You are here: home > Forum

Inona no tanjony

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : Inona no tanjony
Valiny : 5
Tijhanny - 19/06/2017 15:31
za vevav 22taon ar miark @ol 27taon,izi mo d ef mati dad ar mananjandri 2lah f le rai ef manambad.d izi nmamelon le mamani si le zndrin 1,ef o3taon zao zai niarak f toi zw nfiainan niainak tanatin'zani:vao niark zei d nanaton nzokik izi oe ef za miarak amny f mb teneno ze ol mikasan'az f iezaak atw aingan nraraànai,afk ftona vits tao aorian zei d nseo t@rai aman-drenik izi ar nanme ndaty anaovan nraraànai izi,d 3 volan tao aorinzei d niov izi ar tsapak zei fiovani zai,las manakian ah fon izi na nfitafik na nbikak,ze reetr azoni kianin,ar rangitini ah k vao malaelo ah d lazaini @zokik,@mamani oe sar-piar b ts mb matoki az ono,k av ko nmamani d manakian ah fona ar ts manme rarini ah munts ko f rats daolo ze ataok amni nef manolotr zvtr lafovidi oazi matetik ah ar ref tong nfeti d za nmiantok njus s n laok ar ni entrée(goutek no angonik anaovak zani f mbol nianatr ah t@zani)k na d manazav az ah d ts met maaz rarini zani munts f oi le renini mananatr ah eo imason le ol miark @k oe ts maai mtondr lelah,nlelah ane msiok d maaz f enw ntaraiki eo oi izi sad nvevav zw ef bdb k tano niaz f sarotr nmila,manme ntoerak oan'ny hafa enw,sns....ar tenenin'le renini ani @fiankvina reetr ani oe mis toetr b ono ah f aka vad iani ze aka ah,ref mangata tsodran nef ah modi manambtamb ah rzareo ar manw zw fomb reetr zao.k tong iani le ftona nomeni nrai amandrenik nef ts mb tong nialatsini kori izi f nletik fotsn,ntenenik nef izi d za ndrai ntezerani maf sad nlazeni oe za ane ts mbol manambol amaovan anzani rarà zani e,itadiav anzw alo za apiasaik oi izi d miezak mindrambol munts ah anavotak azi ar niezak nanme ze nilaini fona ah nef izi mbol ts niov,hai,nipoitr nmarin f niants fon ncusiñk izi ar nfanadal tani,tratrak anef k tapkevtr tanterak niala amni ah d nfona nandadiladi t@k izi ar nangatak dernier sens d namel az ah ar ts vao io ntratrak f ef imbetsk f io nten ts zakak satri olon taizanai ato atrano iani io ar nifon tani @rai amandrenk iz ar nanme dati manark ndrai ar niov naneo ftiavan ah nef in akor f difi nfton nomeni nrai s renik nef ts nialtsini tointeo alo iani izi,ts aik oe mani ah f tik fona izi na mjali miark amni ar ts ampi ftiavan az ah e,nfianarak az nialak f varin tamni loatr ah nef namenatraz t@namani ah f za mo fohi2 1m54 nialavak f za nef maai no izi ar ts oe ol ts maai mtafi ko akori f mb maarak iani ari betsk nmteni ah oe mafatifati keli nef gaga ah oe manin niol mait zani f izi ts mb mait ncoté positivk!?,ar forceni anw talon b fon si miaing b fon ono ref mb mande mvavak d az manw kapa iva2 zani oi izi f mb avo2 fon e,na nmamani az mteni zani @k.ts nait mamni ah ar tsapak njali b k tapkevitr niisarak amni iani ah,1 volan tao aorin zai d narar mafi ah ar vokatrin areraatsaina si areraambatan si fo naaz ah ar tong nandadilad nfon tani @hopitali izi ar ntomani d namel az ah ar niandr ah 2alina tani izi,d nanombk teo d nivoad si niov izi ar nanme toki f ts maints atao faran zai aingan nraraànai oi izi f miandr vol keli fotsn ar lazeni f oe reareani ani namani munts ono ah.za alo d ts naai nfandrai t@renini tsoni f narari ah loatr nzvtr nataoni.mis toetr rats ts tik ar raikitapisak itak ts met mial @io iltik io nef d izi otran tia ten b zani izi f ref mangatajavtr @k izi d mek fona ar mamoron munts az ah ndraindrai nef razah nmb mangatak zvtr amni d apfilaini vao maaz na ts maaz munts e,na d oe ndw mb iaona na ndao mb andende d ts mb meti izi ra ts sitraponi niovi ati @ko mo ts mbol neti iarak andende @ko munts izi atrzai f mbol oavi oa f mandrasa keli,zai fon nvaliteni mb azok.itak oe ts amp ftiavan iani nef ah.inon kai ntokoni ataok!?
Valio | Miverina eny ambony
Je-Suis-Charlie - 21/06/2017 18:23

Tijhanny

inon kai ntokoni ataok!?




ny tokony ataonao dia manoratra teny malagasy azo vakiana tsara mba ahafahan'ny mpisera hanome hevitra anao
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 22/06/2017 19:49
iieee... niezaka ihany koa aho, fa tena henjana be tokoany aloha ilay fanoratana..

