Prof Fesera sy Prof Feta

81. rhaj0 ( 13/09/2017 18:08)
rhaj0:
Ka hiandrasana "fotoana" oviana vao "hahatoky ny (fanasitranana) ataon'Andriamanitra" ianao ry RBNIR???

RBNIR:
manana ny fotoanany Andriamanitra!

Ny "fotoana" ANAO RBNIR no resaka, koa fa maninona no atsipin'i RBNIR @ Andrmntra ny TSY "fahatokisan'i RBNIR (ny fahasitranana) @ Andrmntra" ???

HOtry ny andrasan'i RBNIR ho Andrmntra no manao zavatra @ RBNIR mba azahoan'i RBNIR ity "fahatokisan'i RBNIR (ny fahasitranana) @ Andrmntra"

Eny azany fa dia i Andrmntra indray izany no diso na tara ee...

Izaho indray ve hi-contredire anao RBNIR @ izany :-)
82. RBNIR ( 14/09/2017 05:49)
Ny zavatra iandrasanao dia ny zavatra nisy tamin'ny andron'i Jesosy, fanasitranana eo ho eo sns...

Jesosy hoy aho niandry fotoana vao nanao an'izany...

Dia torak'izany koa mbola miandry fotoana isika ankehitriny, fa rehefa tonga izany dia efa kely sisa ny farany.....

Raha tsy diso aho mantsy dia 3 taona teo ho eo fotsiny no tena niasan'i Jesosy nanaovany an'ireny asa lehibe ireny........
83. rhaj0 ( 14/09/2017 12:29)
i Jesosy azany TSY "naha-andry fotoana", rahefa mivendrambendrana ireo Mpianany, fa tonga dia nopehany direkta teo no ho eo :
- efa napetrany mazava fa "tsy ampy finoana" matoa "Tsy mahasitrana"
- ary rahefa TSY "matoky ny (fahasitranan') Atra" dia nasiany ilay hoe "Ry TAranaka Tsy Mino Sy Ratsy Fanahy".

FA dia andraso eo i Paoly izany ry RBNIR, hiaro anao @ hatezeran'i Jesosy aa....
84. Miharena ( 14/09/2017 17:56)
Tsy fantatra aloha na misarika an'Rhaj0 mankaiza na mankaiza ilay fanoherana be fahatany asesiny isaky ny misy fanehoan-kevitry ny Kristianina eto amin'ity fivavahana sy finoana ity.

Ary mazoto dia mazoto izy manao izany.

Sao dia marary rehefa tsy manohitra??

Mba valio tsara hoe Rhaj0?!

Tiako hi hita hoe mieritreritra tsara sa miady amin'adala ny olona eto?!
85. rhaj0 ( 14/09/2017 18:36)
ka mivanika toa alika anie aho ato ee :-)
Efa nifanaraka t@ Mpahary mihintsy aho ho'a ato, ary izao navelany hiresaka lava eto izao. Nolazainy tamiko, ato @ imazination-ko ato, hoe, ameo ny paquet-ny mihntsy i Miharena io, fa toa tsy mahay mamaky Baiboly, tsy manaja ny olombe (standard), fa ilaozany mijapy mitapison @ tahaka an-dry Tsaratsara.

mino an'izany ianao Miharena, tsara. TSy mino, tsara :-)
86. Miharena ( 14/09/2017 19:01)
Efa fantatra fa mba mahay niteny toy izany ihany Rhaj0 rehefa ampirehetina.

Fa dia miala tsiny e!

Amboary kely aloha ny saina sy ny fo dia manaova resaka mazava mitohy tsara araka ny tokony ho izy hijerena hoe mahitsy sa efa mivaona hatramin'ny voalohany ka sanatria ho mandrakizay!
87. rhaj0 ( 15/09/2017 01:50)
hi hi hi.. io anie plagiat-n'ny revin'ny tanora t@ 1998 ee.. atao ihomehezana...

Atsipinay ilay kôzy, (tsy) mihaino ianao dia tsara :-)
88. Miharena ( 15/09/2017 11:16)
Ka raha handray anjara hampihomehy dia efa misy loha-hevitra hatsikana atsy ambadika atsy.

Fa raha eto kosa aloha dia tena tsy matotra ny olona manao fampihomehezana e!
89. rhaj0 ( 15/09/2017 12:55)
Koa na i Atra sy Jesosy azany mba mivanitika gaigy kouh...

Fa no-censurer-n'izay nanambatra ny Baiboly tao izany eee... dia io coincé sy constipé toa an'i Miharena io daholo ny Kristiana.

Aleo hihomehy (ny finoana-primitivan'i MIharena) miaraka @ Atra sy Jesosy fa tsss.... :-)


90. Miharena ( 15/09/2017 19:32)
Ianao no coince ao amin'ny fironana any amin'ny fanangonana faniratsirana Rhaj0!

Efa voafatotra loatra angamba. Sa mbola tsy hahatsiaro tena ihany e!

Mba andefaso resaka matotra hoe jerena kely ny ao anatin'ny hozadohanao ao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229