Maneho ny firaha-miory amin'ireo STK sy FJKM ao Soavinandriana

21. RBNIR ( 11/08/2017 15:33)
tspoaeta:

Fananarana sy famaizana ve dia tena famonoana olona be mahatsiravina tahak'ireny? tena tsy navelany raha tsy maty ireo tanora "kristiana" mafana fo @ fanompoana an'a/tra. Tena habibiana loza be kosa izany e.
Matoa izay namono an'ireny tanora kristiana ireny tsy sahy miteny ahy dia mety matahotra ahy angamba izy

Tsy ao mihitsy ange ianao izany e!
Raha niteny tato i Jesosy tsy niresaka momba ireo maty intsony Izy fa ny velona no nanariny...
« Ary tamin'izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin'i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon'i Pilato tamin'ny fanatiny ny ràny. » (Lioka 13:1)
« Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ataonareo va fa ireny Galiliana ireny no mpanota mihoatra noho ny Galiliana rehetra, satria nozoin'izany zavatra izany izy? » (Lioka 13:2)
« Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. » (Lioka 13:3)
22. tspoaeta ( 14/08/2017 03:58)
tena tsy azon'i RBNIR mits le resaka. ilay accidt tany ankazobe izay namono ny stk eto no resahana. fa tsis idiran zany galiliana zany. tanora kristiana izany tsinona fa tanora mpanaradia an'i jesosy.
23. tspoaeta ( 14/08/2017 04:09)

rhaj0:

Ka hono ho'a ... aminareo Kristiana, misy idiran'Andrmntra ve ity raharaha ity?

mpanompon'a/tra anie ireo tra-doza ireo e, ary andeha hanome voninahitra an'ny jehova sy jesosy mits ry zareo t@ io fotoana io. ka ahoana moa no ts hisy idiran'a/tra @ ity raharaha ity? tena jehova a/tra sy jesosy mihintsy no rôle. Fa ny maha lasa ny saiko izao dia nankaiza izy t@ io fotoana io no dia namela ny olony ho fatifaty fahatany tahak'ireny
24. RBNIR ( 15/08/2017 16:13)
raha ilay lio.13:1-3 no vakiana, dia misy lesona iray lehibe tokony ho raisina (aza mitsaratsara an'iza na iza fa tsy misy fantantsika ny momba ireny) (ny olona mihevitra hoe mpanota be e! sns....nefa TSIA hoy i Jesosy)....Ny fahendren'ny velona kosa dia ny mibebaka...
25. rhaj0 ( 15/08/2017 17:10)
ka @ RBNIR, dia tena misy "idiran'Andrmntra" izany ny nahafaty reto olona eran'ny fiara.

Raha ny reko dia toa hoe, nigorisa niverina dia nivarina tany an-kady ny fiara. Asa raha ny mekanika no nisy tsy nety, na ny sofera no nisy tsy nety, na koa ny mpandeha no nisy tsy nety, fa .. @ RBNIR, dia misy dian-tanan'Andrmntra (daholo) izany.

IZay an?..
26. tspoaeta ( 16/08/2017 05:37)
rhaj0:

...ny nahafaty reto olona eran'ny fiara.

..., nigorisa niverina dia nivarina tany an-kady ny fiara. Asa raha ny mekanika no nisy tsy nety, na ny sofera no nisy tsy nety, na koa ny mpandeha no nisy tsy nety,

Ouway e! ouway e!
tena mampieritreritra marina izy izany an!
tonga tampoka ato an-tsaiko ilay teny malaza be hoe: "Jamba mitarika jamba, samy any an- ... no iafarany".
Sao dia nanao solomaso mainty tokoa ary ilay sofera dia sao dia nikipy daoly koa n tao anaty fiara no dia samy ts nisy nahita izy rehetra?
Fifandrifin-javatra ve izao sa fampiharana ny fanoharana?
Tena mba lalina koa izy izany an!
27. RBNIR ( 16/08/2017 06:49)
Aza malady mitsara hoy aho fa raha araka ilay teny ao amin'ny lio.13:1-3 dia tsy misy zavatra fantatry ny olona amin'ireny trangan-javatra mampivarahontsana ireny....Ao ny maminavina hoe mpanota be e!! sns nefa TSIA HOY I JESOSY....
28. tspoaeta ( 16/08/2017 11:32)

RBNIR:

tsy misy zavatra fantatry ny olona amin'ireny trangan-javatra mampivarahontsana ireny....Ao ny maminavina hoe mpanota be e!! sns nefa TSIA HOY I JESOSY....