Na izany aza, raha ny takatro eto, @ ambagonvangony, dia ... henjana be noho izany ilay fiaraha-monina, sy ilay voatefin'ny fiaraha-monina ao ee... Tena hotry ny 2eme classe mihitsy ny vehivavy, tsisy consideration-ny, na ny feeling-nany, na ny bien-etre-ny tsotra fotsiny.

Ary ny rehetra mihintsy no mandray azy toa izay, na ilay bandy, na ny RaR, ary ny loza indrindra koa, dia izy vhv indrindra koa dia toa ny mahita izany ho "normal".

Sa diso izay fahazoako resaka izay?


Fa raha izay, raha ny "tokony ataonao", raha ny fahitako azy, dia ... ivereno halalino fohifohy hoe ny fandehany tao, dia jereo hoe, aiza ny reprocité... Raha izy no @ toeranao dia ahoana. @ ifotony, dia MITOVY zo, MITOVY sata ny lahy sy ny vavy.



Fa raha ny fahitako azy aloha, raha mila tonga dia manao hetsika na valin-ketsika ianao, fa tsy mahandry ny handalina sy hamakafaka dia handefitra lava eo, dia ... mety diso aho, fa dia tena... mila nouveau depart ianao ee... tena mila ialanao aloha, ary ovainao na fiainana na fisainana, fa amiko aloha dia tena tsy lasa mihintsy io statut quo sy mandefitra lava io.


Sarotra anefa ny miteny toa izany, satria, io foana ilay hoe, raha mijabaka @ tokantranon'olona ianao, dia nefa avy eo izy roaroa toa miaraka indray... Dia diso foana ianao mpijabaka satria tsy hary ho fantatrao daholo ny an'azy roaroa tao.

Fa dia ianao Tijhanny ihany no erany eee...

Valio | Miverina eny ambony
Tijhanny - 26/06/2017 11:49

Je-Suis-Charlie

Tijhanny

inon kai ntokoni ataok!?




ny tokony ataonao dia manoratra teny malagasy azo vakiana tsara mba ahafahan'ny mpisera hanome hevitra anao


Ialako tsiny aminareo zay sorena tamin'ny tsipelin-teniko fa vao vaovao dia mbola sahirana fa iezaka aho ny hanitsy ny lahatsoratra zay mety mbola hoataoko ato amin'ny serasera sy zay mety andraisako anjara ato.dia misaotra anao je-suis-charlie nanitsy a!
Valio | Miverina eny ambony
Tijhanny - 26/06/2017 11:56

rhaj0
iieee... niezaka ihany koa aho, fa tena henjana be tokoany aloha ilay fanoratana..

Na izany aza, raha ny takatro eto, @ ambagonvangony, dia ... henjana be noho izany ilay fiaraha-monina, sy ilay voatefin'ny fiaraha-monina ao ee... Tena hotry ny 2eme classe mihitsy ny vehivavy, tsisy consideration-ny, na ny feeling-nany, na ny bien-etre-ny tsotra fotsiny.

Ary ny rehetra mihintsy no mandray azy toa izay, na ilay bandy, na ny RaR, ary ny loza indrindra koa, dia izy vhv indrindra koa dia toa ny mahita izany ho "normal".

Sa diso izay fahazoako resaka izay?


Fa raha izay, raha ny "tokony ataonao", raha ny fahitako azy, dia ... ivereno halalino fohifohy hoe ny fandehany tao, dia jereo hoe, aiza ny reprocité... Raha izy no @ toeranao dia ahoana. @ ifotony, dia MITOVY zo, MITOVY sata ny lahy sy ny vavy.



Fa raha ny fahitako azy aloha, raha mila tonga dia manao hetsika na valin-ketsika ianao, fa tsy mahandry ny handalina sy hamakafaka dia handefitra lava eo, dia ... mety diso aho, fa dia tena... mila nouveau depart ianao ee... tena mila ialanao aloha, ary ovainao na fiainana na fisainana, fa amiko aloha dia tena tsy lasa mihintsy io statut quo sy mandefitra lava io.


Sarotra anefa ny miteny toa izany, satria, io foana ilay hoe, raha mijabaka @ tokantranon'olona ianao, dia nefa avy eo izy roaroa toa miaraka indray... Dia diso foana ianao mpijabaka satria tsy hary ho fantatrao daholo ny an'azy roaroa tao.

Fa dia ianao Tijhanny ihany no erany eee...





Dia misaotra anao ko za nanaiky ny namaly ihany na dia tsy araka ny tokony ho izy aza ny tsipelin-teniko!,misaotra betsaka tsy nijery an'izany fa mba nahay nandray ny toerako akia a!.misaotra,misaotra,misaotra arivo tsy mana-pataperana e!
Valio | Miverina eny ambony