MIsy Devoly/Satana ato

41. rhaj0 ( 06/10/2017 15:28)
Miharena:
Ny athee no mahazo aretina toa anao Microscop.

Ny vavan-dry Miharena toa itony ry Microscop no tena mila ignorer-o fotsiny. Raha ny marina, tokony iadiana indray anefa, satria dia tena manimbazimba ny olona.

Rahefa TSY mino ny inoan-dry Miharena hono dia manana "aretina".

Io dia toa ny nahavoa ny Amerindiana taty Kanada tany @ 1950s tany. Raha vao mivavaka @ Grand Manitou ny olona, dia soketain-dry Mopera ho "manan'aretina" (marary saina) ary dia notereny nalefa tany @ Asile psy.


Indraidray dia tena mampiteny ny moana ato amiko mihintsy ilay Miharena ity, ka hoe, tena mila valiana (na henoina) ve ny resak'i Miharena, azony tena TSY mi-click @ Miharena mihintsy hoe, TSY mino ny (fisian'izany) Andrmntra sy ny korteziny izany anie ny Atheista, fa dia mbola izay ihany foana no asesiny eto, ary dia hotry ny miresaka @ bemarenina. Indrindra moa fa matetika loatra, dia TSy mamaly resak'olona akoriny ry Miharena; tsisy citation-n'ilay resak'olona na fanontanian'olona, fa dia ny azy iihany foana ho'a no asesiny eee..

Ianao ve ry Miharena mihevitra fa hi-convertir ny Atheista eto??
Izaho k'lou raha mampiresaka eto, dia tsy ny hi-convertir anao ho Atheista.
Ao ianao sy ny finoanao, atao(nay) fihomehezana eto @ serasera eto ee :-)

Fa ny amadibadihana sy ifanakalozana eto, raha izaho aloha ho'a, dia ny hampazava tsara ny eritreritro virtuelema eto, @ izay rahatrizay aho miatrika ny tena fanontaniana dia ho mora ny manazava @ papoozy, ary dia mitohy ny vanitika gilady eee...

Fa na izany azany, dia io izany hita taratra eto io ny fomban'ny Mpino MPANESIKA ny HANY fantany @ olona.

Ohatra eto izany, dia "voninahitr'Atry ny Kristiana" hono ny manimbazimba olona, toa io taratra @ fomban'i Miharena io.
42. Miharena ( 07/10/2017 12:25)
Raha haka ny lojikan-dresakao aho Rhaj0 dia iray ihany no tiako tenenina hoe : raha heverinao fa tsindry ny resaka ataon'ny Kristianina dia izay ilay atao hoe aretin-tsaina sy aretim-panahy mamaka ao aminareo ao. Tsy fanimbazimbana izany fa filazana ny fahamarinana.

Fampahatsiarovan-tena ihany no alefa eto fa tsy fanabantiana be fahatany akory. Miezaka mamaky ny fomba fisainan'ny athee no atao mba hahalalany fa misy mibirioka ilay izy.

Ny olana anie dia mitady izay hanoherana hatrany na koa ny tsy hihainoana mihitsy izay resahana no tena ambetin-dresaka alefanao eto dia izay no ahitsy hoe jereo daholo aloha dia hadihadio araka ny lojika mahitsy izay resahana vao miteny hoe izatsy na izaroa. Ilay fehin-kevitra koa moa mbola azo kilasiana ihany avy eo hoe mety sa tsy mety.
43. gasy1zay ( 25/10/2017 02:11)
3 taona Jesosy no nanao ny asany ( Nanasitrana, namoaka devoly, nanangana ny maty, nampianatra) dia nanambara i Jaona (21:25) hoe raha nosoratana daoly ny fahagagana nataony dia tsy omby ny boky voasoratra. Misy antony daoly hoe 30 taona, 3 taona niasana, nitsangana t@ maty t@ andro fahatelo ...
44. rhaj0 ( 25/10/2017 12:23)
hi hi hi.. raikitra indray ny niomerolojia an'ny mpanao pensée mazika. Ny telo sy telopolo sy ny telo sy iray indray izany ny an'i Gasy1zay an.. Nataok'ty fa Fito (toa ny Trompeta), na Sivy (toa ny 7mbenana) na Folo (toa ny Didy) no masina ...

Sa io ilay menazy a trois @ fireven'i Gasy1zay azy? Raha misy 2 nareo hozy Jesosy, dia izy no fanintelony..
hi hi hi.. hay ve ka bi- ity Gasy1zay ity eee :-)
45. endriny ( 27/10/2017 06:45)

gasy1zay:

3 taona Jesosy no nanao ny asany ( Nanasitrana, namoaka devoly, nanangana ny maty, nampianatra) dia nanambara i Jaona (21:25) hoe raha nosoratana daoly ny fahagagana nataony dia tsy omby ny boky voasoratra. Misy antony daoly hoe 30 taona, 3 taona niasana, nitsangana t@ maty t@ andro fahatelo ...


333 izany! io ve tsy 666/2?
46. endriny ( 01/11/2017 06:32)
Kristianina matahotra vandiredy 13 sy isa 666
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2022