Ahoana marina ny momba ireo jentilisa?

21. RBNIR ( 16/07/2017 04:45)

tealala:

http://www.torah-box.com/torah-pdf/neviim/jeremie/31.html
Dia vakio tsara ny tena izy ry RBNIR a
"Ecoutez la parole de l'Eternel, ô nations! Annoncez-la sur les plages lointaines, dites: "Celui qui disperse Israël saura le rallier, et il veille sur lui comme le pasteur sur son troupeau."
Miresaka ireo jiosy mbola very any amin'ny 70 Nations io fa tsy ny jentilisanao izany hahahaha!!!
Tsy ianareo mihitsy no lazainy eo fa miala tsiny aho hihihi!!!

Fanampiny ny teny atao hoe jentilisa dia adika ihany koa hoe hafa firerena (ireo firenena hafa ankoatran'i Israely ao anaty baiboly...

Eto moa dia io izany dia izay no nandikan'ny torah azy hoy ny namama tealala....

Mitovy ihany izany : jentilisa = hafa firenenana....ireo hafa firenena no nasaina mi-annoncer (mitory hoy ny dikanteny malagasy).....
22. RBNIR ( 16/07/2017 04:46)

23. RBNIR ( 16/07/2017 04:55)
P.S : aza mandika vilana fa hoy ny teny entinao hoe ô nations fa tsy hoe ô les juifs dans les nations....

ahoana hoy ianao izay? ny marina marina ihany sao dia heverina tsy nianatra aza ny olona????
24. RBNIR ( 16/07/2017 04:59)
ary ny malagasy dia tafiditra ao amin'ireo "nations" ireo satria ara-tantara dia voaporofo fa i madagascar koa dia tany nielezan'ny jiosy ihany koa (ary ankehitriny dia betsaka ireo fikambanaka jiosy sy taranaka jiosy malagasy) mijoro eto madagascara manamarina izany ...

Tena misy jiosy avy any israely ao anatin'ireny fikambanana sasany ireny ankehitriny....
25. tealala ( 16/07/2017 05:23)

RBNIR:

P.S : aza mandika vilana fa hoy ny teny entinao hoe ô nations fa tsy hoe ô les juifs dans les nations....

ahoana hoy ianao izay? ny marina marina ihany sao dia heverina tsy nianatra aza ny olona????

Tsy niteny aho hoe diso ny zavatra nolazainao fa les 70 nations izay representer nny 70 nom juifs nihidina tany egypte fa tsy 72 araky ny TV nao io :D
26. tealala ( 16/07/2017 05:25)

RBNIR:

ary ny malagasy dia tafiditra ao amin'ireo "nations" ireo satria ara-tantara dia voaporofo fa i madagascar koa dia tany nielezan'ny jiosy ihany koa (ary ankehitriny dia betsaka ireo fikambanaka jiosy sy taranaka jiosy malagasy) mijoro eto madagascara manamarina izany ...

Tena misy jiosy avy any israely ao anatin'ireny fikambanana sasany ireny ankehitriny....

ka ireny eteinceil d'âmes juif no tadiavina :D, fa kristianina.
27. RBNIR ( 17/07/2017 05:22)

Ity no hanaporofoko azy tealala fa ny hafa firenena no teneniny hitory ho an'ny jiosy niely lavitra eo...

Raha misy ray amandreny mitady ny zanany tsy hita (koto) ka maniraka olon-kafa izy (bema) dia izao no lazainy...

Bema mandehana tadiavo i koto dia asaivo mody izy hankaty amiko....

Raha hitany eo akaiky kosa i Koto dia tsy mila an'i Bema intsony izy fa avy dia hoy izy hoe Koto avia modia ianao aty amiko...

Ka eto dia Bema = Nations ary Koto = israely niely any lavitra...

grammaticalement, tsy mety ny hoe Koto lazao amin'i Koto izay niely any lavitra any mba hody izy....fa tsy maintsy hafa ilay irahina ary hafa koa ilay tadiavina....

Resaka grammaire daholo izany tealala a!!!
28. tealala ( 28/07/2017 07:57)

Hahahahaha!!! aleo aho hiomehy!!!
Fa i Bema izany eto izao no lasa zanaka nateraky ny kibo ao an trano fa tsy zanak'olona eo ampita eo intsony (tahaka an'i Jesosy sy Josefa).
zany ve no argument nao ry RBNIR hahahaha!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879