fangatahana hifandray @ rhaj0 fa misy fanontaniana manitikitika ahy @ resaha fiainana eto Canada

1. Dreamlover14 ( 16/08/2017 04:08)
Te-hifandray @ rhaj0 aho satria toa monina aty Canada izy. Monina eto aho ary manana olana kanefa tsy tiako haseho eto ilay olana satria somary personnel ary samy hava ny vahaolana aty Canada sy any Madagasikara.

Ahoana no hifandraisana ? sao afaka mahazo mailaka ?

Misaotra indrindra mialoha

PS : Lehilahy i Dreamlover14
2. rhaj0 ( 16/08/2017 14:44)
rhaj@hotmail.com

(matetika tonga dia lasa any @ junk mail ny hafatra rahefa vaovao ny mpanoratra, fa ezahiko jerena ihany ee.. raha tsy tafavaluy aho dia ampatsiahivo eto eee...)
3. dreamlover14 ( 17/08/2017 19:04)
efa lasa any ny mailaka.
Misaotra indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5814