NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY

1. RBNIR ( 04/07/2017 09:22)
Mampihady hevitra be io andro nahafatesan'i Jesosy io...Misy mihitsy aza fiangonana milaza fa ry zareo dia ilay Jesosy maty alarobia no inoany fa tsy Ilay Jesosy maty Zoma,

Araho hatramin'ny farany ireto vidéo ireto fa hatramin'ny ora nahafatesan'i Jesosy aza dia voalaza mazava tsara ao anaty baiboly

novalian'i rhaj0 ny 28/07/2017 16:11
2. RBNIR ( 04/07/2017 09:23)
3. RBNIR ( 04/07/2017 09:24)
4. RBNIR ( 04/07/2017 09:25)
5. RBNIR ( 04/07/2017 09:28)
6. rhaj0 ( 04/07/2017 15:19)
Tarabe i Hrnrn-nao ry RBNIR aaa..

Ity izao no malaza :-)

7. calin.brandon ( 28/07/2017 05:50)

rhaj0:

Tarabe i Hrnrn-nao ry RBNIR aaa..

Ity izao no malaza :-)




Hahahaha ! Fa angaha mino an'i Jesosy indray izato Rhaj0 no mamoaka kisarisary toa an'io ? Raha tsy nino ianao dia nilaza fotsiny fa tsy fantatrao izany Jesosy izany.
8. rhaj0 ( 28/07/2017 16:11)
calin.brandon:
Fa angaha mino an'i Jesosy indray izato Rhaj0

Inona k'lou ny dikan'ny hoe "mino" @ Calin eee...

- "mino" ny fisian'i Jesosy ve? Eny.. "manaiky-tsisy-porofo" aho fa t@ l'an zero dia nisy dimbaka nantsoina hoe Jesosy..

- "mino" ny lazain'i Jesosy ve" Eny.. ny "kabarin-Jesosy" dia "inoako fa nisy" tokoany, araka ny notaterin'ireo MMLJ ao anaty Baiboly ireo

- "mino" ny fahamarinana na fitombenan'ny kabarin-Jesosy ve? na koa, "mino" ny "zava-bitan-Jesosy" ve? na koa "mino" ny "teoria na faminanian-Jesosy" ve, araka ny notaterin'ireo MMLJ ao anaty Baiboly ireo ve?
bon bein... eo ilay vanitika gilady no mirarakompana eee... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1228