Ny fifanomezan-tanana

1. jahyan ( 19/06/2017 20:38)
Akory aby!Misaotra indrindra anao izay namorona izao sehatra ambohipihaonana izao(serasera.org)_ny tenako JAHYAN dia mitady fiaraha-miasa na o@samy Malagasy na ireo vahiny monina k tamana eto @ity nosy malala ity!
Misy ato,rehefa mba sendra nitsidika ny serasera.org aho dia nahita fifanakalozana,doka,tolotra,.../izaho indray mba mitady fanampiana ara-bola satria misy zavatra tiana ho trandrahana(ranomasom-bato na mercure),ny olona samy manana ny anjarany-misy source fa ny vola no tsy ampy ho enti-mihetsika nefa tsy tafatombina maheno ny akony vidiny,ka dia mba nihetsika kely nefa tsy nahatody e!Ao no ilana mpanohana_"Ny mandehndeha hany no mahita raha,kanefa raha ny maso fotiny no ho mena dia aleo mody satria mao mahita tsy hitondra mody mihitsy tokoa!Ny manm-bola no afa-mihetsika.Manantena hatrany fa tsy ho ela vaky ny maraina.
novalian'i sahia ny 27/07/2017 08:56
2. sahia ( 27/07/2017 08:56)
amin'izao vanim- potoana iainantsika izao angamba dia azo lazaina hoe sarotra ny mety ahitanao olona hanampy anao ara-bola @zany indrindra moa fa olona tsy mbola nifankahafantatra taminao fa olona hotadiavina anaty serasera. TENA MIHA MAREFO ny fifampitokisana nisy tamintsika malagasy fahiny. Betsaka ny mahay mitaraina mba ahazoana izay vola tadiaviny nefa ny ao an-tsainy dia ny hisandoka. Ary tsy azo eritreretin'ny saina mihitsy ny karazana lainga tsara lahatra foroniny @zany. Mivavaha mafy ihany sao mba misy samaritana tsara fanahy hiaraka hiasa aminao ato. Mirary soa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2838