Tsy nirahina afa-tsy ho an'ny ondry very amin'ny taranak'Israely aho

61. Miharena ( 07/08/2017 16:55)
Efa mivadika atidoha anie Rhaj0 izany e!

Resaka vida indray no atao eto angaha?

Fa raha miteny ianao hoe vida ny erana ankebakeban-tany sy ny kintana ary ny volana dia diso marindrano.

Aoka hho fantatra fa na dia ny tara-pahazavana iray aza no mitety ny erana dia efa singa mandrafitra io erana io izay ilay taratra. Ka asa hoe aiza no vida amin'izany?

Mba ampiasao tsara ny koko Rhaj0 fa aza dia miseho mahay noho ny Tompony ianao a!
62. RKjeanclaude ( 09/08/2017 19:46)

rhaj0:

vida.. eny. Ngo dia ataon'i RKjeanclaude fa misy "raha" azany ohatra eo anelanelan'ny Volana sy ny Tany... Ooops... kay moa ry RKJeanclaude "mino" fa misy lalana fandehanan'ny kalesan'i Jesosy @ iny..

Izao fotsiny ee.. rehefa TSY takatry ny hoza-doha (an-dRajeancl) ny resaka, dia akapohy ho Andtmrna na Anjely Kerobima, na mirakla mazia mazia fotsiny daholo azany ee..

- raha t@ 200 taona lasa ianao no teraka, dia na io orana io azany, dia lazaovy fa rora na lelo na hatsembohana na hamamin'Andmntra sy ny Anjely, izay miriaria ao ambony rahona ao

- raha t@ l'an zero moa ianao no teraka, dia lazaovy, toa ny kabarin-Jesosy, fa ireo kintana ireo, dia toa voanemba fa mirehitra, ary hiraraka ety an-tany atsy ho atsy

- raha t@ 4000 taona lasa, dia rahefa avibe ny orana, dia lazaovy fa ao anatin'ny 1 andro, ny goaika dia mahavita tour du monde, ka hahalala fa, "safotry ny rano" anie ny planeta Latera

- raha t@ 6000 taona lasa, dia satria TSISY n'inona takatrao ny 10 km à la ronde, dia lazaovy fa ianao sy Adama no olona voalohany eto @ ity planeta Latera be ity


Aoka ho'a Rajeancl, fa efa lehibe anie ianao izao ee.. efa mandroso ny taona (2017)...



hoatry ny olona tsy anpy saina izany ilay mamaly. Tsy hita izay fomba hanaratsiana dia mirediredy. Tsy te-resaka intsony aho. teboka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3546