Hevitra bizna any dago - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Hevitra bizna any dago

Lohahevitra : Tetikasa sy vinavina
Fitohizan'ny hafatra : Hevitra bizna any dago
Valiny : 3
alexandra32 - 20/07/2017 21:49
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha any Dago any.
resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode
pièce fiarakodia na koa pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), mbola azo atao hoe malalaka; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola maro
sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka
manao jus natoraly, fromage blanc
manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé
resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee

Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee!
Valio | Miverina eny ambony
Bonasolofo - 18/05/2018 11:13
Salama tompoko! Izaho malagasy mpikamabana vaovao.Miala tsiny fa tsy hitako ny toerana tokony hametrahako azy ity.
Izaho dia maçon efa zah draharaha sy efa manana traikefa mitady asa momban'ny trano.Mahay ny rehetra tsy mifidy na asa kely na lehibe no atao.afaka foana.Raha mahaliana anao dia mandefasa mp ao amin'ny facebook "Randriamampianina Pierre François" na hiantso ny laharana etsy ambany.De efa misaotra mialoha tompoko!!!
Contact:0332129729 Afaka antsoina amin'ny ora rehetra! Veloma daholo !!