady tsisy nahateny daholo ireo olona nisakafa tao @ restaurant, ny sasany moa, nisy amusés ihany nahits @le film be tao ivelany.

TANDREOM KOFONA REHEFA MISAKAFO

Fa efa ini maromaro ihany izay, amin’ireny restaurants sasany feno vazada Irene, miss moa indraindray ry jar irony mimehy may, aotrany dia hoe tanning its Madagascikara ity, hoy ny dadabe-ko, ka ahy hoy izy, tsy hanaiky an’izany. Ny fanaony, dia andrasany mihisty himehy ireo vazaha, dia vita zay, manomboka mitantara anecdotes isan-karazany izy, sasy izy, dia hananany mihitsy io satira efa betsaka moa no lavatra hitany t@ fihainany. Atombony aza irei tantarany mampihomehy, ary ataony izay himezan’ny rehetra, fa izy kosa, miaraka @ anadahiko, dia mimehy mivatravatra sady mady no en plus koa, lady maharitra try mise aotran’izany….ianao efa miheritreritra hoe tapir play fimehezana, icy bola mahita courage ihany himehezana sady mafy, no ela no mikotroka be; any ka, ireo vazaha Etsy aspita miseo mimehy maf aza, fofoca, ary lasa mipiripirina, matadora fa Lisy Malagasy masahy manindry azy. Une fois koa, toerana haha, aisy indo-pakistanais roa lahy nijerijery be an’ahy sy nr ravaviko, hita mihitsy hoe olona malato fisainana izy roa lahy ireo. Hitan’ny baina be aza lay izy ary bola try naninona moa aloha izy tao fa ny zokiko no tonga dia nivandravandra be azy no lady aotrany notent Anglisy indray, any ka nipirina koa izy roa lahy fa tonga vaina angmaba hoe Malagasy maranin-tsaina no izy no any amin’ilany. I dada nefarious bola try afar ny fohony ary navelany nandeha daholo aloha izahany no ny vita ny salado, iza kay aminio, mifampijery icy sy ilat bandy roa lahy, ary au dernier moment, naissant an’ireny clin d’oeil inin-telo ireny ilat olona no lady try nanampo na celi aza, any ka kofona mihisty ny ira t@ ry jareo.



Fa zay ry zareo, tampitra eto ireo tantara fa tena izy aloha, dia rangaha azo atao hoe mahafinaritra Ary tsotra, fa icy koa rehefa tezitra, dia tena tzitra @ foho koa. Aminy izany, tsy dia fanoany ny mida @ olona rehefa tezitra, fa aleony manao an’ireny fihetsika ireny hoy izy satria ireny, tsy mampiakatra tension kanefa ahazahona fahafam-po. Toy aikido hoe zay ve no ma inoxydable azy satire izy efa be taona, nefa tena mboma mavitrika ara tsaina, ara batana, ary na miteny aza izy, dia try mitandrevaka,izany.






© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1338