You are here: home > Forum

Vady mizara vady ...? Vady hendry nampirafy...

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Re: Vady mizara vady ...? Vady hendry nampirafy...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
Ryhaj - 09/10/2017 09:29
Citation
Ho anay vehivavy aloha dia tsy afaka mitia olondroa. Miala @ 1 vao miditra @ 1! Matoa mampirafy izay dia tsy tiana intsony ilay iarahana! Inona aza antony hampirafesana? Hirevy ?

Merci amzay vaovao zay (y)
Azoko ny antony ampirafesan'ny vadiko anah
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 10/06/2018 08:11

Ryhaj
Citation
Ho anay vehivavy aloha dia tsy afaka mitia olondroa. Miala @ 1 vao miditra @ 1! Matoa mampirafy izay dia tsy tiana intsony ilay iarahana! Inona aza antony hampirafesana? Hirevy ?

Merci amzay vaovao zay (y)
Azoko ny antony ampirafesan'ny vadiko anah

Hihi ???? matoa ianao manana fitsiriritana mitia olona dia misy fitiavana izay. Manana vady ianao na sipa nefa dia mbola mampirafy ihany, midika izay fa tianao iny matoa iarahanao ary ny vadinao na sipabenao tsy tianao intsony matoa ampirafesinao fa dia mijanona aminy sisa satria hoe vady izy. Fa fitiavana efa nomenao olona hafa. Izay aloha fitsarako azy fa io samy manana ny heviny isika. Possible aloha @ lehilahy miaraka @ olona 10 fa tsy maintsy misy 1 tena tiany ao, fa ny sisa ataony fandaniana andro sy fanalana azy fotsiny.
Fa aminay vehivavy matetika matoa iny hiarahana dia tena tiana iny izay. Mety misy angamba sasatsasany mety manala azy ohatra lehilahy fa rare.
Valio | Miverina eny ambony
Ravonjison - 10/06/2018 13:16
Andrianampoinimerina izao mahery ny roapolo ny vadiny....Radama koa nanana maromaro, ireo mpanjaka vavy ireo nanana koa fa nafenina...
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 12/06/2018 04:26

mirananirina

Ryhaj
Citation
Ho anay vehivavy aloha dia tsy afaka mitia olondroa. Miala @ 1 vao miditra @ 1! Matoa mampirafy izay dia tsy tiana intsony ilay iarahana! Inona aza antony hampirafesana? Hirevy ?

Mitovy fijery tsika sy ndri @ ity saingy izay angamba no tonga @ ilay fitenenana hoe "aza mitompo teny fantatra". Tena tsoriko aminareo fa tena mbola tiako ny vadiko, mbola tia ahy hatrany izy. Araka ny nolazaiko, na misy ady be aza eto aminay tsy mivoaka @ vavany mihitsy io resaka fampirafesako azy io. Tena nampitombo ny filàny ahy ilay izy ary vao mainka nampitombo ny fitiavako azy ny fitiavany ahy. Tena tsy nampirafy azy intsony aho depuis nisarahako t@ ilay bandy sipako, moa ilay bandy moa izany mazava ho azy fa lasa fanalany azy koa aho satria izy efa fantatra koa fa tsy hisaraka @ vadiny mihitsy.

Na izaho aza rehefa manao jery todika kely dia lasa saina hoe inona moa no tena naharoboka ahy ? Ilay tambitamby sy teny mambabo ? Ilay vadiko manko olona tsy be teny izay fa ny azy fihetsika no hanehoany ny fitiavany ahy.
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 12/06/2018 20:40

Felantsoa14

Izay marina ilay hoe samy manana fiainany daholo tsirairay. Tsara rehefa niverina nifankatia indray ianareo mivady rehefa avy nanala azy kely nareo.
Fa amiko aloha tsy haiko hoe nahoana fa tena be hambopo be aho. Ka raha vao tratrako dia tsy miverina @ iny intsony aho na dia tena tiako be mihitsy aza. Izay ilay hoe tokantrano fandeferana, ka raha vao misy 1 mandefitra dia tsy rava izany mihitsy io. Misaotra anao fa nahafinaritra mahita vavolombelona toy izao.
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 13/06/2018 05:24

Tsy haiko enao manokana @ io resaka sexe io raha toy ny vhv maro fa ny vadiko aloha mba anisany nahazo ny madio niaraka tamiko satria izy no nisantatra ahy na dia tsy izaho aza no nosantariny voalohany. Ilay izy aloha amiko raha ny tontolo iainantsika @ izao no resahana dia atao toy ny rano tsy tetezin-doha ny sexe rehefa une fois nahazo ianao eh, tsisy tableau kilometrique io hahafantaran'ny hafa hoe firy no efa tao, karazany inona avy no efa tao fa entina @ fitiavana fotsiny. Izaho nanaiky hiaraka taminy na dia tsy puceau aza izy, ary tena tiako ilay nitiavany ahy hatrany na dia nanandrana fitia hafa aza aho.

aza raisina ho "loto" ilay izy fa solafaka fotsiny
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2