fahafahana vao làlana sa làlana vao fahafahana ara-Baiboly

21. rhaj0 ( 02/08/2017 10:33)
eraky ny youtube:
i Profeta Tsaratsara izao ho'a nilaza fa nahita an'i Jesosy "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be"
Jereo youtube ato, eo @ 9:30...


Dia tohizo jerena ilay tantaran'i Tsaratsara, fa hoe, nidina avy tao @ tany fanitso tao i Jesosy bOgOsy, ary ... sitrana h@ cancer-n'i Tsaratsara.


marina ny anao ry RKjeanclaude... angaha tsy manapa-tsinay... sady mahonena.
Dia nefa anie, dia mino an'i Tsaratsara mihintsy i Miharena ee...
22. MIharena ( 03/08/2017 09:25)
Manimba loha-hevitr'olona isika raha mbola manohy ity resaka momba ny endriky ny singa ara-panahin'ny olombelona ity fa raha mety dia atao lohahevitr ahafa ho an'izay liana.

Hamaranako azy eto fotsiny dia hoe : tsy manafoana ny zava-misy sy mihatra amin'ny olona nahazo fahitana akory izay fiheverana afafin'i Rhaj0 eto.

Izy rahateo dia isan'ny tsy mahatsiaro tena hoe anaty loha-hevitra tsy misy idiran'ilay resaka no lasa mamaly.

Iangaviana izy hamaky tsara vao maneho hevotra fa raha ny fombany manao io drindrangilo hatraiza hatraiza izao foto-pisainana ateista izao dia somary manakilasy azy ho isan'ny godro ara-tsaina ihany. Enga izany fanamarihana izany hamoahazana fa tsy atao hahakivy an! sao dia hoe rehefa ataon'ny hafa izany ianao dia iny koa no manary lamba!
23. rhaj0 ( 03/08/2017 11:29)
Esy e ry Miharena. Ianao ihany no manandratra an'i Tsaratsara teto, hoe to-teny @ ity raharaha ity... Ny resak'i Tsaratsara @ izao "cancer-ny nositranin'i Jesosy" izao nefa no fototra ijoroana sy niaingan'ny revy-Tsaratsara.

ka tsisy hors-suze eo ry Miharena fa sirika ianao a... hotsahotsan'ny hoe:
Fahafahana [size=8](@ cancer)[/size] vao lalâna [size=8](miankohoka @ profeta TSaratsara)[/size]
24. Miharena ( 19/08/2017 09:16)
Aza manary lamba ho'aho Rha0!
Araho ilay lohahevitra! Dia manehoa hevitra momba ny Fahafahana sy Lalana ara-Baiboly!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132