dépannage informatique

1. harenatelo ( 16/08/2017 12:41)
miarahaba ny namana rehetra eto @ serasera.afaka manamboatra ny ordinateur toute marque sy géneration .eto ambohijatovo no mipetraka afaka mande any @ toerana misy anao.manao ny asa rehetra momba ny ordinateur.tsy karama fa fanampiana no atao satria manana ny tena asa atao ny tenako.misaotra indrindra tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2024