fahaizanao manokana

1. lemanga ( 04/09/2017 11:29)
miarahaba antsika, misy olona afaka manoro hevitra ahy ve hoe ahoana ny fomba atao mba hitaznana feo, izaho mantsy tia mihira nefa tsy dia mahay mitazona feo loatra,
mba mangataka fanampiana amintsika azafady,,,
dia misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4777