Fa ianao angaha tena nivarahontsana t@ iny lozam-piarakodia nampiarin'i jesosy t@ ireo mpiaradia aminy iny?
Aza hitako moa ka i RBNIR koa no tratran'ny tahak'ireny koa indray andro any.
Mba inona re no hataon'i RBNIR e? Hiantso vonjy @ zezu ve sa handositra an'i jizas?
29. rhaj0 ( 16/08/2017 12:00)
rhaj0:
Raha ny reko dia toa hoe, nigorisa niverina dia nivarina tany an-kady ny fiara. Asa raha ny mekanika no nisy tsy nety, na ny sofera no nisy tsy nety, na koa ny mpandeha no nisy tsy nety...
RBNIR:
tsy misy zavatra fantatry ny olona amin'ireny trangan-javatra mampivarahontsana ireny

RAha t@ l'an zero tokoany ianao ry RBNIR no mitory izany teny izany, hoe "tsy misy zavatra fantatry ny olona", dia hobian'ny olona ianao eny ambony alitara ee.. Fa efa 2017 izao ny taona, efa mandroso, ka dia ho hogain'ny olona any ambany alitara fotsiny ianao ee...

Tsisy ireny fandaharana @ TV ireny ve any Dago, ireny manadihady rehefa misy "trangan-javatra mampivarahontsana ireny", na aksida, na famonoan'olona?? Mino aho fa misy, fa saingy, indrisy ry tava-tsosisy, hozy ny fiteny, fa tsy mba ireny no jeren-dry RBNIR, dia mba anitarany fahalalana sy saina, fa ilaozany mifikitra miraiktra @ reviredin'i Hrnrn ao foana fotsiny.
30. RBNIR ( 16/08/2017 13:42)
rhaj0:

rhaj0:
Raha ny reko dia toa hoe, nigorisa niverina dia nivarina tany an-kady ny fiara. Asa raha ny mekanika no nisy tsy nety, na ny sofera no nisy tsy nety, na koa ny mpandeha no nisy tsy nety...
RBNIR:
tsy misy zavatra fantatry ny olona amin'ireny trangan-javatra mampivarahontsana ireny

RAha t@ l'an zero tokoany ianao ry RBNIR no mitory izany teny izany, hoe "tsy misy zavatra fantatry ny olona", dia hobian'ny olona ianao eny ambony alitara ee.. Fa efa 2017 izao ny taona, efa mandroso, ka dia ho hogain'ny olona any ambany alitara fotsiny ianao ee...

Tsisy ireny fandaharana @ TV ireny ve any Dago, ireny manadihady rehefa misy "trangan-javatra mampivarahontsana ireny", na aksida, na famonoan'olona?? Mino aho fa misy, fa saingy, indrisy ry tava-tsosisy, hozy ny fiteny, fa tsy mba ireny no jeren-dry RBNIR, dia mba anitarany fahalalana sy saina, fa ilaozany mifikitra miraiktra @ reviredin'i Hrnrn ao foana fotsiny.

Aleo hahitsiko : tsy misy zavatra fantatry ny olona ny amin'izay mety ho hevitr'Andriamanitra ny amin'ireny olona niaramboina ireny....fa tsy hoe ny antony nahatonga ilay loza akory...

Ny sasany hoy aho mieritreritra hoe mpanota be angamba ireny sns....nefa i Jesosy milaza hoe TSIA.....
31. rhaj0 ( 16/08/2017 15:02)
Hay va re @ RBNIR dia misy "mety ho hevitr'Andriamanitra" ... "ny mekanika no nisy tsy nety, na ny sofera no nisy tsy nety, na koa ny mpandeha no nisy tsy nety"..

Dia EFA FANTATR'Andmtnra izao fa hihinan'ny tsakaokany ireto olona, ary nisy zazakely TSY manan-tsiny koa tao an... dia mbola (navelany) navarin'Andmntra ihnay ny fiara ee...

loz'ty..

Sa ny imazinatoin-dRBNIR no "mamoromporona mpamoromporona" ao, fa raha ny marina dia tena TSISY idiran'Andtmrna io aksida io.. na ny marimarina kokoa, TSISY Andrmrtna izany fa ny imazination no mamokatra beuh...

32. RBNIR ( 17/08/2017 22:35)
rhaj0:

Hay va re @ RBNIR dia misy "mety ho hevitr'Andriamanitra" ... "ny mekanika no nisy tsy nety, na ny sofera no nisy tsy nety, na koa ny mpandeha no nisy tsy nety"..

Itony izao misy fahafatesana nataon'Andriamanitra ry rhajo!!!

« Ary rehefa tapitra voalazany izany teny rehetra izany, dia nivava ny tany izay teo ambaniny; » (Nomery 16:31)
« eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny ankohonany mbamin'ny olona rehetra izay an'i Kora ary ny fananany rehetra. » (Nomery 16:32)
« Dia latsaka velona ho any amin'ny fiainan-tsi-hita izy mbamin'izay azy rehetra; ary ny tany dia nikatona taminy, ka fongotra tsy ho amin'ny fiangonana intsony izy. » (Nomery 16:33)


Ary ny mahalasa saina dia tena misy otran'izany ankehitriny any ivelany any.....

Koa tandremo ihany izay hitsahan'ny tongotrareo ao ry zalahy an!!! indrindra ianareo tsy mety mibebaka ireo!!!

