You are here: home > Forum

Tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy

Lohahevitra : Hoy ny lalàna
Fitohizan'ny hafatra : Tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy
Valiny : 0
mpilaza444 - 28/08/2017 16:22
Mba mila hevitra aminareo olona mahay ato amin'ny Serasera.

Inona kay no atao rehefa mahita tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy?

Iza no tompon'andraikitra misahana ny fanatratrarana sy ny famaizana. Mba mila fanazavana mifanitsy amin'ny lalàna.
Valio | Miverina eny ambony