You are here: home > Forum

Hevitra bizna any dago

Lohahevitra : Toekarena
Fitohizan'ny hafatra : Hevitra bizna any dago
Valiny : 2
alexandra32 - 20/07/2017 21:50
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha any Dago any.
resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode
pièce fiarakodia na koa pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), mbola azo atao hoe malalaka; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola maro
sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka
manao jus natoraly, fromage blanc
manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé
resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee


Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee!
Valio | Miverina eny ambony
hery - 22/07/2017 08:03
Ohatry ny ahoana tsara ilay resaka tour mécanique?
Valio | Miverina eny ambony
alexandra32 - 22/07/2017 22:24
raha tsy diso aho, dia resaka aotrany hoe manamboatra pièce adapté amin'na fiara na camion iray ianao. Tsoriko aloha fa tsy dia mahay mecanique loatra hy fa kosa, misy olona fantatro manao anio, fa tena mampidibola, fa zany hoe, izay aloha somary misy investissement ihany.
Valio | Miverina eny ambony