Tsotra ny fanafody hoy i Jesosy : mibebaha!!!
33. RBNIR ( 17/08/2017 22:41)
Izay ilay hoe direct.......any amin'ny helo.........tsy mandalo fitsarana intsony......

http://rustyjames.canalblog.com/archives/2010/12/25/19966322.html

https://vimeo.com/145457780

34. RBNIR ( 18/08/2017 09:04)
RBNIR:

Izay ilay hoe direct.......any amin'ny helo.........tsy mandalo fitsarana intsony......
http://rustyjames.canalblog.com/archives/2010/12/25/19966322.html
https://vimeo.com/145457780

MIBEBAHA DAHOLO E!!! NA NY MINO NA NY TSY MPINO NA NY HAFA FINONA SNS......

MATOA IZY MBOLA MANANATRA DIA TIANTSIKA IZY IZAY......

« Izay* rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha.  » (Apokalypsy 3:19)
35. rhaj0 ( 18/08/2017 11:47)
Ianao izany anie ry RBNIR hotry ny akapokapokao ho misy dian-tanan'Atra daholo izao loza rehetra izao eee... Koa na tany mihotsaka azany dia toa lazainao fa plan'Atra manao Helo.

Fa dia inona loatra ny manjo izao Atra ao @ imazination-nao ao izao eee??? TSy ampy attention avy @ olona angaha Izy ao izao, dia lasa mikitakita mitrifatrifana manimbanimba mandravarava toa ireny zazabodo be dongy eny @ garabola ireny???

Fa ao @ imazination-nao IRERY ao re izany ry RBNIR aaa.. Ny namanao kristiana izao manongo-tenaa mihintsy hoe, dia tena alain'ilay RBNIR baraka mihintsy izao Atra izao.
36. RBNIR ( 18/08/2017 12:41)
mbola hazavaina raha sitrapon'Andriamanitra rhajo a! fantaro fotsiny aloha fa
1 tsy voatery noho ny habetsahan'ny ota vita ny zavatra manjo ny olona iray,
Mety misy nanota kely nefa hiaran'ny loza be (izay ilay lio.13:1-3)

2 tsy voatery Andriamanitra foana no mamono ny olona (ary matetika ary dia tsy mamono mihitsy Izy raha tsy efa mipaka amin'ny lanitra ny otan'ny olona iray) tahaka an'i sodoma sy gomora na koa ireo voalazan'ny Nom (16-31-33)

3 Misy ireo olona maty noho ny fanarahana ny fahamarinana, misy kosa ireo maty noho ny tsy fanarahana ny fahamarinana,


37. rhaj0 ( 18/08/2017 12:54)
RBNIR:
MATOA IZY MBOLA MANANATRA DIA TIANTSIKA IZY IZAY......

Ilay "anatra" anie toa nosokirinao avy tao @ Baiboly, izany hoe "anatra FAHAGOLA".

Ny loza anefa mihatra izao. "Loza ANKEHItrIO".

Dia ahoana koa azany izany imazination-nao ao izany.

TAiza sy oviana Izy no "nananatra", dia taiza sy oviana ianao no tsy nihaino ity "anatra" dia lasa mihinan'ny tsakaokany ao io????
38. RBNIR ( 18/08/2017 12:57)
Ny tenin'Andriamanitra rehetra voarain'ny olona iray no anatra omen'Andriamanitra azy...
39. rhaj0 ( 18/08/2017 13:37)
ilay hoe "mbola" nananatra izany no sampona ee... Izany ry RBNIR rehefa be pli-vava dia miteniteny mamerimberina tsy am-piheverana aaa.. :-)

TSY "mbola" nananatra izany Izy, fa efa elabe fahagola no "natsipiny ilay kaozy", dia naravin'ny sasany tanaty Baiboly hono ilay Kaozy. Dia raha tsy nihaino ianao izany, dia mihinan'ny tsakaokany, Nefa ho'a ny tanora t@ 1990s azany mba efa mahay hoe
"Atsipinay 'lay Kaozy, Tsy mihaino ianao dia tsara".
40. RBNIR ( 21/08/2017 06:30)
rhaj0:

ilay hoe "mbola" nananatra izany no sampona ee... Izany ry RBNIR rehefa be pli-vava dia miteniteny mamerimberina tsy am-piheverana aaa.. :-)

TSY "mbola" nananatra izany Izy, fa efa elabe fahagola no "natsipiny ilay kaozy", dia naravin'ny sasany tanaty Baiboly hono ilay Kaozy. Dia raha tsy nihaino ianao izany, dia mihinan'ny tsakaokany, Nefa ho'a ny tanora t@ 1990s azany mba efa mahay hoe
"Atsipinay 'lay Kaozy, Tsy mihaino ianao dia tsara".

Marina io teneniko io ka!!! Hisy fotoana hitady an'io tenin'Andriamanitra io mafy ny olona any aorina any fa tsy ahita intsony mihitsy!!!

« Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana* handre ny tenin'i Jehovah; [Heb. mosary] » (Amosa 8:11)
« Ary hivembena hatrany amin'ny ranomasina ka hatrany amin'ny ranomasina ny olona ary hatrany amin'ny avaratra ka hatrany amin'ny atsinanana, eny, hivezivezy hitady ny tenin'i Jehovah izy, nefa tsy hahita. » (Amosa 8:12)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505