Narary voan'ny cancer

1. dimaria ( 12/09/2017 09:33)
Narary voan'ny cancer i Lalao ka na dia natao ny rehetra dia nihomby tsy ankijanona ny aretiny.Nanafatra ny dokotera fa fohy sisa ny andro hiainany.Tovo zanany anefa dia mbola zazabodo tsy mahalala na inona na inona.Miresaka aminy foana i Lalao isaky ny hatory izy ary hampafantariny ny maha Tovo azy. Ataony fantan-janany ny toetra tsara rehetra ananan'i Tovo ary na ny zavatra madinika kely izay ataony hanampiany an-dreniny aza dia tsy mitsahatra ny misaotra azy izy ary dia miafara ny fivavahana sy oroka no fanaovan'izy veloma alohan'ny hatory.Tsy zakan'i Lalao ny andao ity zanany kanefa mafy aminy koa ny hilaza ny fara-teny.Nametraka hafatra ihany izy fa hifankahita soa aman-tsara izy mianaka indray andro any sy ny fitiavany tantaraka azy izay ao am-pony mandrakariva.Andeha avion angaha i neny hoy Tovo ary aza adino ny mitondra voan-dalana ho ahy a.Tsy azon'ity zaza mihitsy izany hoe andao tsy hiverina intsony izany.Tapaka ny heviny fa asiany alaina amin'ny horonan-tsary na video sy ny fakan-tsary i Lalao mba ataony ho fahatsiarovana ho an'i Tovo rehefa lehibe iny izy
novalian'i wendynow ny 29/03/2021 04:46
2. mirananirina ( 16/09/2017 15:29)
Snif tantara mampalahelo
3. mpilaza444 ( 22/09/2017 11:58)
Tsy misy ifandraisany amin'ny fizaràna "Hoy ny lalàna".
4. thanhan ( 08/09/2020 04:08)

Je suis désolé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2126